Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i ninietbou, milahatra araka ny daty
ninietbou
(
01/07/2008 09:17)
mila fanampiana amin ny fandefasana entana.
hono oa ry zalahy ny fandefasana entana @ chronopost eto frantsa mankany mada ve mba azo antoka fa ohatrany tena lafo be ?
mba mila fanazavana re .misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i bazylou ny 25/07/2008 13:14
