Raha mahita an'izao aho: TENA TEZITRA MAFY NY VAHOAKA

1. kidoropamba ( 16/02/2010 17:32)
Na inona lazaina, na inona, na kidnaping na coup d'Etat...mazava kosa fa raha mijery an'izao dia TENA MAFY NY HATEZERAM-BAHOAKA t@ Ra8.

http://www.youtube.com/watch?v=Rl0_MG1Yz_I&feature=PlayList&p=FF821FFAA44C4959&index=10

Na inona ny fahadisoana nataon'i TGV (izay mibaribary) dia TSY AZO HADINO FA TENA FENO FAHATEZERANA ny VAHOAKA @ Ravalomanana ka lasa MIKIAKIAKA HOE: TSIAFAHY, NAMONO OLONA IREO.....

TENA POROFO daholo ireo ary ho rakaetina @ tantara fa TENA NISY KOSA TSY METY NATAON-DRAVALO ka nahatonga izao fahatezerana izao.

Mampalahelo FA IZAO NO MISY RAHA AMPIFANGAROANA NY FIVAVAHANA SY NY JADONA.

Handeha hanao kaonfesy (katolika mantsy izahay) aho fa nanota.
novalian'i fijo ny 19/02/2010 21:01
2. Scofield007 ( 16/02/2010 18:04)
hita mihitsy ialahy ity ry kidoro fa mitovy fisainana amin'ireo lazaina hoe foza,raha vao maheno hoe ra8 dia ratsy,marina izany saingy aleo ny vahoaka no hitsara ,izahay akory tsy fanatika ka tsy maintsy ra8 foana saingy rehefa resy @ election izahay dia mangina ,
3. Noue ( 16/02/2010 18:06)
kidoropamba:

Na inona ny fahadisoana nataon'i TGV (izay mibaribary) dia TSY AZO HADINO FA TENA FENO FAHATEZERANA ny VAHOAKA @ Ravalomanana ka lasa MIKIAKIAKA HOE: TSIAFAHY, NAMONO OLONA IREO.....

TENA POROFO daholo ireo ary ho rakaetina @ tantara fa TENA NISY KOSA TSY METY NATAON-DRAVALO ka nahatonga izao fahatezerana izao.
fa i kidoro ve mirediredy sa ahoana eee ??? ny capsat nahazo baiko avy @ radomelina kelifingotra lavanify no nanao kidnaping ka inona no hidiran'i Ravalomanana @ zany eee ????


:evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
4. Scofield007 ( 16/02/2010 18:09)
fa iza moa no atao hoe vahoaka?
ary tsy hoe tsy fitiavana an'i R8 akory no handeha hanapotehana ny firenena toy izao,fa misy ny atao hoe election dia eo no ahitana hoe iza marina no
5. pikatti ( 16/02/2010 19:17)
Na inona lazaina, na inona, na kidnaping na coup d'Etat...mazava kosa fa raha mijery an'izao dia TENA MAFY NY HATEZERAM-BAHOAKA t@ Ra8.
:-D :-D :-D :-D
Vahoakan'ny tgv marina le rasily klé, ireo no nifidy azy ho filoha,marina any zany e!!! dia ireo vahoakan'ireo ihany no hanongotra azy eo , aza atao ela fa raha tsy izany ny GIC ndray no manafay ny vahoaka tgv-capsat
6. kidoropamba ( 16/02/2010 20:09)
Tena sérieux marina é. Ampy ireo miaramila ireo raha hanakana an-dra8 hody aty e. Jerevo ny any Guinée, dia mitovy amin'io.

Zaho hoa efa tsy momba an'i atsy sy an'i aroa intsony satria efa reraky ny adilahy politikan'ny fitiavan-tena. Ny tsikaritro fotsiny dia raha tsy nitsangana ny miaramila hafa nanaiky an'izao dia "tsy filàna an-dra8" alohan'ny "fanohanana an'i TGV". Teboka iray izay.

Tsy tongatonga ho azy koa izany na dia lazaina fa nahazo vola ireto bandy ireto. Mba nanana vola ihany Ra8 (ary mety maro lavitra noho izay hananan'ireo nanome an'i Capsat) fa iny ny vokany. Matoa izy iny tanteraka dia tsy noho ny fisian'ny vola ihany fa tena ao ilay zava-maloto nataon-dra8 ary maro no notanisaiko teto taloha.

Ekena fa faizin'ny GIC i Tgv-capsat satria tsy nikatsaka ny tombotsoam-pirenena fa variana ny hidongy eo @ fitondrana tsy azo t@ fifidianana. Kanefa izany kosa tsy tokony hanadio ny fahotan-dra8.

Malahelo aho mahita izao zava-mitranga izao; vaky loha; very fanahy mbola velona....kanefa raha ny hamerina an-dra8 amin'izay antony nanesorana azy teo izay dia heveriko fa fahotana mahafaty ary hitarika korotan-dava ratsy lavitra noho izao misy izao satria mersenera sy miaramila gsy no hifandramaka kanefa ny mpitarika mivezivezy anaty boeing sy airbus ary jet privé.

Tokony foanana ity serasera politika ity fa manapotika ny sain'ny gasy. Mahalasa adala satria mafy loatra ny daôzin'ny setroka ato.
7. Toumba ( 16/02/2010 20:22)
raha averina @ resaka election moa lesy manina ,inona no olana ?
8. Noue ( 16/02/2010 20:28)
kidoropamba:

Tokony foanana ity serasera politika ity fa manapotika ny sain'ny gasy. Mahalasa adala satria mafy loatra ny daôzin'ny setroka ato.
ka rehefa tsapanao fa efa ho lasa adala ianao, inona no mbola hi-wawawana eto eee


:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
9. Toumba ( 16/02/2010 20:34)
kobon'i kidoro fa toa ho tafaverin'i ra8 dia izay no mahatonga an'i lery io miteniteny foana ohatran'io
10. pikatti ( 16/02/2010 20:35)
Efa polifika anie leisy izao ny ato e, raha mandinika ny tgv ato elah dia tena resa-poza sisa no voizina, lany bala dia r8 e, r8 o, io ihany no resany fa tsy mahita avaly @ io firenena gotry sy potehin'ity bitro ty!!!
11. ndotofetsy ( 16/02/2010 21:41)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
12. pink ( 16/02/2010 22:35)
Scofield007:

hita mihitsy ialahy ity ry kidoro fa mitovy fisainana amin'ireo lazaina hoe foza,raha vao maheno hoe ra8 dia ratsy,marina izany saingy aleo ny vahoaka no hitsara ,izahay akory tsy fanatika ka tsy maintsy ra8 foana saingy rehefa resy @ election izahay dia mangina ,



io kidoro io anie ka tgv dès le début fa te hahita any ra8 miala eo fotsiny .Ny azy hafa ny favori: tsy TGV na TIM...ilay mbola tsy ho tafa mihintsy fa be histoire be iny .Ilay tsy tafa fa be natao loatra fahiny.

aza mba manota fady ny firenena fa tsy hadinony ny olona ny lasa an
13. fijo ( 16/02/2010 23:12)
tsy hoiaro an'i kidoro aho,na hikipy tsy hijery ny zavatra nisy(asa marina na tsia )fa nisy dia nisy tokoa io fahatezeran'ny vahoaka io.tsy azo lavina izany ,a tia andravlo isika na tsy tia.nisy izany,ary nisy koa zavatra sy toetra tsy nety nataon'i ravalo.aza lavina ny zavatra nisy fa ny finiavana mikipy sy tsy fanekena ny marina io no tsy mampisy fihovana mihintsy.

noho izay toetra tsy te hanaiky nyfahadisoany izay no tsy nampiova an dratsiraka fony tafaverina teo,ka izay koa ve no tadiavina hiverina rah atafaverina eo ravalo???????be ny vitany tsy takona hafenina izany,fa nisy koa ny tsy nety izay mila fanovana tokoa.

ka aza dia matin'ny anarana,fa lasa fanompoan aolona ilay izy ka ratsy.
14. diloo ( 17/02/2010 00:20)
Tokony foanana ity serasera politika ity fa manapotika ny sain'ny gasy. Mahalasa adala satria mafy loatra ny daôzin'ny setroka ato.

Izao anie ny blem nareo FIXEURS ny madagetotra e, sempotra ny méthane nalefan'i ramambazafy ianareo, any ka rehefa tonga eto tsy manana sopapa mafy orina, dia hoe akatony ity sera ity.tsss
Tsapa fa mafy aminareo ny dinika ara-demokratika izay tsy misy ao amin'ny madagetotra, fa raha fisainana unilatérale no tadiavinareo ho imposer-na eto, dia andraso eo i rabelety.
Mijoro ho lelahy ry kidoro fa aza ny liberté d'expression eto no tadiavinao ho fohanana.Mbola tsy fay ny nanjo ny ministrareo tany Genève ve e manoloana ny tsy fanajana ny zon'olombelona e.
Mandehana miesona eo ampandriampamba rehefa tsy te handray anjara.
Izaho dia manohana ity serasera demokratika ity, ary rehefa miverina amin'ny ordre institutionnel ny fanjakana, dia tokony manao fangatahina ny mpisera eto hanomezana ny Légion d'Honneur hoan'i Hery. :wink:
15. diloo ( 17/02/2010 01:02)
ka aza dia matin'ny anarana,fa lasa fanompoan aolona ilay izy ka ratsy.

Fijo, efa nanao mea culpa izy tamin' izay tsapany fa tsy nety.Zava-dehibe izany.
Tsy Ra8 no important fa ny fanajana ny safidim-bahoaka sy ny fanjakana ara-dalàna.
Ny lalàna ny mpanao coup d'état dia lalàna maimbo rà: lalàna ny fanaovana sorina ireo maty sy fampijaliana ny vahoaka tsy an'asa, ary ireo ankizy kely sy zoky olona nandritra ny erin-taona.
Aza avadika amin'i Ra8 ny incompétence an'ilay rangahy kely mpanodina kapila appelez-moi président-n'hetotra nandritratran'ny vanipotoanan'ny février 2009 ka hatrami'ny février 2010 iny.
Tadidio, fa le hitler kely io no nahatonga an'i Madagasikara le seul pays au monde membre de l'ONU à étre historiquement exclu du siège. :evil: :evil:
Ho avy ny enquétes, dia ho hita eo ny marina.
Ianareo anie manao spéculations be fahatany manoloana an'i Ra8,koa any ka lasa adala mbakin'i kidoro e (ndry!).
Ho avy ny TPI anao ny asany.Soyons patients. :wink:
16. kidoropamba ( 17/02/2010 15:06)
hin hin hin! Dé mihevitra izany nareo fa "efa mahita ny fiverenan'-dra8 rakidoro"?
Aoka hoa mba ho sérié isika e. Ny fiverenan-dra8 @ fitondrana izany DIA TSY AO ANATIN'NY CHARTE MAPUTO. Mba namaky ihany aho fa tsy nisy anizany mihitsy. Ireo hoa izany miaramila hiandry an-dra8 hitontona eto dago izany.
Tsy fankahalana an-dra8 be fahatany izany fa tokony atsahatra ny nofy ratsy sao dia hanenenana ka hamono tena eo nareo.

Ny fanakanana ny unilateralisme no voarakitra ao anatin'ny Maputo fa tsy ny fiverenan-dra8 eo @ fitondrana na dia hoe "hilatsaka" kandida ho filoham-pirenena aza. Ny mahatonga izao "unanimité" izao dia NY FANAJANA NY MAPUTO. Teboka lehibe io.

Izaho hoa efa miteny aminareo fa ny "ahafahany hiaro ny orin'asany sy ny bizna" no mahamaika an-dra8 fa tsy ny hiverina eo @ fitondrana satria tsy afa-bela ary tsy hivoaka velona izy raha miziriziry hanao politika.
Hihombonan'ny rehetra io resaka io. Na dia faly fa voaroaka tao ONU, sy tany Genève ny HAT, tsy midika akory izany fa Ra8 no haverina eo. Mifohaza hoa fa ratsy be ilay nofy.

Faniniako naseho teto ireo horonantsary ireo mba hamohazana anao matoritory io fa tsy tafaverina eto dago izany Ra8 raha mbola izao ny fandehany satria na dia tsara aza ilay fibabohana nataony. Efa 1 taona izay Ra8 tany antsesi-tany, ka aza manonofy ianao raha mihevitra fa mbola ilay "donne" t@ 2009 no eo. Na ireo nilaza azy fa mpanohana an-dra8 dia efa MARO no nivarotra azy. Hita fa tsy eto madagasikara marina nareo.

Sakana rajoelina tsy hanao ny "unilateralisme" hitadiavany hanaovana fifidianana filoham-pirenena avy @ grand électeurs, hametraka ny hala-bato, sy ny sisa. Fa tsy misy resaka Ra8 hiverina filoham-pirenena izany.

Jerevo matetika hoa ireo horonantsary nalefako ireo. Diniho tsara ary tsakotsakoy sao dia manenina eo indray.
17. pikatti ( 17/02/2010 15:15)
Le SADC, l'Union Africaine, le parlément européen, les Etats Unis, les trois autres mouvances demandent l'application des Accords de Maputo et d'Addis Abeba, avec les clés de répartition qu'ils contiennent, Et du côté des putschistes, on trouve toujours le moyen de proposer autre chose qui, d'évidence, est difficile à accepter pour les autres.
Que les tégévistes arrétent de tricher et acceptent l'application des Accords de Maputo ! Et puis c'est tout!!!
18. fijo ( 17/02/2010 20:44)
le fanafoanana ny eto aloha,rediredy izany.malalak aeto,ka aleo samy haneo ny heviny .

efa nanao fihaikena tokoa ravalo tamin'ny tsy nety vitany,ka mila arahina fanatanterahana io raha tafaverina eo.

le hoe tsy hotafaverina eo ravalo??????tsy mino izany aho.afrika izao efa te hiala eo ambanin'ny la frantsa,ary ny fahitana filoha afrikanina manda ann'y la frantsa no tetika ahombiazana amin'izany,ka isan'nizany ravalo.
19. pink ( 17/02/2010 21:03)
fijo:

le fanafoanana ny eto aloha,rediredy izany.malalak aeto,ka aleo samy haneo ny heviny .

efa nanao fihaikena tokoa ravalo tamin'ny tsy nety vitany,ka mila arahina fanatanterahana io raha tafaverina eo.

le hoe tsy hotafaverina eo ravalo??????tsy mino izany aho.afrika izao efa te hiala eo ambanin'ny la frantsa,ary ny fahitana filoha afrikanina manda ann'y la frantsa no tetika ahombiazana amin'izany,ka isan'nizany ravalo.


Ny fialonana any Ravalomanana no betsaka . tsy atao mahagaga izany..porofo ilya hoe" tadiavina izay ilazana fa criminel io rangahy io.. ireny dia nanokatra ny maso sy sainy malagasy fa tena tetika maloto sy fialonana no BETSAKA ireto HAT
20. diloo ( 18/02/2010 11:46)
.porofo ilya hoe" tadiavina izay ilazana fa criminel io rangahy io.

Hitan'i Pink ilay secret fa nety ilay tetika nametrehana ireo mpitifitra anjorony, ary tamin'iny fitifirana nataon'ny planina ny service secret vozongo, dia ilay top départ ilay fitifirana, dia iny dollin niazakazaka niafina amin'iay toerana misy ny mpititifitra voakarama. Tahaka io ihany koa i Roindefo. Vita ilay tifitra dia nivaoka par enchantement i Ndefo. Avy nasaina nivoaka tao amin'ny ambasady frantsay ilay sarotahotra kelifingotra, dia izy indray no mi-snober an'i Ndefo hoe izy no teo.
Tadididoa koa fa ilay ministra de l'interieur ex-Ra8 , no sous-marin nanome ny plan misy ireo GP, ao anatin'ny ambohitsoroitra fa tsy tany ivelany akory, na tery Colbert izay nisy maty voatifitra avy tao andamosina.
Avy moa, ary tratra antsary ilay rangahy, niara nivory tamin'ireo sefon'ny hat nanambara ilay hoe: ny manaraka, dia ataovy hoe criminel Ra8 dia amin'izay azo ny fanjakana.
Koa ireo tarehinjavatra ireo no tsy nashian'ny hat hanaovana ankety. Mbola avy anefa io manoloana ny TPI.
Ireo oronantsary sy ireo teny nalaoky ny vavan'ireo hat ireo ihany dia anisan'ny porofo ahapanfatarina ny vahoaka malagasy sy ny eran-tany.
Asa mazava amin'ny tsirairay amin'izay angamba inona no hanatampenambava ny mpanao gazety, satria matahotra hamohana ny tena marina.Ary matoa kenda ilay ministra tany Genève, dia matahotra ilay verité ary nalaony mihintsy nivaky fa aleo valiana antsoratra ny mikasika ny tsy fanajana ny zon'olombena nataon'i Andry TGV nandritratra ny taona iray monja. :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0663