Fangatahana @ mpikirakira ny serasera

1. kidoropamba ( 01/07/2008 16:03)
Mba miangavy an'izay mikirakira an'ity serasera ity mba hanisy vidim-pidirana eto @ serasera fa tsy laitra ity ataon'i tsimati ity satria @ 3 ora maraina lery dia efa eto. Tsy matory mihitsy angamba ity bandy ity.
Mety hitarika aretina mandoza io "tsy matory lava" io ka mety ny mpikirakira ny serasera no tomponandraikitra @ izany.
Noho ny fitiavana an'i tsimati manokana ary ho fitandrohana ny fahasalamAny no hanaovako izao fangatahana izao.

Miantefa @ mpikirakira ny serasera ity fangatahana ity ka tsy mila valiny amin'ny mpisera hafa.

Fisaorana mitafotafo ary dera sy laza hoan'i filoha hajaina Ravalomanana.

Tafita Isika Malagasy ^:^
novalian'i tsimati ny 03/07/2008 14:19
2. XxxX ( 01/07/2008 17:21)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
3. tafita ( 01/07/2008 19:41)
:D :D :D :D :D :D :D :D (l) (l) (l) (l) (l)
4. tsimati ( 02/07/2008 01:08)
Angaha mitovy ny ora sy fotoana eran'izao tontolo izao ra-kidoro ? Aleo ho an'ny manana vidim-pidirana ihany ve ? Koa tsy efa manavaka sahady ve ra-kidoro ? Efa mandoa Internet izahay na mahantra fadiranovana tsy be tenda sy hatoka sahalan'i Kidoropamba aza. Ary aza adino fa tsy ilain'ny TIM hono i kidoro :-D :-D :-D
5. patrick2002 ( 02/07/2008 02:29)
miteny rery veh razanety ah! :lol:
kidoropamba=jeankely=tsimati=kanota= penguin
iza koa reh eh!
efa mi delire mihintsy razanety ty kah! hataony serasera mitapitapy. Izy ihany no miteny @ tenany :-D :-D :-D
6. tsimati ( 02/07/2008 04:25)
Ianao patrickroambiroarivo no mila mandinintena fa aiza no tokony hiraisko tsimati hevitra amin'izay kidoropambanao. Ary ny momba izao Jeankely lazainao fantatrao izao sao mba ianao no izy ary avadika hatrany amin'ny hoe mpivarotra mangidy. kely ny tany hoy ry zalahy fa aza adino.
7. kidoropamba ( 02/07/2008 11:12)
Misaotra betsaka hoan'ny ekipa solida tsimati nampiseho fa tsy eto madagasikara izy. Io no mahatonga azy tsy dia mahafantatra loatra ny zavatra miseho ato anatin'ny TIM (Tafita Isika Malagasy) ato.
Mbola ho resahiko aminao raha misy fotoana aho fa lava loatra raha atao eto @ serasera. Hantsoiko ianao rehefa avy eo dia @ izay isika miresaka lavalava kokoa.

Vaovao farany: Voatendry ambasadera any zenevy ny mpitarika anareo Rajemison. hin hin hin! Hisaorana mihitsy ny filoha hajaina Ravalomanana nandefa an'ity mpikomy rajemison ity any lavitra any fa manelingelina ny fitondrAna izy @ ity "Matsilo" izay iarahany @ ranjivason ity. Sazy politika io nataon'i filoha hajaina io @ ireo izazy mianakendry hanongam-panjakAna.

Mirary soa hoan-drajemison kosa aho, @ maha TIM ahy, na dia izany aza, satria manahy be ihany aho satria olona voaroaka tao @ parlemanta afrikAna @ maha filoha azy ity rajemison ity t@ 2007 satria tsy tonga mivory mihitsy kanefa mandray karama hatrany.
Heveriko kosa fa efa niova izy ary ho tonga mivory sy miasa @ izay matoa izy notendren'ny filoha hajaina any zeneva any io.

Tafita Isika Malagasy
God bless Ravalomanana ^:^
8. tsimati ( 02/07/2008 11:56)
Hahaha mahay misolelaka sy manaramaso akaiky ianao saingy mandreraka ahy na ny ampitoviana aminao aza satria tsy zakan'ny lohako ilay fihetsikao. Dia lelafo tsara ataovy madio e :-D :-D :-D :-D
9. kidoropamba ( 02/07/2008 12:33)
Hahaha mahay misolelaka sy manaramaso akaiky ianao saingy mandreraka ahy na ny ampitoviana aminao aza satria tsy zakan'ny lohako ilay fihetsikao. Dia lelafo tsara ataovy madio e :-D :-D :-D :-D
10. kidoropamba ( 02/07/2008 12:34)
Tsy misolelaka izany fa liana mitantara ny zavatra marina.

Tafita Isika Malagasy
God bless Ravalomanana ^:^
11. tsimati ( 02/07/2008 14:16)
na nadikanao aza ny soratro hita io fa samihafa ny ora ra-kidoro mpisolelaka aaaa
12. kidoropamba ( 02/07/2008 14:30)
Maro bevazivazy ireo misera eto fa tsy koi...Ravalomanana ihany ary hatrany ny hanay ary izy no filoha hajaina mamimbahoaka Malagasy.

Tafita Isika Malagasy
God bless Ravalomanana ^:^
13. tsimati ( 02/07/2008 23:14)
na haverimberinao eo ny anaran'olona asakasakao io satria ny anaranao aza solony ary anarana fahavalo no miasa. Aza adino fa tsy mila mpisolelaka ny firenena.
14. kidoropamba ( 03/07/2008 08:32)
Tsy ny mpisolelaka fa izay tia miasa sy vonona hanavotra an'i Madagasikara no ialin'ny firenena.
Izay no nifidiananay ny filoha Ravalomanana

Tafita Isika Malagasy
God save the king and the boss Ravalomanana^:^
15. tsimati ( 03/07/2008 09:43)
Dia inona no asa amin'ny resaka king sy OE OE sy hajaina ? mandrana tss
16. kidoropamba ( 03/07/2008 10:13)
Fahazaranay ny mamporisika izay tena miasa. Mila famporisihina io fa raha tsy izany dia velezin'ireo kamo be tenda.

Asako, asanay, ary asantsika ny mamporisika ny filoha hajaina Ravalomanana miasa, miasa mafy ary miasa tsara.
Romboy zalahy...

Tafita Isika malagasy
Tohizo ny lalantsika ^:^
17. kanota ( 03/07/2008 10:15)
Efa tafita vare ny hafatra rakidoro sa dia mbola mizaha lalana foana e?ary inona marina indray ity resaka oeoeoe ity ?
18. kidoropamba ( 03/07/2008 10:19)
Miha mananimbohitra ireto mpanohitra kamo be tenda ka mila asesika matetitetika ny fanohanana. Efa mitrerona ihany ny praiministra fa ry zareo avy any andilambato mihitsy no mikasa manaparitaka vaovao tsy marina ka mandoto ny filoha hajaina Ravalomana.

Adidy ny miaro ny filoha hajaina. adidintsika izay tia fandrosoana.

Tohizo ny lalantsika
Tafita Isika Malagasy ^:^
19. kanota ( 03/07/2008 10:40)
sao tsy ampy moly kosa aza nareo ? =)) =)) =))
20. kidoropamba ( 03/07/2008 10:51)
Tany charmelicheky aloha dia nisy fifohana ireny tsemboka sahala amin'ny tany arabo ireny ary mahabotrabotra ireo tavaratra ireo.
Tsy moly no anarany fa hafa.
Heveriko ary maniry aho mba nitondrAn'i filoha hajaina anakiray amin'izy iny.

Tafita hoa Isika Malagasy
God bless Ravalomanana ^:^
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1422