Tsy tafa ny resaka Demony sy 5V dia lasa hajaina indray ve?
1. tsimati
(
02/07/2008 01:26)
Hita be hoe tsy mahita hidirana ry kidoropamba. Nalefa ny hoe "pacte" @ Demonibe lava rambo tsy nisy sira; natao ny 5v bala rora; nampidirina ny tsy nianatra sy tsisy diplaoma mbola nigagan'ny maro anisa izay tsy be diplaoma; fanina satria marobe no naroso saingy tsy mahadona ka inona no fika vaovao:
Ohh, God bless the King.
Tsy tafavoaka ary hiomehezan'ny vahoaka Malagasy raika oooo :-D :-D :-D
Ohh, God bless the King.
Tsy tafavoaka ary hiomehezan'ny vahoaka Malagasy raika oooo :-D :-D :-D
novalian'i tsimati ny 03/07/2008 14:18
3. kidoropamba
(
02/07/2008 11:18)
Izaho aloha tsy menatra fa misy rahalahiko anankiroa dia mpivarotra mangidy ka mahavelona ny zanany folo efatra amby (14): 6 ny an'i Josoa ary 8 an'i Ramanana. Ary ny rahalahin'ny raiko dia borizano nikoizana fahiny satria foksionera t@ filanjAna. Tsy maha menatra ahy mihisty izany satria io no nahabotrabotra anay fony izahay mbola kelikely.
Ary avy @ io loharanon'ny tantara io no maha TIM ahy.
Tohizo ny lalantsika
Tafita Isika Malagasy
God save the king Ravalomanana ^:^
Ary avy @ io loharanon'ny tantara io no maha TIM ahy.
Tohizo ny lalantsika
Tafita Isika Malagasy
God save the king Ravalomanana ^:^
4. tsimati
(
02/07/2008 11:51)
Voaporofo izany fa i ra-patrick2002 no kidoropamba dia mitady olona asesika ao. Aza adino ra-patratrick fa hiseho tsimati ao Roma e. HAHAHAHIHIHI :-D :-D :-D
5. kidoropamba
(
02/07/2008 12:36)
Nanao sonia ny @ hisian'ny governemanta hiombonana any Zimbaboue va ny filoha hajaina? Tsy tokony nataony izany satria mamporisika ny fahavalo anao ny ratsy.
Tohizo ny lalantsika
Tafita Isika Malagasy
God save Ravalomanana ^:^
Tohizo ny lalantsika
Tafita Isika Malagasy
God save Ravalomanana ^:^
6. tsimati
(
02/07/2008 14:13)
Ny zanaka jeneraly tsy nanao "guerre" tsy maintsy ny resaka no atao matavy.
7. kidoropamba
(
02/07/2008 14:32)
Ankateveso daholo ny resaka fa ny anay dia Ravalomanana Ihany.
Dera sy laza hoanao ry tompo mahery Ravalomanana
Tohizo ny lalantsika ^:^
Dera sy laza hoanao ry tompo mahery Ravalomanana
Tohizo ny lalantsika ^:^
8. tsimati
(
02/07/2008 23:04)
Nanomboka amin'ny filoha hajaina, nivadika King avy lasa tompo mahery. Menatra mantsy tamin'ny nolazaiko hoe voambolan'ny AREMA ny baikompitolomana sy filoha hajaina dia mampiditra voambolana hafa. Na tia hilelaka aza tsy manaiky ny olona satria manafina fitaovampiadiana. HahahahahaHehehehe :-D :-D :-D Kidorobe eeee
9. kidoropamba
(
03/07/2008 08:30)
Kay voambolan'ny Arema ireny baikompitolomna ireny? Mba mahalala zavatra maro mihitsy ange ity nareo e. Hitako fa Arema daholo ny manodidina ny filoha hajaina Ravalomanana; hitako koa fa manaraka ny baikompitolomna daholo izy ireo na @ fanompoana izany na @ faniliohana ny mpanohitra kamo be tenda.
Tafita Isika Malagasy
Ravalomanana, tompo mahery, hatrany ny anay ^:^
Tafita Isika Malagasy
Ravalomanana, tompo mahery, hatrany ny anay ^:^
10. tsimati
(
03/07/2008 09:37)
hatramin'ny OE OE efa navoakanao io ambony io. Efa maika mafy ny hitondra ve dia lasa hondrakondrafana ra-kidoro ooo?
11. kidoropamba
(
03/07/2008 10:10)
Tsy misy Arema izany eto fa TIM hiringiriny. Manohana ny filoha hajaina Ravalomanana na hino-kidona, na hino-kihatra.
Ary tsy azonao velively sakanana aho @ fitiavako an'i filoha hajaina Ravalomanana.
Tafita Isika Malagasy
God bless Ravalomanana ^:^
Ary tsy azonao velively sakanana aho @ fitiavako an'i filoha hajaina Ravalomanana.
Tafita Isika Malagasy
God bless Ravalomanana ^:^
12. kanota
(
03/07/2008 10:13)
Manakore ra zokibe kidoropomba ve izy izay ? Aza mandainga kosa fa pamba fa tsy pomba e? =)) =)) =)) . Inona no dikan'ilay pamba?
13. kidoropamba
(
03/07/2008 10:17)
Azo atao pomba mihitsy io satria ny anay dia ny filoha mamimbahoaka ary maranitsaina Ravalomanana ihany no fiainanay.
Tafita Isika Malagasy
God save Ravalomanana ^:^
Tafita Isika Malagasy
God save Ravalomanana ^:^
14. kanota
(
03/07/2008 10:29)
pomba ve no dikan'ny pamba? Teny inona izany ary faritra aiza ao Madagasikara ?
15. kidoropamba
(
03/07/2008 10:37)
Pomba no dikan'io e. Pomba an'i filoha hajaina Ravalomanana, tompo mahery ary mesia mpamonjy no sady mpandrafitra ny firenena Malagasy.
Faritra aiza? hin hin hin hin! be somonga kosa nareo ity. Taranak'i andrimasinavalona e. mbola zafihafin'i rangita sy rapeto. mbola fianakavian'i ledama. Aza be fialonana fotsiny fa andriamanitra no nandahatra an'io.
Tohizo ny lalantsika
God bless Ravalomanana ^:^
Faritra aiza? hin hin hin hin! be somonga kosa nareo ity. Taranak'i andrimasinavalona e. mbola zafihafin'i rangita sy rapeto. mbola fianakavian'i ledama. Aza be fialonana fotsiny fa andriamanitra no nandahatra an'io.
Tohizo ny lalantsika
God bless Ravalomanana ^:^
17. kidoropamba
(
03/07/2008 10:49)
Tsia! tsy fomban'ny tokatranonay izany na dia manohana an'i filoha hajaina Ravalomanana aza izahay.
Tohizo ny lalantsika
God bless the men in black. ^:^
Tohizo ny lalantsika
God bless the men in black. ^:^
18. kanota
(
03/07/2008 10:58)
ianao no resahana eto fa tsy ny anarana mampivaha anao akory ry mamon'ny moly a =)) =))
19. kidoropamba
(
03/07/2008 11:10)
Rehefa manohana ny filoha hajaina Ravalomanana izany dia mivaha?
God bless Ravalomanana
Tafita Isika malagasy ^:^
God bless Ravalomanana
Tafita Isika malagasy ^:^
