Manaha vary ve ry kidoropamba, ratakktikk ooo

21. penguin ( 29/06/2008 12:33)
Aza manahy vary manaraka ny fikan'ny ra-naughtyboy fa ianao efa ho Ministra atsy ho atsy. Atidohabe sahalanareo izao no zahavina =)) =)) =))
22. naughtyboy ( 29/06/2008 13:01)
:-$ ny olana atrehinao jerena ny toeranao @maha minisitry ny marary saina fa tsisy tokony ahinao ny aminy naughty :p ^:^ ^:^ =))
23. tsimati ( 29/06/2008 13:18)
Tsy an'i naughty ny arahan'ny lalimanga fa midonaka loatra =)) =)) =))
24. naughtyboy ( 29/06/2008 13:30)
ny tokony lohateny @ ty lohahevitra zao de : MARARY SAINA RY KIDOROMPAMBA TSY NAHOMBY NY TAKKTIKK REHETRA RAZANETY ..horakoraka ny any mokan'alika(penguin) nanely tazon'alika teto NANDAMOKA FA LALIMANGA no tompony trano(fitaizana ny marary saina)
tsy ho sendrasendra akory no ahalany azy minisitry ny marary saina ato ho ato ,tsy tohanako fa mazava fa ho lasa lavitra ka=)) =)) =)) =)) =D>
25. tsimati ( 30/06/2008 02:49)
izay mifidy azy ministra no marary saina voalohany ry karibonetra a :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0547