Mitaky FANAGADRANA an'i Soja jean André dit Kaleta ny vahoak

1. kidoropamba ( 07/12/2009 09:30)
Gaga be aho nahita an'ingahy Soja jean André antsoina hoe Kaleta niaraka t@ ireo gadra politika.
gadra politika avy aiza io Kaleta io? Olona nisaosy ary nilafidafika tao @ ra8 tao io rangahy io ka mitady hisabakabaka eo.

Izy no mpitondra valizim-bolan-Dratsiraka t@ andron'ny revolisiona sosialista; izy no namitaka an-dRatsiraka ka nivarotra azy t@ Ravalomanana. Io rangahy io no tena fototry fahantrana ao faradofay ao.
Izao indray izy dia mialokaloka ato @ FAT.

GADRAO IO KALETA IO. Mila hanaovana batemy any Tsiafahy fa maro ny olona nalefan'ny lery tany izay.

Daka voude no mendrika an'io bandy voretra io.
novalian'i fijo ny 08/12/2009 21:23
2. antimpanahy ( 07/12/2009 09:39)
Tena marina izay voalazan'i kidoropamba izay fa olona tanalahy politika no filaza an'i Kaleta le cowboy izay misy ny rano ihany ny trondro ho azy , izany hoe izay mpitondra tonga eo dia misolelaka izy ,tsisy hazondamosina politika izy fa fetsilahy lozantany fotsiny
3. ndotofetsi ( 07/12/2009 10:14)
vive kaleta
vive kaleta
vive kaleta
Kaleta elah ihany no mahavita azy ,mpanolon-tsaina avo lentan-Drajoelina
4. pikatti ( 07/12/2009 11:01)
Ary tsy nety niray tsikombakomba t@ ndry zalahy gadralava reto ny Gel FIDY :?: :idea: azon'elah rakidoro ve ny hafatra ,tandremo kely fa feno code daholo ny msg-ko ato reo sao elah tsy kôpy,efa hitako misy mahita le izy ary ry zalahy avy any Mada no mandefa infos
5. ramosekely ( 07/12/2009 11:16)
dia ahoana izany kidoro,izay tian 'elahy alefa any ihany angaha no alefa any ,ok lesy james bond made in seraserasera ,i wiwi le mechant eto :-D :-D :-D
6. terrywui ( 07/12/2009 12:16)
nandositra rapique rehefa tratra amin'ny marina le!! tsory eto lety ze tena adalana rehetra vitanlah fa ny heloka ibabohana hono mody rariny a !! milazà ze tena zavatr rehetra sy lainga be nafafinlah tato elah haingana ..!
7. kathia87 ( 07/12/2009 12:47)
pikatti a olona adala io!!!
8. kidoropamba ( 07/12/2009 13:25)
Totohondry mitrifatrifana no mendrika an'i Kaleta san'a. Daka voude mahavaivay koa...

Alefaso any Tsiafahy direkta fa tsy misy andrasana izany eo.
9. terrywui ( 07/12/2009 13:37)
Pikatti = antimpanahy tomponkevitra sy sopapa , terrywui= nanoratra fotsiny
10. AndriambyII ( 07/12/2009 20:33)
terrywui:

Pikatti = antimpanahy tomponkevitra sy sopapa , terrywui= nanoratra fotsiny

Jijy baolina mafotaka be mihintsy !!

:{ :{ Tandremo sao misabaka loatra fotsiny !!! :lol: :lol:
11. fijo ( 08/12/2009 21:23)
avelao ny mpisolelaka hijapy e,ny vahoak ano adala mora ahodina,ka aleo hizaka ny tadiaviny ao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0428