Teny ambony kidoro
1. badboy
(
28/06/2008 09:55)
Rehefa ambony kidoro (na antoerankafa) ny mpifankatia dia mamoaka feo : "plus fort, c bon, plus vite, encore ....". Tsy tafa ilay kozy ve raha avadika @ teny gasy ka atao hoe "ataovy mafy, tena tsara, milay, ataovy haingana, ampio ....."???? :^) :^) :^)
novalian'i cartina ny 14/07/2010 16:54
2. lemenakely
(
28/06/2008 10:36)
badboy:
Rehefa ambony kidoro (na antoerankafa) ny mpifankatia dia mamoaka feo : "plus fort, c bon, plus vite, encore ....". Tsy tafa ilay kozy ve raha avadika @ teny gasy ka atao hoe "ataovy mafy, tena tsara, milay, ataovy haingana, ampio ....."???? :^) :^) :^)
tsy voatery fa misy koa ireo armoire glace ! izany hoe tsy miteny fa maka tsirony mangina
3. rabingogilabanga
(
28/06/2008 12:10)
Rehefa ambony kidoro (na antoerankafa) ny mpifankatia dia mamoaka feo : "plus fort, c bon, plus vite, encore ....". Tsy tafa ilay kozy ve raha avadika @ teny gasy ka atao hoe "ataovy mafy, tena tsara, milay, ataovy haingana, ampio ....."????
plus vite? ataovy haingana?...
4. nanas
(
28/06/2008 16:44)
badboy:
Rehefa ambony kidoro (na antoerankafa) ny mpifankatia dia mamoaka feo : "plus fort, c bon, plus vite, encore ....". Tsy tafa ilay kozy ve raha avadika @ teny gasy ka atao hoe "ataovy mafy, tena tsara, milay, ataovy haingana, ampio ....."???? :^) :^) :^)
you are a bad bad boy!!!!!!!!!!!!!!! very bad
5. nanas
(
28/06/2008 16:45)
badboy:
Rehefa ambony kidoro (na antoerankafa) ny mpifankatia dia mamoaka feo : "plus fort, c bon, plus vite, encore ....". Tsy tafa ilay kozy ve raha avadika @ teny gasy ka atao hoe "ataovy mafy, tena tsara, milay, ataovy haingana, ampio ....."???? :^) :^) :^)
you are a very bad boy, bad bad boy
6. tess
(
30/06/2008 17:43)
lemenakely:
badboy:
Rehefa ambony kidoro (na antoerankafa) ny mpifankatia dia mamoaka feo : "plus fort, c bon, plus vite, encore ....". Tsy tafa ilay kozy ve raha avadika @ teny gasy ka atao hoe "ataovy mafy, tena tsara, milay, ataovy haingana, ampio ....."???? :^) :^) :^)
tsy voatery fa misy koa ireo armoire glace ! izany hoe tsy miteny fa maka tsirony mangina
marina io ry lemenakely.....fa refa match final vao manao bruit izay tiana hatao
ho an'i badboy: fangah kosa moa de heverin'toi fa tsy hisy hiteny gasy fa vazà foana, misy miteny gasy ka!
;-) :°)
8. diamondra27
(
30/06/2008 19:31)
badboy ; ngah mbola tsy renao le resaka mande hoe: tairo de omeo de acceler-eo
refa mitsofoka de reveo :-D :-D :-D :-D :-D

9. Belami
(
30/06/2008 19:47)
badboy:
Rehefa ambony kidoro (na antoerankafa) ny mpifankatia dia mamoaka feo : "plus fort, c bon, plus vite, encore ....". Tsy tafa ilay kozy ve raha avadika @ teny gasy ka atao hoe "ataovy mafy, tena tsara, milay, ataovy haingana, ampio ....."???? :^) :^) :^)
misy teny gasy mahasolo azy ihany ka "Zay, Zay, Tiko be"
10. tess
(
30/06/2008 20:03)
:-D :-D :-D mampmé nareo ka!
i badboy kou tsy alefanao any am resaka olondebe lay izy de manjary miafiafy be ato hiteny azy :-D

12. tess
(
30/06/2008 20:16)
belami: ka misy fitoerana hanaovana resaka am fomba malalaka tsy misy bedy fa bedy ato nareo :wink: :-D raha lazaina eto dool lay fiteny ambony kidoro sy tsihy :-D
13. Belami
(
30/06/2008 20:20)
tess : kidoro sy tsihy =)) =)) =)) ary ny eny ambony akalana ? =)) =))
14. tess
(
30/06/2008 20:45)
izay ary! izay fa hanomboka.... :^) :-D
aleo alefa arokatra de lazaina dool hihihih
ambony vatolampy :-P

16. Belami
(
30/06/2008 21:50)
diamondra27:
sur une plage abandonne :-P
ao @ tontolo iainana ao misy plage milay, anontanio melody
:-D :-D
18. xxx
(
01/07/2008 09:10)
Ny mapme ny sipako d le oe:maty a,mbay tany aloha fa maty a,na oe:mama a! 8O