Ity misy kilalao mampiasa saina sudoku no anarany.
Isaky ny boaty iray dia misy isa 1 ka hatrany amin'ny 9 .Misy boaty 9 io ary tsy miverina ny isa fa na miakatra na midina dia azo asiana ireo isa 1- 9 ireo avy.Andramo hoe raha tafavoakanareo
aiza ny valiny dziana ?
ireo marika 1- 9 ireo no lalaovinao dia tsy misy mahazo miverimberina kanefa feno ihany izy io avy eo.na midina na miakatra na havia na havanana .