Io ange ilay efa nolazaiko foana e. Ry zareo ao @ Tim ihany hoa no hanajedaka an'ity le8 ity. Raha mitady hody ao dago le8 dia ireto TIM ireto ihany no hamely sy hivarotra azy eo. Jereo ary izao fa mbola vao natao "assistant" ao @ Présidansa ingahy Fetison dia efa nahazo "lohana filoham-pirenena". hin hin hin hin hin. Le8 izao voatery nangataka "exil" ao afrika atsimo be virja be somondrara henjankenjana tsara.
Aza manonofy Kandida izany hoa enao Ra8 raha tsy te hajedak'ireo TIM ireo. TGV ange efa tsy mandany andro @ izany Ravlo voada voude sy voahongana izany intsony fa ny hanarina ny firenena no tanjony.
Le8 izao TSY NANAMPO indray ilay Ady noforon'iny "assistant" Fetison.