IMPUISSANT
1. Kalt
(
30/06/2008 14:00)
Ahoana ny fiheveranareo ny terme hoe Impuissant ?Inona ny soso-kevitra omenareo ny olona mbola kely nefa efa impuissant
novalian'i fijo ny 24/07/2008 21:11
2. tess
(
30/06/2008 14:49)
mila exercice tsara....
toy ny mpanao jogging, tsy mahavita mihazakazaka mandritra ny 5 mn ohatra ilay olona, dia mila fanazarana mihazakazaka matetik dia ampitomboina ny fotoana hiazakazahana avy eo lasa matanjaka be amizay am lay azakazaka.

5. tess
(
30/06/2008 20:09)
rehefa resaka sex hono dia misy dinika fasiana azy ry nao! any malalaka ny famaliana azy angamba...
6. kala
(
02/07/2008 12:14)
tsy misy an'izay impuissant zany moa fa mety hoe frustré / partenaire izy na hoe hoatroatrizay dia atao hoe impuissant!!!
:-$
:-$
8. kelly13
(
04/07/2008 08:06)
ari.malala>fita, ra olondehibe indray d saika mba hilaza za oe manantona urologue, kay mbola kely donc... :roll:
9. Zina
(
23/07/2008 12:12)
kala [ Valio ] 02-07-2008 14:14:06
Lohateny : Re : IMPUISSANT
tsy misy an'izay impuissant zany moa fa mety hoe frustré / partenaire izy na hoe hoatroatrizay dia atao hoe impuissant!!!
ie marina ity. a moins qu'il a vraiment une malaldie.
ampiasaho ny viagra e :wink:
io viagra io ampiasain'ny radoko anti-depression ho an;ny vavy
10. ainaheri
(
23/07/2008 15:36)
ny olona mbola kely nefa efa impuissant
Raha ny fahazoako azy zany atao kely fa dadany zany lery ?? lol