Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
salopard
(
04/07/2008 17:34)
Ragirity Betain'orona: Avotra ihany Izy
avotra ihany ragirity betai'orona (INGRIND bettancourt)
misaotra
sisa ho avotana dia i i tezitra sy ra-Jean-Kely, ra serasera
tsy ampy dôzy aloha
sniff...
tchouFF......
tohiny
novalian'i serena ny 22/07/2008 04:48
lolabe
(
04/07/2008 13:25)
Resaka mivantana
Salama aby, mba ametraka fanontaniana za oe fa maninona no tsy tafiditra ao @ mi-chat tsony fa oe tsy avelan'ny epiknet zany, efa ho tapa-bolana zay, mba azavao ra-Hery a, fa de naninona loatra no tsy...
tohiny
novalian'i lolabe ny 07/07/2008 12:40
xxx
(
04/07/2008 09:50)
cesarienne
miarahaba ny rehetra,
mba afaka mitantara na milaza eto amin'ny ambangovangony ve ianareo reny izay efa niatrika io fomba fiterahana io? ny tiako ho lazaina dia hoe miandry ny col hisokatra etc... sa...
tohiny
novalian'i Lejoba ny 23/07/2008 14:26
JIMTA
(
04/07/2008 09:47)
Ny sary ve !
tsy aleo ve ato @ serasera mba asina we fampisehona lamody sy pozy e! de mba miova kely ny endrikin''ilay we "sary rehetra" satria ohatran'ny hafahafa be ny fampasantsika malagasy azy e! veloma de mak...
tohiny
novalian'i karinah ny 04/07/2008 16:45
antsaina
(
04/07/2008 08:37)
tsy aiko ny lohateniny
slt, tsy aiko tsara ny lohateny fa hira efa taloha misy hoe: rotsirotsimpifaliana,nananana, eo antratranao ry tiana no anolorako fitia, fa na maizimbolana aza,nanana...sahiko eto ny milaza, mandramaty...
tohiny
novalian'i antsaina ny 05/07/2008 07:53
mahatafa
(
04/07/2008 07:47)
mitady le hira TOKIMPANOMPOANA
mitady le hira TOKIMPANOMPOANA...
tohiny
novalian'i ni81 ny 10/07/2008 10:46
ari.malala
(
04/07/2008 06:59)
789 celtel
Miarahaba,
Tsy haiko na tokony ho ato ity na any am informatik fa tsy haiko nareo refa miantso ny 789 celtel raha mba tonga d mahazo conseiller clientèle fa za refa miantso an'io mba mila fanampia...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 21/07/2008 08:10
Bola
(
04/07/2008 00:09)
Miasa ve sa tsia...
Raha misy 365 andro ao anatin ny taona iray ary 52 herinandro. Atao hoe tsy miasa asabotsy sy alahady dia 261 andro no sisa miasa amin ireo 365 andro @ taona. Adiny 8 ihany no any am-piasana ka ny adi...
tohiny
novalian'i Bola ny 06/07/2008 03:50
kozyvezany
(
03/07/2008 22:21)
antso(hiran'i barijaona)
mba saika hangataka ny tononkiran'ilay hiran'i barijaona mitondra ny lohateny hoe" antso".misaotra mialoha...
tohiny
ainaheri
(
03/07/2008 18:20)
Asso Ingrid Betancourt
Mankaiza zao ireny vola voahangon'ny ASSO Ingrid ireny??...
tohiny
novalian'i ainaheri ny 04/07/2008 11:25
lemenakely
(
03/07/2008 16:46)
Môtera hely ,double pont!.......
Môtera hely ,môtera be....
Double pont !
dia tsy misy hira afatsy resa-body sy mampandihy vody izany izao no malàza sy hira mandeha any DAGO , nefa mankaleo ilay izy refa ho lava ary manimba ny k...
tohiny
novalian'i nofinofy ny 04/07/2008 05:55
badboy
(
03/07/2008 15:41)
Tanika sa tsy tanika???
Rehefa tsy tanika tsony ve ilay kôfa de atsipin'ilay sipa satria tsy hanao raha tsony???? :^) :^) :^) :^) :^) ...
tohiny
novalian'i yonikafopl ny 12/07/2008 19:54
tsimati
(
03/07/2008 14:13)
Vahoaka Malagasy ve no tian'i KIDOROPAMBA verezina ????
Ny olona tiana omena izay mahasoa azy. ny zaza tiana hanarina ary ny vahoaka tiana hasoavina. Ka tiana ho verezina ve ny Malagasy amin'ity resaka hafahafan-ra-kidoropamba ity ?...
tohiny
novalian'i tsimati ny 05/07/2008 00:45
kidoropamba
(
03/07/2008 13:32)
Ingrid betancourt sy Ravalomanana
Miala tsiny aminareo mpisera fa [b]tsy tantiko[/b] ny tsy nampiaraka ireo anarana roa ireo satria tena malaza izao i Ingrid betancourt ka noheveriko fa rariny raha mba nampiarahako taminy ary ny anara...
tohiny
novalian'i kanota ny 09/07/2008 12:47
ni81
(
03/07/2008 11:04)
Ny fahazarana miteny ratsy
Asa ianareo raha toa ka nahita ilay fandaharana tao @ ARTE somary efa elaela ihany izay momba ilay agence matrimoniale.
Tsy momba ilay agence no tena tiako ho resahina eto fa nisy t@ ireo vehivavy m...
tohiny
novalian'i mignone ny 03/07/2008 20:58
badboy
(
03/07/2008 10:37)
Isaory hono ny avo fa izy no nanafaka an'i Ingrid BETANCOURT
Isaory hono e! Marina ny an'ilay niteny an'io satria nilatsaka avy any andanitra ilay fahafahany! De ireo olona niasa mafy nandritra ny taona maro nilatsaka avy any andanitra ihany koa! De ireo olona ...
tohiny
novalian'i Rasiligaoma ny 28/07/2008 04:23
sipagasy
(
02/07/2008 22:41)
AFAKA i Ramatoa Ingrid BETANCOURT
Miarahaba ny rehetra
Tsy aritro ny hizara aminareo fa mba faly koa aho fa AFAKA ihany i Ingrid BETANCOURT rehefa avy notazomin'ny FARC taona maro.......
Tsy mpanao gazety ny tena fa aleo aloha mbo...
tohiny
novalian'i tsimati ny 05/07/2008 14:37
fijo
(
02/07/2008 21:51)
islam
nanaraka dinika momba ny islam aho tamin'ny arte,dia nisy zavatra nahaliana ahy satria fanindroany izao no mba nahitako silamo sahy miresaka sy mametraka ny olana misy eo amin'ny silamo sy ny fiaraham...
tohiny
novalian'i fijo ny 08/07/2008 20:41
Veloo
(
02/07/2008 19:04)
Iza avy ireo OP (rehetra) ato ary iza no anarany?
Asa na efa notenenina tato ny anran'ny OP rehetra, azafady mba lazao indray mande raha tsy mahadiso
Misaotra tompoko...
tohiny
novalian'i Veloo ny 03/07/2008 14:34
angotiko
(
02/07/2008 17:16)
saika mba hanontany fa ...
miarahaba!!!
saika mba hanontany noho ny tsy fahalalana
hono wa ny OP ve tompoko mba misy fitsipika mifehy sa tsia sa dia manao zay tiany atao
ohatra rehefa tsy titina d banniavana na atao sarotra ...
tohiny
novalian'i Angie ny 19/08/2008 15:19
