Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
kalointsika ( 01/07/2008 07:34)
lehilahy tsy romantique
mahagaga ahy mihitsy fa raha atao ny statistika dia angamb 2%n'ny lehilahy malagasy ihany no mba romantik ka na hiteny "tiako ianao" fotsiny aza dia manahirana azy. asa raha mb misy manan valiny @zay.... tohiny
novalian'i ni81 ny 11/11/2008 13:13
niryna ( 01/07/2008 01:44)
Ny gasy.....fa ny vazaha angaha tsy mba mitovy amintsika?
Asa hianareo raha mba mahadinika fa misy olona miteny foana hoe "ny gasy" , Ohatra hoe minomino foana no ataoko ohatra an ! Dia tsy maintsy misy olona miteny foana hoe isika gasy ...toa sibatra foa... tohiny
novalian'i niryna ny 07/07/2008 11:20
Belami ( 30/06/2008 19:56)
Nopehako
Ny bandy entre bandy no mpiteny hoe " Nopehako le sipa" na hoe "Tratrako le sipa" ... Ny sipa koa ve mpiteny ohatrizany entre sipa ??? ... tohiny
naughtyboy ( 30/06/2008 17:39)
inona no fanafany ty ady @ fahatrana mahazo ny vahoaka ..
misy fijery itovizako @ reo filozofa tandrefana to andry Plato sy ry Hegel ary ry Marx momba ny ady @ fahantrana( proletarian unity )ra atao bango tokana ny fahorina mahazo ny vahoaka malagasy de efa... tohiny
novalian'i karavasy ny 15/07/2008 02:24
jessiK ( 30/06/2008 14:14)
momba an'i Faniah na artiste hafa
hey les amis!!! il ne faut pas toujours croire ce que l'on entend ou ce que l'on dit. Si vous prétendez connaitre quelqu'un, êtes vous réellement un membre de sa famille, quelqu'un de proche ...? p... tohiny
novalian'i kelly13 ny 30/06/2008 17:04
xxx ( 30/06/2008 14:06)
MIRADO
I anareo ve mahafantatra vaovao marina momba an'i Mirado satria misy resaka mandeha be dia be @ internet,sao dia fanaratsiana fotsiny. ... tohiny
novalian'i mikie ny 27/07/2008 17:21
Kalt ( 30/06/2008 14:00)
IMPUISSANT
Ahoana ny fiheveranareo ny terme hoe Impuissant ?Inona ny soso-kevitra omenareo ny olona mbola kely nefa efa impuissant ... tohiny
novalian'i fijo ny 24/07/2008 21:11
kidoropamba ( 30/06/2008 11:51)
O ry filoha hajaina: Mba jerevo ihany akama...
Nampihomehy ahy mihitsy ny mahita ireo akama izay mba nanaosika mafy ny filoha hajaina kanefa mbola tsy nahazo toerana politika foana hatra'minizao. Ao izany ry satrobory sy ry manandafy rakotonirina ... tohiny
novalian'i tsimati ny 06/07/2008 06:33
xxx ( 30/06/2008 11:44)
manao travaux de renovation eto @ ile de france
misy gasy manao manao travaux de renovation manao sous traitant @ societe batiment eto ile de france momba ny plomberie,electricité,peinture de decoration,papier peint,toile de verre,parquet flottan... tohiny
rabingogilabanga ( 30/06/2008 10:43)
26 Juin 2008: Ary Dadabe TSIRANANA, nankaiza?
Asa na fanadinoana, na finiavana ny hamono ny anarany eo @ tantara, fa dia tsy heno mihintsy ny anaran\'ny Tsiranana, na mandritra ny taona, na hoe fotsiny ihany @ 26 Juin @ maha-ray ny fahaleovantena... tohiny
novalian'i tsimati ny 03/07/2008 14:30
hery ( 30/06/2008 10:35)
Eritreritra fanatsarana site
Hanana fotoana kely aho amin'io vakansy io ka misy eritreritra vitsivitsy hanatsarana ny namana serasera ireto. Dia asa raha azo tanterahina :-) Ny fiovana tiana hapetraka indrindra dia hoe mifototra... tohiny
cath ( 30/06/2008 09:23)
présentoir vy
saika mba anotany oe aiza kay no misy manamboatra sy mivarotra an reny présentoir pour plantes vertes reny (vy miloko fotsy an) eto tana e?za manko efa nahita fa teny ivandry,akaikin digital, dé 200... tohiny
novalian'i Ratoa ny 10/07/2008 14:49
xxx ( 30/06/2008 07:59)
FANALEBIAZANA
Mety mahita fika vaovao sy milay ve nareo @ fanalebiazana fika ,Mety azo alebiazina ve ny filahina sa tsia ... tohiny
novalian'i lalou99 ny 12/11/2008 06:20
zandikely ( 30/06/2008 02:43)
Fanafody Fitsaboana ny aretina Sida: Resabe indray ve?
Nandeha ny resaka tato fa hoe misy mpikaroka Malagasy fa afaka mitsabo ny aretina Sida indray. Tsy vao izao manko nahenoana izany teto Madagasacar. Toa manontany tena iany hoe resaka marina ve sa resa... tohiny
kalaginta ( 29/06/2008 18:52)
tsy fantatro ny lohateny
manao ahoana tompoko, Mitady tononkira aho fa tsy dia mino aho fa railovy no mihira azy fa misy anizao ny tonony : fa taiza foana enao hatramizao, migadona tokoa ty andro iray, nahoana moa isika no ... tohiny
nygasysoafifameno ( 28/06/2008 14:17)
26juin voninahitra sy fifaliana ary 48 taona alahelo Henatra
26 jiona 2008 voninahitra sy fifaliana mahatsiaro fa malagasy zanak'i Madagasikara ny tena. ankilany kosa 48 taona nandiso fanantenana mampalahelo ary mahamenatra ny mijery ireto fitondrana nanimba... tohiny
novalian'i tsimati ny 03/07/2008 14:33
badboy ( 28/06/2008 09:55)
Teny ambony kidoro
Rehefa ambony kidoro (na antoerankafa) ny mpifankatia dia mamoaka feo : "plus fort, c bon, plus vite, encore ....". Tsy tafa ilay kozy ve raha avadika @ teny gasy ka atao hoe "ataovy mafy, tena tsara... tohiny
novalian'i cartina ny 14/07/2010 16:54
ramistiana ( 28/06/2008 09:14)
fanambaniana ny vhv
ho an'i orona Ilay fanambaniana ny vhv zany dia ohatran'ny hoe tsy mety e! Ny vehivavy mantsy dia olon'ny fo kokoa raha mihoatra ny lhl,mora tohina kokoa raha amin'ny resaka. Izaho koa dia manohitra ... tohiny
novalian'i rinakely1 ny 05/08/2008 22:16
lazounet ( 27/06/2008 19:03)
vaovao mampalahelo
Nisy mpihiran'ny MAJEUR 7 nodimandry omaly. Tapaka lalan-drà! miala tsiny fa aleoko tsy milaza ny anarany raha tsy efa officialisé satria , vaovao nampitan'olona tamiko.... tohiny
novalian'i rvoulah ny 02/07/2008 12:52
badboy ( 27/06/2008 17:56)
Robert MUGABE : ohatra ao anatin'ny maro.
Mitroatra ny ONU fa tsy ara-demokratika ny nahalany ho filohan'i Zimbabwe an'i Mr MUGABE. Tafitohana izay rehetra nijery hoe tena tsy rariny. Ary tena tsy rariny sy tsy ara-demokratika tokoa. Be ny o... tohiny
novalian'i tsimati ny 03/07/2008 14:35
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.4554