Manaha vary ve ry kidoropamba, ratakktikk ooo

1. penguin ( 25/06/2008 01:36)
Aza manaha vary ry kidoropamba ratakktikk a. Tsy mahomby daholo ny takktikk rehetra fa mandamoka ve e???? =)) =)) =))
novalian'i tsimati ny 30/06/2008 02:49
2. tsimati ( 25/06/2008 01:51)
Tsy milamina ny tetik'ady dia efa mifanompa ry zalahy satria tsy hainy fa ny namany ihany no mody manao ambodia mitafy hodi-janakondry. HAHAHHAHIIHAI =)) =)) =))
3. kidoropamba ( 25/06/2008 09:02)
Tsy maintsy mandamoka foana ange rehefa ny mpanohitra no manao azy e. Marina mihitsy io. Io no hiderAna ny filoha hajaina Ravalomanana fa tompo mahery hampandroso an'i Madagasikara.
4. penguin ( 25/06/2008 09:09)
Afabaraka ny kidoro vao fa handitsahan'ny zaza madinika tsy ampy taona. Niova hatramin'ny lokony. Mila ahazina ny kidoro fa tsisy hiainana =)) =)) =))
5. kidoropamba ( 25/06/2008 09:15)
Io ange ilay hitiavako anao ry penguin e. Mitovy be mihitsy isika roa. Izany no mampikambana antsika amin'ny ady politika hiombonana.

Tafita isika Malagasy
God save Ravalomanana ^:^
6. penguin ( 25/06/2008 13:59)
Tsy mety hitovy mihintsy aloha na ambony na ambany :-D :-D :-D
7. kidoropamba ( 25/06/2008 14:59)
Tsia! no sady mitovy no sahala raha ny fanompoana ny filoha hajaina Ravalomanana ary ny fitiavana ny tanindrAzana sy ny mpandraharaha vahiny no jerena.

Aza menatra moa ianao a.

Ravalomanana? mandroso, mandroso
anao indray no mamaly ilay hoe: Ravalomanana?........

Tafita Isika Malagasy ^:^
8. tsimati ( 26/06/2008 01:07)
Aza manaiky vokisana resaka tsy nianatra ry vahoaka fa andao hazera ny fitondrana fa izahay nianatra avy ao Frantsa sy manampahaizana no afaka mampiadana ny vahoaka hatrany amin'ny ambanivohitra rehetra. Aza misalasala fa hazerao mivantana ary aza asiana holikolika. Raha miala io fitondrana io dia Dokotera profesora daholo no alefanay any ambanivohitra hiasa fa manana izany betsaka izahay.
ka miangavy ry vahoaka ^:^
9. naughtyboy ( 26/06/2008 23:08)
manahy lamba miahy ny kidoromp..y razanety aza vokisana tazonalika ny oul fa ny taolambonjanakao lahy vakina :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
10. tsimati ( 27/06/2008 03:54)
Ahoana moa le hoe any Chile-maipo ra-naughtyboy? Tsisy tratra ve ? =)) =)) =))
11. naughtyboy ( 27/06/2008 13:26)
io fa tratra nijery momba ana razanety tsisy takatrao oa fa refa vokiny tazon'alika de ndana mamaky taolambodinkanakao lahy:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
12. kidoropamba ( 27/06/2008 14:31)
ManjAka ny demokrasia ao ZimbabouE satria vita ny fifidianana.
Hoan'ny mpanohitra izay mitatata fa tsy misy demokrasia ao Madagasikara dia tokony maka lesona fa ny "fifidianana" ihany no marim-pandrefy ny demokrasia @ firenena iray. Tsy ilaina ny tetezamita sy ny fanonganampanjakAna fa fifidianana ihany raha te ho demokiraty sy eken'ireo vahiny mpamatsy vola.
Ka na nanao Boycott ny mpanohitra kamo be tenda, na 8% ihany ny vahoaka tonga nifidy tao Madagasikra dia isaorana ny filoha hajaina fa vita daholo na ny referaodaoma, ny konseyE, ny ben'ny tanAna, ny depiotE, ny senatera sy ny sise.
Porofo indray izany izao fa Manjaka ny demokrasia ao madagasikara.

Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika ^:^
13. rahiratra ( 27/06/2008 15:48)
Dia inona no hidirana @'izany fa sao voan'ny tazon'alikan'i naughtyboy marina koa ianao
14. naughtyboy ( 28/06/2008 23:27)
ny tazon'alika mifangaro aretitsaina kalo tsaboina razanety de araho tsara ny anatro fa ho tafa ihany enao atsy ho atsy2 =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
15. tsimati ( 28/06/2008 23:41)
Efa malaza ilay tazon'alikan'i naughtyboy izany. Toa i naughtyboy indray kay no manaha vary rehefa nipirina kely kidoropamba sy ratakktikk. Aza manaha vary ry tazon'alika a :-D :-D :-D :-D
16. naughtyboy ( 29/06/2008 11:01)
:@ :@ :@ =D> razanety efa nisy efa elabe ny tobiny marary saina borne kilometrika 18 izy zay ra tsy diso za ndana mbo maka torohevitra @ ty aretina mahazo anao imehezany pokona fotsiny enao miteny rery eto kozy e =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
17. rahiratra ( 29/06/2008 11:33)
kay efa tsy olona tsony i naughtyboy tazoben'alika mamaly eto :-D :-D :-D
18. naughtyboy ( 29/06/2008 11:43)
=)) =)) aza manahy ny momba any naughty enao fa ny momba anao kalo ijerevo vahaolana :-$
19. kanota ( 29/06/2008 12:25)
Marina ny anao ry naughty dikin'alika mahafaty lalimanga :-D :-D :-D
20. naughtyboy ( 29/06/2008 12:30)
=)) noeveriko fa ody fanina @ ze mahasoa azy ndray lalimanga teto :p
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0561