Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
kotomanjaka
(
09/07/2008 05:59)
mba rahaoviana
salut raha misy mahita ny tonon-kira ny tselatra " mba raha oviana...
tohiny
rakapy
(
09/07/2008 04:43)
Mugabe tafajanona eo @ sezany.Jesosy ve? OUI,OUI,OUI
:-D :-D :-D :-D ...
tohiny
novalian'i fijo ny 30/07/2008 20:30
niryna
(
09/07/2008 02:21)
Mpangalatra mitana ody mahery, tsy misy tady mahatana azy
SAMBAVA. Manana fahaizana tokoa ny zanak’olombelona. Ny indro kely anefa, ampiasaina amin’ny zavatra ratsy izany matetika.
Mpangalatra mitana ody mahery, tsy misy tady mahatana azy
Voasambotry...
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 03/08/2008 10:45
Bola
(
09/07/2008 00:28)
Asa marika hafa
Asa marika atao an kandrina tsy mila taratasy na penina. Atao HAINGANA araka izay azo atao. Atao tena araka io filaharana anoratana azy eo io.
1000 plus 40 plus 1000 plus 30 plus 1000 plus 20 plus ...
tohiny
novalian'i mbaliana ny 09/07/2008 17:51
Bola
(
08/07/2008 23:32)
Asa marika
Kajio haingana an-kandrina ireto:
9+7
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
12-7
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
8+15
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
11-8
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
...
tohiny
novalian'i pissoa ny 13/07/2008 17:07
Bola
(
08/07/2008 22:28)
Vendrana ve ianao...
Raha vendrana ianao dia jereo ery ambany @ ity pejy ity, ampidino @ fampiasana souris.
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v
v...
tohiny
novalian'i ainaheri ny 23/07/2008 11:36
fijo
(
08/07/2008 20:20)
aza tara ry vatican
vaovao lehibe androany ny naneken'ny fiangonana anglikanina ny hisian'ny vehivavy eveka.
ny fiangonana anglikanina sy ny fiangonana katolika moa di asaika nitovitovy rafitra.saingy izao izany dia s...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/07/2008 20:43
diamondra27
(
08/07/2008 19:33)
avatar
ka raha zao ndray zany no izy de mety milay be le mahita sary kely isankarazany
ka maninona moa raha manao avatar mifanandrify am le rubrik e
Ohatra we rubrik fiarakodia dia avatar auto doly no ...
tohiny
novalian'i ainaheri ny 12/07/2008 15:54
ari.malala
(
08/07/2008 12:25)
nahazo tôbil hono za :^) :-D
Tsy haiko indray ity na tokony ato am eritreritra mandalo na any am informatik fa ts haiko nareo raha mba mahazo ireny mail hoe felicitation, vous avez gagné zao euros na zao euros, fa za androany n...
tohiny
novalian'i ni81 ny 30/07/2008 20:29
brau
(
08/07/2008 11:12)
avenir ny foot gasy tena mino za
ndao omena courage ny foot gasy tsika e...
tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 10/07/2008 17:24
Lejoba
(
08/07/2008 10:36)
les Adeline
Mpankafy les Adeline aty Frantsa. Mitady izay mety ho vaovao mikasika azy ireo. Indrindra ny album mivoaka, ny fampisehoana ataony ets.
Misaotra mialoha ^:^ ...
tohiny
novalian'i Lejoba ny 08/07/2008 15:00
ravatorano
(
08/07/2008 10:15)
hitako tao main' ny blaogin'ny namana iray izy ity
http://news2dago.blaogy.com/post/770/5023
miala tsiny indrindra raha naka ireto lahatsoiratra ireto tao amin'ny balogin i news2dago ny tenako =satria tena feno fahatairana tokoa raha namaky io lahats...
tohiny
novalian'i tess ny 08/07/2008 18:30
naritsimba
(
08/07/2008 09:29)
CABARET DANCING 09/08/2008 NAMANA SERASERA DAGO
Ilazana isika namana rehetra fa:
Ny [b]Fikambanana namana serasera dago[/b] dia mikarakara
[b]CABARET DANCING[/b]
Iarahana amin'ny [b]TOVO J'HAY[/b] sy ny [b]Orchestre DIAP[/b]
Izany dia atao ao...
tohiny
novalian'i colaps ny 23/10/2008 18:46
nenipita
(
08/07/2008 07:53)
gauffre
so de mba misy mahita mpivarotra ireyn gaufrier ilay le tsotra fa tsy electrique an izany hoe ireny toy ny vilanin'Ambatolampy ireny le izy , mitovy @ fanaovana mofo gasy ireny fa fanaovana gaufre m...
tohiny
novalian'i rose4u ny 19/10/2008 10:52
nenipita
(
08/07/2008 07:30)
fanalana volokelika
ahoana ny fampiasanareo fanalana azy io,
Misotra...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 26/09/2008 09:56
hery
(
08/07/2008 00:15)
Zava-baovao: sarintava
Ny sarin-tava (avatar) dia sary azonao ampiasaina hamantarana anao eto anivon'ny serasera iray manontolo.
Mandehana ao amin'ny mombamomba anao dia ovay ny sarintava-nao :-)
...
tohiny
novalian'i cutie ny 15/07/2008 13:55
rabingogilabanga
(
07/07/2008 16:20)
Resaka MUGABE; MOKO-be ve?
Samy manana ny hadisoany ka aoka samy handini-tena::
[b]1)hadisoan'ny Mugabe:[/b]
-N'inoninona filazany, dia tsy rariny mihintsy izany 28 ans au pouvoir izany.
-Ny Fankana ny tany @ vaza...
tohiny
novalian'i karavasy ny 15/07/2008 02:30
rabingogilabanga
(
07/07/2008 15:49)
Betancourt afaka: Jesosy ve? OUI OUI.
Tranga roa no miseho:
[b]1)Tsy nisy ny negociation:[/b]
- 6 taona no nihazonana an'i Betancourt, tany anaty ala, tsy nahita n'iza n'iza, tsy misy hafa tsy finoana no hahafahana miaritra izany.
...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/07/2008 21:03
arihando
(
07/07/2008 13:41)
NIOVA DIKA : POOPY
Mba mangataka amintsika izay manana io hiran'i Poopy vaovao io re azafady indrindra e!
Dia misaotra mialoha....
tohiny
ikalamako
(
07/07/2008 13:33)
Namana Serasera Dago : misaotra.
Tsy alefako any amin'i Prezidà irery izy ity, na mailaka manokana ho an'i zoky ravatorano fa aleo atao eto satria dia [b]ianareo rehetra anatin'ny Fikambanana no isaorana[/b], na dia efa maro aza ny ...
tohiny
novalian'i Gasymetissy ny 18/04/2016 21:11
