vonjy jiro

1. xxx ( 01/07/2008 10:41)
:^) miarahaba ny rehetra,manana trano aho ,mikamabana compteur ny mpanofa ao,miady foana zareo rehefa andoa ny jiro satria tsy mitovy ny fanpiasana jiro,ny sasany miasa tsy eo lava,ny loza aminy samihafa ny tpopony ambony sy ambany,inona ny tsara atao,ny compteur ami'ny anarako,nefa ratapahiko ny jieo ny ao ambany dia ho lasa adim-pianakviana bé,vonjeo zay mety hahavonjy,misaotra mialoha :-*
novalian'i Bita ny 02/08/2008 13:34
2. iryjob ( 04/07/2008 06:26)
xxx >> raha azoko tsara izany dia ampanofainao ny tranonao de rehefa fotoana fandoavana jiro de rotaka be?
Raha izay ny zava-miseho dia ny azonao atao dia mila mandany vola kely aloha ianao: ividiananao compteur tsirairay avy ny mpanofa mba ijerenao ny lanininy ary apetrakao ao aorian'ny compteuranao. Ny compteur principal izany no ijerenao ny lanin'ny rehetra dia avy eo ataonao ny kajikajy amin'ny izay compteurn'ny sasany dia izay no ametrahanao ny jiro lanin'ny tsirairay avy.
Zay aloha no itako fa tena mety e!
3. xxx ( 09/07/2008 16:28)
iryjob:

:arrow: misaotra re fa manan-kavana fa dia ho tanterahina io evitra io a,merci :oops:
4. Bita ( 02/08/2008 13:34)
Raha ohatra ka mety koa dia aleo tapahina mihitsy ny jiron-dry zareo ary raha important ho an-dry zareo ilay jiro dia mampiditra vaovao avy @ ny anarany ny tsirairay ary izzay ianao ny hofan-trano ihany no takianao amin-dry zareo fa ny jiro izay hifanarahan-dry zareo @ jirama any satria tsy afaka hikililio intsony ry zareo. Ka anjaranao ny mieritreritra raha mety koa io toro-hevitra io? Mahereza
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2339