combien ça coute?

1. xxx ( 09/07/2008 19:53)
Ianareo ve nahita an'iny fandaharana iny tamin'ny france 1, tsy harako hatramin'ny voalohany...
:x tena hamidy varo-boba amin'ny vazaha izany ny tanindrazana, tany+plage = 2 euro/M2 à NOSY BE, dia manararaotra ny vazaha manorina hotel bungalow sns...hampitomboana ny harenany , dia ny vidin'ny tany mankaiza amin'izany????? efa feno fanoreanana trano hotel be dia be i NOSY BE izao
dia mba hisy tombotsoa ho an'ny fanjakàna malagasy ve ny famarotana ny tany ho mora be ho an'ny vahiny????
2. ni81 ( 09/07/2008 20:34)
Mety ho mila vola maika kosa angamba ny tompony dia nalefany koa! :roll:
3. xxx ( 10/07/2008 04:44)
ni81: an3 ka! ny sisindranomasinarehetra hifandrombahan'ny vazaha ny mividy azy fa mora be ny handefasan-jareo azy.....de ny gasy ihany no tsy mba mahay manararaotra ny taniny....hotel ity hatsangana any ity natao varo-boba ny vidiny :? dia jereo fa mbola ny vazaha ihany no hafaka hanararaotra iny plage sy ranomasina madio be iny fa tsy ny gasy mihintsy.
4. ni81 ( 10/07/2008 06:29)
Ka ireo gasy manam-bola izany angamba tsy liana ny hividy tany eo @ ireo toerana ireo ange e! Mety tsy dia mahataitra azy ny hanao trano ho an'ny mpisaha tany, na koa izy matahotra ny ho very vola satria ny moron-dranomasina zao dia efa be no lasan'ny riaka ny trano. Eritreritra ny ahy iny.
5. ainaheri ( 10/07/2008 11:47)
xxxx>> nisy 1euro avy aza tao,d mahalitika ny mihaino azy klé,@ zay ilay rangah mizesta mitsy we nividiko 1euro ny m² d nanangana otrany villa kely maro² lery fa amidiny 400euros ny m² :twisted: :twisted: ,zay hita fa bizna tsotra zao,satria tsy manome asa ny mponina ao,fa raha hotel no atsangana d ouiiii
6. diamondra27 ( 10/07/2008 13:01)
2 euros hono ka de le bandy producteur film iny no lebany ao de nisy vas=zah vavy iny koa retraite , modeste nefa de mikafiry any am tanana hiiii

atao ahoana e

ndana ry zalah mba mankany a
7. diamondra27 ( 10/07/2008 13:03)
ka ny gasy mahalala fa misy cyclone foana any dago isantaona de tsy manana moyen hanaovana reparation am zany e , aleo any anatinatiny ny an'ny gasy

le vazah nge no tia we vue mer etc etc e fa raha vao tonga ny tsunami de ao izy sy ny tranony na refa miakatra ny mer

sa mbola ho ela zany vao misy
8. xxx ( 10/07/2008 13:52)
ainaheri: pfffff! lery aza mi geste be hoe tout ça m'appartient :x
dia ilay fibaikony an'ilay mpiasa ouvrier kely gasy tena mampalahelo mihitsy :?
misy gasy mahavidy aloha raha te hividy e!, terrain ngeda be 50.ooo EURO miaraka amin'ny plage eo amin'ny 500M2....

ka izay no hataoko hoe ny gasy tsy mahay manararaotra fa ny vazaha no mitavana ny hareny....
9. ni81 ( 10/07/2008 15:28)
dia ilay fibaikony an'ilay mpiasa ouvrier kely gasy tena mampalahelo mihitsy
Matetika ange isika gasy mampivady ny toaka @ asa kosa e! :roll:
10. xxx ( 10/07/2008 15:35)
io aloha dia marina fa ny fomba fibaikony mitsy no mahatsiravina e!
11. ainaheri ( 10/07/2008 15:56)
Ilay resa-toka kosa alou tsy mamely fa zay ihany kou mavoa antsika gasy refa miasa,tsy mba manaja asa,d otrany voahozona @ le toaka....fa zany we fomba fitenenan'ilay vozà tsy mety ,pffff niseho tele lery d nizesta zany eee :twisted: :twisted:
xxxx7>> Manambola hividiana an'zany ny gasy fa tsy mahalala oe amidy @ izany vidiny zany anie ity zvtr,fa raha vazà d ny marina no lazaina snif sniffff
12. tess ( 10/07/2008 16:02)
efa henoko elabe io resaka projet immobilier tany nosy be io fa tsy nampoiziko hoe hamidy varo-boba am vazà :? de zareo ndray no midehaka...;
13. ni81 ( 10/07/2008 16:12)
...fa zany we fomba fitenenan'ilay vozà tsy mety ,pffff niseho tele lery d nizesta zany eee

Mankarary ny sofin-tsika ny mandre azy mibaiko fa ny chef gasy sasany aza sady miteny ratsy rehefa mibaiko ny mpiasany.
xxxx7>> Manambola hividiana an'zany ny gasy fa tsy mahalala oe amidy @ izany vidiny zany anie ity zvtr,fa raha vazà d ny marina no lazaina snif sniffff

Angamba ny olona mipetraka any ihany no nahalala io varo-boba io.
14. ainaheri ( 10/07/2008 18:37)
@ zay ny bail 90ans,na ny zafikeliny aza mbola miriaria ao klé :cry: :twisted:
15. diamondra27 ( 11/07/2008 14:29)
e e e de tonde action zany e!

http://www.coyote.fr/combien/ca/coute/mercredi/9/juillet/2008

de bonne chance doly nareo manao trano sy mividy tany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3664