Liste des messages
Liste des messages, inserés par kidoropamba, par ordre de date
kidoropamba
(
28/09/2011 12:35)
Akory aby ny havana rehetra ato. CT ny havanareo e
Ela ela izay hoy ny tsy mahay man'isa no tsy nihaonana teto izay. Somary nangina mihitsy ny tena fa lasa CT. Raha misakafo mantsy dia tsy tokony miloa-bava fa manahirana ka naleo nangina tao.
Vaovao ...
suite
répondu par bazylou le 01/10/2011 11:46
kidoropamba
(
16/02/2010 17:32)
Raha mahita an'izao aho: TENA TEZITRA MAFY NY VAHOAKA
Na inona lazaina, na inona, na kidnaping na coup d'Etat...mazava kosa fa raha mijery an'izao dia TENA MAFY NY HATEZERAM-BAHOAKA t@ Ra8.
http://www.youtube.com/watch?v=Rl0_MG1Yz_I&feature=PlayList&p...
suite
répondu par fijo le 19/02/2010 21:01
kidoropamba
(
09/02/2010 12:57)
RAHARAHAM-PIRENENA
Ela ela izay. Mahakivy ny fanaovana politika eto madagasikara ka lasa mankarary fo.
Izao ny vaovao faramparany:
- Saika TSY SAHY nody tany antanindrazana Rajoelina RAHA NOLAZAIN'NY GUEANT fa "T...
suite
répondu par pikatti le 11/02/2010 13:40
kidoropamba
(
28/12/2009 13:46)
charte MAPUTO sy Accords d'Addis TSY MAINTSY HAJAINA
Tsy misy vaha olana azo tsoahina eo raha tsy io anakiroa io ihany: FANAJANA NY CHARTE MAPUTO, sy ny FANAJANA ny accords d'Addis Abeba.
Na Vital na tsy vital, na miaramila na sivily, raha vao miala...
suite
répondu par ouioui le 31/12/2009 10:24
kidoropamba
(
21/12/2009 15:51)
Tsy nisy Miaramila sahyni-executer ny Fanamborana an'i Zafy
Ahoana ary izany ra-prezy à? Nahazo fanamarinana aho t@ antoandro teo fa tena nisy ny didy fanamborana an'ireo lehiben'ny andrimpanjakana notinapaky Maputo (Zafy, Fetison, Rakotovahiny, Mamy), omaly ...
suite
répondu par ndotofetsi le 23/12/2009 10:19
kidoropamba
(
21/12/2009 10:49)
Mitombina ve ny Fifidianana satria efa voatendry ny 1er MIN?
Ahoana ary izy izany ra-zandry kely é?
Nilaza enao farany teo fa hoe "atao ny fifidianana solombavam-bahoaka" dia ireto deputé voafidy ireto no hasaina manendry ny Praiministra. Io no nilazanao fa...
suite
répondu par milamm le 22/12/2009 15:06
kidoropamba
(
19/12/2009 09:50)
HO RATSY FIAFARA INGAHY TGV
Niaraha mahita izao fa "tsy ny vahoaka" no nametraka an'ingahy Rajoelina eo @ toerany.
Efa mazavazava tsara hoe aiza marina no tena misy ny vahoaka malagasy satria tsy misy HANAIKY ny unilateralisma ...
suite
répondu par papala le 22/12/2009 12:24
kidoropamba
(
16/12/2009 14:19)
Fotokevi-dehibe hivoaka rahariva
Efa voavadibadika ny sikidy ka toy izao ny foto-kevi-dehibe hivaoka rahariva avy amin'ny ANDRY TGV:
[color=red][b]1. Hanaiky ny fodian'ny delegasiona 3 mouvansa izy RAHA TOA KA MANAIKY IRETO FARANY...
suite
répondu par fijo le 17/12/2009 22:03
kidoropamba
(
15/12/2009 13:52)
TENA TSY MAMELY aloha RAJOELINA é. Menatra aho!
Reraka niady hoan'ny demokrasia satria nofiran-drajoelina ny vahoaka malagasy.
Tezitra tsy nahazo mikrô tany danemark dia naka desiZion fahatany ka namoa fady ny zanakao lahy. Loza! Lasa anjely tam...
suite
répondu par fijo le 16/12/2009 21:38
kidoropamba
(
09/12/2009 13:25)
Hiongana ingahy Andry Nirina Rajouelina
Fahadisoana mahafaty iny fepetra noraisin'ny TGV omaly iny. Mhafaty satria tena erera giravy be ny manakana raopilanina tsy hitondra an'ireo olona nantsoin'ny kaominôté internasionaly handeha any Ma...
suite
répondu par milamm le 10/12/2009 13:50
kidoropamba
(
07/12/2009 09:30)
Mitaky FANAGADRANA an'i Soja jean André dit Kaleta ny vahoak
Gaga be aho nahita an'ingahy Soja jean André antsoina hoe Kaleta niaraka t@ ireo gadra politika.
gadra politika avy aiza io Kaleta io? Olona nisaosy ary nilafidafika tao @ ra8 tao io rangahy io ka m...
suite
répondu par fijo le 08/12/2009 21:23
kidoropamba
(
04/12/2009 14:57)
Dé vonoina izany Zafy, Ra8 sy Ratsiraka?
Tsy mety kosa izany Rolly Mercia à. Ekena fa tsy miombonkevitra velively @ izy telo lahy aho fa tsy vaha olana kosa izany famonoana an'izy telo lahy, ary ny handefasana an'i Mangalaza sy Rakotoarivel...
suite
répondu par antimpanahy le 05/12/2009 10:43
kidoropamba
(
02/12/2009 14:30)
Ra8, TIKO ary ny tena zava-bita marina
Misy ohabolana izay avy any andrefana any manao hoe: "[b]gasy veta (bankoropitra io)ka miverina amin'ny laoniny[/b]".
Nodradradradraina fa mazana hono Ra8.
[u]KAY IZAO NY VOKANY:[/u]
24/11/20...
suite
répondu par pikatti le 03/12/2009 10:36
kidoropamba
(
25/11/2009 11:59)
Mitaky ny fialan'ny Hery fa tsy kaompétan
Saika tapaka ny lalandrà raha nahita fa foana boribory ny serasera politika. Taitra ihany ka nanontany tena hoe sao dia ilay "bongany" no nahatonga an'izao. Saingy nanonontena ingahy Hery fa izy no n...
suite
répondu par ANARIM le 21/01/2010 11:43
kidoropamba
(
23/11/2009 14:08)
Ra8 no nandrasana, "Bongany" indray no tonga
Tandremo ianareo any avarabaratra any fa tonga ny sikilaonina "Bongany" mihaodihaody any.
Nohon'ny fahasimban'ny materiley dia tsy hay tsara na tena sikilaonina io "bongany" io (bongan-tay ve?) na t...
suite
répondu par bazylou le 23/11/2009 19:33
kidoropamba
(
17/11/2009 19:33)
Ambasady Italia: Ahoana ary izy zany Razafy be haingo à ?
Hajanony ny fifohana bozaka italiana raha tsy zaka Razafy fa tena efa mivoamboana izao fisainanareo izany.
Tokony nametra-pialàna ianao raha vao voaroaka tao Frantsa fa tsy manala-baraka tena eo.
...
suite
répondu par terrywui le 18/11/2009 19:02
kidoropamba
(
15/11/2009 17:32)
Vitain'ny Fetison matavy le8. hin hin hin hin
Io ange ilay efa nolazaiko foana e. Ry zareo ao @ Tim ihany hoa no hanajedaka an'ity le8 ity. Raha mitady hody ao dago le8 dia ireto TIM ireto ihany no hamely sy hivarotra azy eo. Jereo ary izao fa mb...
suite
répondu par rabaradaka le 16/11/2009 05:52
kidoropamba
(
12/11/2009 09:10)
Avereno @ izay le8 fa tsy misy adversera izahay @ fifidianan
Nanaiky le8 fa tena "tsy filoha" mihitsy izy izao. Bien!
Nanaiky lery fa Andry Rajoelina ihany izay nanongana azy ary nandaka voude azy no mitondra ny baolina ery @ "attaquant" ery. Bien!
Ho avy i...
suite
répondu par xxx le 12/11/2009 18:16
kidoropamba
(
09/11/2009 16:00)
Mitohy ny tolona Ra8 fa aza mbola tapahana ny vatsy é
Miorakoraka ny ekipa GTT fa "mila mitohy ny tolona". hin hin hin hin
Rariny mihitsy io satria efa nozarina amin'ny vola baorina ny ekipa ka dia efa tsy mazoto mitady asa mihitsy.
Mamely mafy mants...
suite
répondu par Papoose le 09/11/2009 17:08
kidoropamba
(
07/11/2009 13:22)
KABARIN'NY RAVALOMANANA (avy any Addis Abeba)
Mazava ny kabarin'ny Marc Ravalomanana androany:
http://www.dailymotion.com/video/x3xycn_eric-manana-aza-homena-tsiny_music
Toa mampalahelo indray. ...
suite
répondu par terrywui le 09/11/2009 11:08
