Fangatahana @ mpikirakira ny serasera

21. kanota ( 03/07/2008 11:02)
Dia ahoana hoy ny mpikirakiran'ny serasera am'ity resaka manamoly ity?
22. kidoropamba ( 03/07/2008 11:08)
Ka ilay resaka manamoly misy kil ka atao akory? sa ho foanana ilay mpanamoly sy ilay mpanaraka an'ilay mpanamoly?

God bless Ravalomanana
Tafita Isika Malagasy ^:^
23. kanota ( 03/07/2008 11:34)
=)) =)) =)) Angaha manamoly ilay izy =)) =)) =))
24. kidoropamba ( 03/07/2008 11:49)
Ravalomanana Ihany! Ravalomanana Hatrany! ^:^ ^:^ ^:^
25. tsimati ( 03/07/2008 14:19)
Misosa ihany misosa hatrany. mivoaka indray koa ny voambola manaraka. AREMA hiringiriny. ^:^ ^:^ ^:^
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2175