Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
badboy
(
10/07/2008 17:31)
Nosy be vidian'ny vazaha @ ambongadiny!!
Tsy haiko nareo raha nahita ilay émission combien ca coute, fa tena hita hoe raha vao investissement à long tereme dia tsy hita isika malagasy!
Tsy vitsy anefa no manana 50 000€ na mihotra lav...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/07/2008 20:54
Optik
(
10/07/2008 17:12)
Manambady
Ty misy hiran'i Mily Clement , salegy hoan'ny mpankafy :
http://www.dailymotion.com/relevance/search/mily%2Bclement/video/x1n5je_manambady-mily-clement_music...
tohiny
novalian'i rapala ny 11/07/2008 07:46
rajoelina
(
10/07/2008 16:51)
hafatra mandreraka...
... kanefa tsy mety voafafa!!!
Misy hafatra nalefan'ingahy hery zay ao @ hafatro, de fafako de tsy mety miala mahintsiny.
Inona kay no azoko hatao mba hamafako anireo hafatra ireo?
;-)...
tohiny
novalian'i ainaheri ny 20/07/2008 18:13
tsimati
(
10/07/2008 14:22)
Na omena fotsiny aza ny Elita tsy mahatafavoaka ho aiza?
Ny Elita tsy mahatafavoaka mitokona ivelany ary mihevitra fa izay heviny no harahina. Misy ny mpitondra noho izany ny tapakin'ny mpitondra no atao ary hitsarana azy any aoriana na tafavoaka izy na ver...
tohiny
novalian'i tsimati ny 12/07/2008 15:16
ainaheri
(
10/07/2008 11:40)
Nosy Be
Nareo ve nahita ilay émission tao @ TF1? Ilay tany agogo any Nosy Be amidy @ vazà, 1euro ny m²...Zany ka varo-boba...Mba afaka mividy @ zany ve ny gasy??...
tohiny
novalian'i ainaheri ny 10/07/2008 11:42
kidoropamba
(
10/07/2008 11:23)
Tongava nareo frantsay fa atao varoboba i Nosybe
Dera sy laza hoanao ry filoha hajaina Ravalomanana fa tena mahery.
Raha nivaoka tao @ "combien çà coute!" (TF1) fa kay maro ireo frantsay mividy ny [b]nosy kely[/b] maromaro ka [b]2 euro ny 1 m²[...
tohiny
novalian'i tsimati ny 13/07/2008 23:53
rajoelina
(
10/07/2008 10:57)
Barea
nijery ny klasifikation zah fa i Madagascar angamba mety @ 2100 vao hilalao mondial 8)
Tsy masakana andry Drogba zany ireo bandy ireo.
Diso fanantenana be loatra ny gasy sy ny baolina kitra kle :l...
tohiny
novalian'i bazylou ny 27/07/2008 22:34
Kapistra
(
10/07/2008 10:13)
ilay anarana ps
Slt dôly
Ny ahy ‘zany ity mba eritreritra mandalo fotsiny @ ilay anarana ps e !
Tena misy maro tokoa ao ny mahaliana ny mahafatifaty sns fa ny an’ny sasany
tena ohatran’ny tena mapihomehy be...
tohiny
novalian'i Jhemas ny 12/09/2008 11:00
orona
(
10/07/2008 07:15)
ny PD malagasy
isika gasy ve no diso mitana fomban-drazana loatra sa ahoana?? Tokony mba omena alalana hivady ny lhl refa mifankatia --- Tsisy idiran'ny afa mitsy ny fiainatokatranony --- koa nahoana no rarana tsy i...
tohiny
novalian'i namana2008 ny 29/07/2008 12:18
tianatian
(
10/07/2008 05:31)
Mitady tonon-kira
Bjr!Mba miangavy indrindra tompoko; mba omeo ireto tonon-kira ireto aho fa mba tena tiako ananana.Misaotra indrindra.
Hoy aba (Tearano)
Vacance NosyBe (Max E.)
Akory Kabaro
Zipety...
tohiny
novalian'i ni81 ny 16/07/2008 07:48
Bola
(
10/07/2008 03:22)
Nahoana
Nisy vehivavy iray teo am pandevenana ny reniny. Teo @ olona maro nanatrika teo dia nahita lehilahy iray izy izay tena nanintona azy - toy ny hoe ilay homme ideal- ny (fiteny ve hoe lehilahy filamatra...
tohiny
novalian'i ainaheri ny 22/07/2008 09:04
lazounet
(
09/07/2008 21:13)
Mangataka fanazavana fotsiny
Misy an'ity pejy ity ato sendra hitako http://namana.serasera.org/index.php?rub=namana%2Fnamana&asa=sakana&izaho=1&debut=0 inona no tena dikany ?...
tohiny
novalian'i RATOVOARY ny 10/07/2008 08:27
xxx
(
09/07/2008 19:53)
combien ça coute?
Ianareo ve nahita an'iny fandaharana iny tamin'ny france 1, tsy harako hatramin'ny voalohany...
:x tena hamidy varo-boba amin'ny vazaha izany ny tanindrazana, tany+plage = 2 euro/M2 à NOSY BE, dia...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 11/07/2008 14:29
Samoana
(
09/07/2008 19:27)
Pétanque vehivavy La Marseillaise
Miatrika finale rahampitso 10 Jolay ny mpilalao kanetibe tarihin'ny tompon-dakantsika Cicine. Nikoizan'ny vahoaka ny 1/2 finale androany fa sady manja no mahay ny antsika. Sady tsotra no mitsikitsiky ...
tohiny
novalian'i kelly13 ny 02/08/2008 19:30
ni81
(
09/07/2008 18:02)
Fanampin'anarana sy ny heviny
Andao samy hilaza fanampin'anarana. Amin'ny teny malagasy fa tsy fiteny hafa. Dia lazaina ny HEVINY (na définition avy eo). Aleo asiana ohatra aloha ho jerentsika.
[color=red]Hanitra[/color]: mila...
tohiny
novalian'i RATOVOARY ny 06/08/2008 08:20
RATOVOARY
(
09/07/2008 14:27)
Ilay sarin-tava
Fisaorana alou no atolotra an'i hery nanolotra zava-baovao hantsarana ity site fifandraisantsika ity.
Fa lasa kely ny eritreritro hoe : mety hampitombo ny isan'ny mpandray anjara eto izy ity na de h...
tohiny
novalian'i ainaheri ny 27/07/2008 07:58
kidoropamba
(
09/07/2008 12:43)
Maligasizasion: 2 volana dia vita
Aleo deraina manokana ny filoha hajaina Ravalomanana @ ity maligasizasion izay ataony ity.
Haverina mantsy ny "kajy fototra", ny "tajefi", ry "jao sy mboty" izay nampandroso an'i Madagasikara fahiny...
tohiny
novalian'i tsimati ny 12/07/2008 15:19
fejere
(
09/07/2008 09:40)
Bevohoka sarotiny
Salama,
Bevohoka 1mois eo ho eo ka mando isan'andro, mety misy fomba hanafoanana le fandoavana isan' andro ve?
Misaotra amin'ny toro-hevitra mahasoa....
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 11/07/2008 18:08
badboy
(
09/07/2008 08:21)
Fahafahana miteny @ fahitalavitra sy banky mondialy
Hoy ny mapnohitra : Minia tsy mihaino sy tsy miraharaha ilay fihetsika tsy demokratika ny banky mondialy manoloana ny tsy fahafahany miteny @ fahitalavitra!
F'angaha ny banky mondialy no manapaka s...
tohiny
novalian'i tsimati ny 09/07/2008 13:22
capitaine
(
09/07/2008 07:51)
RAP:mozika?
malagasy ve enao? raiamandreny, tanora na ankizy aza. Mba ahoana ny fahitanao ny rap malagasy? mendrika ny hiseho haino aman-jery ve? azo lazaina ho mozika? inona ny lesoka hitanao ka tokony hovaina a...
tohiny
novalian'i capitaine ny 14/07/2008 10:43
