Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
naritsimba ( 07/07/2008 13:24)
VAHAOLANA VE NY SORATRA MASINA?
Miarahaba antsika namana rehetra. Rehefa nandinika ny zavatra voasoratra ato @ Forum ny tenako, na io olana, na io vahaolana, na io hevitra mahakasika ny zavatra rehetra iainana @ izao fotoana dia ma... tohiny
novalian'i prime ny 18/08/2008 10:00
niryna ( 07/07/2008 12:35)
Vonona mandrakariva hamaly ny fanantenana ao anatinareo
[b] 15 Fa manamasina an'i Kristy ho Tompo ao am-ponareo (Isa. 8. 12, 13); ary aoka ho vonona mandrakariva hianareo hamaly izay manontany anareo ny amin'ny anton'ny fanantenana ao anatinareo, nefa ami... tohiny
novalian'i niryna ny 19/07/2008 04:37
julianna ( 07/07/2008 12:02)
danse urbaine / moderne
slt resaka dihy ity mitady olona mpanao danse moderne / urbaine aho, manana groupe na tsia fa za mb maniry ny hanao an'io karazana dihy io bonne continuation daholo eee mazotoa misera oh... tohiny
julianna ( 07/07/2008 11:58)
ho an'izay liana @mozika
slt daholo iza amintsika no mba liana amin'ny mozika ka te hanangana tarika kely izaho manko liana, mahay mihira de mitady mpitendry e ny ankabeazan'ny karazan-kira dia tiko fa ny tena ankafiziko ... tohiny
niryna ( 07/07/2008 11:30)
Ngorongosy,inona izany?
Ny zaza teraka aty ivelany dia toa mavomavo izany matetika ka dia voatery tazomin'ny hopitaly andro vitsivitsy vao alefany mody. Ngorongosy ve no ilazana an'io ? dia ny olon-dehibe koa ve mety ho v... tohiny
novalian'i niryna ny 23/07/2008 04:16
kidoropamba ( 07/07/2008 10:28)
dray dray dray 60.000 ariary ny bizna @ laza adina BEPC
Tsy tafavaoka e! misangodimpanina ny lohan'ny ankizy fa mafy ny fiainana. [u]Soa ihany fa nisy ny Institut of leadership ao iavoloha[/u] fa raha tsy izany dia tsy misy azo antenaina mihitsy ireto se... tohiny
novalian'i kanota ny 09/07/2008 12:42
ainaheri ( 07/07/2008 08:13)
VOLAN-DRANOMASO
Za zany mba manontany hoe;raha oh ka niharam-pahoriana ilay fianakaviana 1 ,ilay oul maty nefa manana vady aman-janaka,ary koa mbola velon-dray amandreny,ny zavtra tiako hanontaniana dia ;iza no mitan... tohiny
novalian'i ainaheri ny 12/07/2008 06:30
ari.malala ( 07/07/2008 07:35)
mpiantoka (tuteur)
Miarahaba, ny ankizy tsy ampy taona iany ve kay no mila mpiantoka? azavaiko, misy cousine ko izay kamboty ray sy reny, efa nentiko teto ny cas ny, efa 18 taona izy izao ( mandray 19 amty taona ity)... tohiny
novalian'i Ralay ny 08/07/2008 17:04
orona ( 07/07/2008 07:09)
oul cancéreux
ra manana namana cancéreux --- ka fatatra fa tsy ela dia hofaty dia ahoana no resaka atao aminy? :roll: mamangy @ fahoriana ve sa mangatsiatsia sa ...... tohiny
novalian'i SHOAN ny 08/08/2008 22:00
Aciriam ( 06/07/2008 17:37)
Mba mitady tononkira
Miarahaba tompoko! Mba afaka mahazo ity tononkira manaraka ity ve: Aleo halan'andriana toy izay halam-bahoaka-Mahaleo Misaotra mialoha.Mahaliana ilay "site".Mampifandray ny Gasy hatrany.... tohiny
kidoropamba ( 06/07/2008 15:52)
MametrA fialAna ry zokibe fa TSY LANY INDRAY M/car
Malahelo aho milaza eto fa [b]TSY LANY INDRAY ISIKA MADAGASIKARA[/b] hisolo toerana an'i afrika ao amin'ny konseil dE sEkiriotE ao amin'ny firenena mikambana. [u]Ry zareo mainty hoditra ANGOLA[/u] ind... tohiny
novalian'i kanota ny 09/07/2008 12:43
kanota ( 06/07/2008 05:08)
"Elite" Gasy hono tsy mahatafavoaka ka vizana ny firenena
Hoy le vazahabe hoe samy manana ny manampahaizany ny firenena rehetra fa ny tena mahasahirana an'i Madagasikara dia nohon'ny "Elite"-Gasy tsy mahatafavoaka. :roll: :roll: ... tohiny
novalian'i kanota ny 09/07/2008 12:44
badboy ( 05/07/2008 16:11)
Niels MARQUART sy ny laingabeny
Lazaindranamana, Niels MARQUART, amabsadaoron'i zamerika eo dago io fa vitsy kely hono ny mpianatra malagasy sy gasy tonga any zamerika!! Ny tsy lazainy dia ireo zay lasa de tsy niverina intsony satri... tohiny
novalian'i kanota ny 09/07/2008 12:45
nirinagirl ( 05/07/2008 12:22)
pazzapa à paris!!
:D 8O misy handreha pazzapa ve? ... tohiny
lazounet ( 05/07/2008 10:47)
Ny GASY hono...
Aty an-dafy, Ny gasy hono miavonavona Ny gasy hono mpanararaotra Ny gasy hono tsy fampiditra an-trano Ny gasy hono be fosafosa Ny gasy hono olona kamo Ny gasy hono be vava Ny gasy hono MANAO SA... tohiny
novalian'i SHOAN ny 08/08/2008 22:01
kidoropamba ( 05/07/2008 10:08)
Maty ny filoha zambiAna, naman'i filoha Ravalomanana
Niaramboina mahatsiraviny ny firenena zambianina afak'omaly satria maty tsy tra-drano ny filohampirenena ao aminy. Io no valandresak'i filoha hajaina omaly raha vao tonga avy any charmelicheky izy. ... tohiny
novalian'i kanota ny 09/07/2008 12:46
antsaina ( 05/07/2008 07:48)
bye
bilou ... tohiny
novalian'i ainaheri ny 05/07/2008 10:00
Bola ( 05/07/2008 02:11)
Andramo e raha mety aminao...(lalao)
Ity lalao ity tsy mety raha tsy manao araka izay voalaza rehetra...Mazava ho azy raha vao tsy manaraka ianao dia tsy mahita izay tena valiny fa very ny chance anao hi tester ity...Ka ny takina voaloha... tohiny
novalian'i endrika01 ny 22/07/2008 19:28
Bola ( 05/07/2008 01:04)
Mitsitsy vola - miaro tontolo iainana
Ity misy fomba mety efa misy mahafantatra fa manaparitaka fotsiny na manamafy ity. Manimba tontolo iainana ny karazana produits ampiasaina @ fanadiovana isan karazany ao an trano matetika. ity misy... tohiny
novalian'i ainaheri ny 05/07/2008 09:51
Bola ( 05/07/2008 00:49)
Omeo namana aho
Hoy Adama tamin Andriamanitra: Toa manirery aho fa mila namana! Andriamanitra: lazao ahy ary izay fanirianao, namana manao ahoana Adama: tsara tarehy, vady mahafa po, mahay mitaiza, mahakarakara ah... tohiny
novalian'i SHOAN ny 05/08/2008 13:23
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 7.5234