Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
armande
(
02/07/2008 13:08)
Valin-teny na valin-kafatra (AMPIFITIA)
Finaritra!
Mafinaritra ahy ny fisian'ity serasara.org ity.
Afaka mba mahazo an'io hira io ve izaho.
Misaotra amin'ny fiaraha-miasa.
Manao veloma amin'ny anaran'ny Tompo....
tohiny
novalian'i ainaheri ny 05/07/2008 14:05
kala
(
02/07/2008 12:01)
alahelo an'i totofy
Sali daholo,
Dia ho diso ve zà raha hiteny hoe "malahelo an'i totofy".
Koa ilazana izay mahita azy na mahafantatra azy mba hanoratra eto hifampizara ny tafa sy dinika
totofy > :* :* :* :* :* ...
tohiny
novalian'i kala ny 07/07/2008 11:48
harival
(
02/07/2008 10:36)
raha mbola hiverina, dillye
misaotra mialoha...
tohiny
xxx
(
02/07/2008 08:38)
sao mba
:arrow: salam diaby,sao mba misy mety mahita evitra momba'ny compteur hikambanana fa miady foana ny roa tonta satria ny sasany tsy manana télé etc,ny sasany mijery télé mandra-patory dia ady foan...
tohiny
novalian'i xxx ny 31/07/2008 10:51
orona
(
02/07/2008 07:12)
olona matavy
Mba misy tombony iany ve le matavy sa dia akiviana dia eleo matavy any?
Efa hita fa mematavy le zaza -- mbola sisiana sakafo iany. Ailika we gène -- gène -- nefa ny hatendana no be. :x :x Maso...
tohiny
novalian'i SHOAN ny 08/08/2008 22:06
hery
(
02/07/2008 05:11)
Vakansy serasera eto Rome
Dia toa izao izany ny programa raikitra amin'ny fihaonana serasera eto Roma. Izay mbola tsy nisoratra anarana kanefa te handeha dia amin'ny 13 Jolay izao no fara-fisoratana anarana.
Mandefasa hafatra...
tohiny
novalian'i mbaliana ny 05/08/2008 17:55
tsimati
(
02/07/2008 01:26)
Tsy tafa ny resaka Demony sy 5V dia lasa hajaina indray ve?
Hita be hoe tsy mahita hidirana ry kidoropamba. Nalefa ny hoe "pacte" @ Demonibe lava rambo tsy nisy sira; natao ny 5v bala rora; nampidirina ny tsy nianatra sy tsisy diplaoma mbola nigagan'ny maro an...
tohiny
novalian'i tsimati ny 03/07/2008 14:18
niryna
(
02/07/2008 01:00)
sudoku
Ity misy kilalao mampiasa saina sudoku no anarany.
Isaky ny boaty iray dia misy isa 1 ka hatrany amin'ny 9 .Misy boaty 9 io ary tsy miverina ny isa fa na miakatra na midina dia azo asiana ireo isa 1-...
tohiny
novalian'i niryna ny 22/08/2008 19:17
ni81
(
01/07/2008 20:43)
Tarana-boanjo tokoa ve foto-boanemba?
Misy vehivavy tavaratra izay miara-miasa aminay:
- Tara lava izy io ary dia mahita lainga ho foronina foana @ zany ary ny sefony indray no somary ampitahoriny...
- Ny vadiny araka ny fitantarany dia...
tohiny
novalian'i ni81 ny 02/07/2008 18:08
voara
(
01/07/2008 20:26)
mitadi an'i diara
slt daholo o ,sao mba mahafantatra an'i DIARA boka majunga ianareo ,mba omeo azi adresse ti sariaka@ hotmail.fr...
tohiny
novalian'i voara ny 11/07/2008 14:54
niryna
(
01/07/2008 18:50)
He izany fahazavana tao anatin'ny aizina !
Natory aho dia maizina avokoa izay jereko satria alina ny andro.Tsy fantatro hoe amin'ny firy izao.Ny tara-pahazavana no itako ka dia notapenako ny masoko ary dia navelako teo ny tanako hanako ilay ha...
tohiny
novalian'i prime ny 10/07/2008 12:59
kidoropamba
(
01/07/2008 16:03)
Fangatahana @ mpikirakira ny serasera
Mba miangavy an'izay mikirakira an'ity serasera ity mba [u]hanisy vidim-pidirana[/u] eto @ serasera fa [u]tsy laitra ity ataon'i tsimati[/u] ity [b]satria @ 3 ora maraina lery dia efa eto[/b]. Tsy mat...
tohiny
novalian'i tsimati ny 03/07/2008 14:19
glou
(
01/07/2008 15:12)
bon annif blanche 07
bonne annif de mahazahoa izay irina ehhhhh
de aza adino ilay ronan'amamy ehhhhhhh :lol:
mankalaza
glou_...
tohiny
novalian'i RATOVOARY ny 02/07/2008 14:39
andhysiah
(
01/07/2008 14:49)
Feno anao-koa hifagnenjagna-LOVE AMINAO-TSISY TSIGNY
tsar be ny vazon'i shyn
bonne continuation!
andefaso poster
bisous!...
tohiny
rastafarai
(
01/07/2008 11:28)
Saro-piaro
Refa saro-piario énao d lazain'ny olona fa tsy manana fahatokisana,tsy saro-piaro énao lazainy tsy miraharaha...Tsy azoko intsony we inn ny tena marina @ ty fitiavana ty ry reto :roll: ...
tohiny
novalian'i niry2007 ny 17/07/2008 12:27
xxx
(
01/07/2008 10:41)
vonjy jiro
:^) miarahaba ny rehetra,manana trano aho ,mikamabana compteur ny mpanofa ao,miady foana zareo rehefa andoa ny jiro satria tsy mitovy ny fanpiasana jiro,ny sasany miasa tsy eo lava,ny loza aminy sami...
tohiny
novalian'i Bita ny 02/08/2008 13:34
ninietbou
(
01/07/2008 09:17)
mila fanampiana amin ny fandefasana entana.
hono oa ry zalahy ny fandefasana entana @ chronopost eto frantsa mankany mada ve mba azo antoka fa ohatrany tena lafo be ?
mba mila fanazavana re .misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i bazylou ny 25/07/2008 13:14
armande
(
01/07/2008 08:58)
asandratro avo
Miarahaba!
Tiako loatra io hira io.
Misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i ni81 ny 01/07/2008 11:10
nofinofy
(
01/07/2008 08:41)
Detournement de mineur: Ahoana marina izy ity?
Namaky valina fandihadihana iray teto Madagasikara aho (mahakasika ny fahasalamana io) , dia indro ataoko eto ny voasoratra ao (no comment):
[i]12.8 ACTIVITÉ SEXUELLE CHEZ LES JEUNES
Âge aux pre...
tohiny
novalian'i aloalo ny 16/07/2008 06:29
Belami
(
01/07/2008 08:29)
Le coeur d'une femme...
" Le coeur d'une femme est un océan de secret "
marina ve zany ry zavavy isany ??? :wink: ...
tohiny
novalian'i jobamilay ny 01/08/2008 01:16
