Raha mahita an'izao aho: TENA TEZITRA MAFY NY VAHOAKA

21. diloo ( 18/02/2010 11:55)
Ary iny légion d'honneur nomen'ny vozongo an'i lay ministra mpamadika palitao iny, ny valisoa pour service rendu nanatontsana ny kodeta teo amban'ny fitariana ny vozongo.
Izao ra-Guéant, ry Joydet, sy ra-Kouchner, somary manao retrait kely , matahotra sao dia voatsara indray andro andro any tahaka an'ireo miaramila farntsay les faux époux Turange nanapoaka ny sambon'ny greenpeace tany Australie. Ary mitovy amin'io ny paika teto Gasikara, saingy hitamaso ilay paika no koa moa ny bekintana manara maso io tetika io. Miforo-drambo ireo izao. :wink:
22. diloo ( 18/02/2010 14:23)
http://www.youtube.com/watch?v=_Q9Eha9zA9g&feature=related
Henoy manomboka ny timing 1.02.
en coulisse une véritable stratégie de prise de pouvoir: simainsy manao akizasio, io olona sitiansika hiparticipé io:Ravalomanana criminel, Ravalomanana traitre,...

Echantillon ny zava-bita nandritra ny erintaonan fotsiny ny andry tgv mpamono olona en direct nataon'ireo miaramila nahazo baiko taminy.
http://www.youtube.com/watch?v=5H3SMoSsqco&eurl=http%3A%2F%2Fvideo.google.fr%2Fvideosearch%3Fhl%3Dfr%26q%3Dmutinerie%2520de%2520capsat%26rlz%3D1W1GPEA_fr%26um%3D1%26ie%3DUTF-8%26sa%3DN%26tab%3Dwv&feature=player_embedded

Maro ny porofo azo antsary, any ka tsy mahagaga raha kenda ilay ministra tany Genève nilaza fa ho valiany antsoratra ny zava-misy fa marina ny tsy fiarovana ny zon'olombelona nataon'ny hat sy ny filohany izay nanome baiko ireo miaramilany.
Normal raha nahazo titrana petit hitler tamin'i filoha Zafy Albert.
Aza miesona ianareo foza eto milaza fa tsy nisy an'izany.Tena firaisambena lohan'alika mihintsy ireto foza ireto marina an.Résultat ny asa vita: fanaovana sorina ny malagasy 2009-2010 :evil: :evil: :evil:
23. fijo ( 18/02/2010 21:07)
le TPI aloha ry zalahy tsy mino izany aho hoe hisy.fa ny fitsarana ao an tanana ihany ngamba no hanao azy raha hanao.le porofo hanaratsiana na ravalo aloha,dia be mihintsy e,ny vahoaka no mora nadaliana koa ,ka akory atao.fa rah atafaverina eo i ravalo,inona no mety hitranga???
24. diloo ( 19/02/2010 01:08)
le TPI aloha ry zalahy tsy mino izany aho hoe hisy

Ny Amnesty international amin\'izao fotoana izao nanao rapport momba ny heloka nataon\'ny andry, ny hat ary ireo mutins manoloana ny non respect du droit de l\'homme. Avy eo, misy ny commission manao proposition hanaovana ankety sy tarihan\'ny TPI. Maka fotoana anefa io.Miankina amin\'ny mandat Onusien ny fanombohana azy. Une fois ok, raha tsy mety mamaly ny convocation, dia ny interpôle no mikarakara ny fisamborana:jereo cas an\'i Milosevic.
Ny zava misy araka ny vaovao navaokan\'i Pikatti etsy ambony, ny hat mihintsy no matahotra hanaovana ilay ankety. Efa nambarako ny antony: ny hat ihany no nanao ny fitifirana teny ambohotsorohitra afahana hanaovana fanendrikendrehana an\'i Ra8.Dinio tsara ny fihetsik\'i dollin nanao top départ ilay fitifirana variraraka, namonjy ilay toerana pour sa sécurité.Tonga tato aoriana au niveau an\'ny colbert ny mpitifitra sivily pour se fondre dans la foule tout en tirant dans le tas touchant le dos des victimes.Nety tsara ilay stratégie, et les victimes rescapés n\'ont vu que du feu.
Izany no mahatonga an\'i andry mandaha ny hanaovana ny ankety:
La proposition australienne de mettre en place une commission d’enquéte sur les décès et les événements liés au coup d’État militaire de mars 2009, a été sèchement déclinée par la délégation malgache de la hat..Express
25. fijo ( 19/02/2010 21:01)
ekeko fa marina izany rehetra izany raha ny lalana no resahina,fa raha ny pratika eran tany letsy ry diloo aza manofy isika an,
matoa nisy ny TPI tany yogoslavia,dia satria nisy ny fandripahana olona maro.efa mihoatra ny 500 ny maty tany.
na ny tany ruwanda,koa rah ahoatao ohatra,dia nisy io satria tena efa maro loatra ny faty olona tao.
fa raha izay resaka olona 50 maty ery,hialako tsiny(tsy fanambaniana ny olona maty akory,fa izay no zavatra misy)tsy hampihetsika ny TPI izany .

aray indrindra aza hadino,fa frantsa anie mbola eo e,ka misy tombotsoany ao,ary tsy mety aminy ny hitsarana an'i HAT,sao voasingotra ao izy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.007