Mitombina ve ny Fifidianana satria efa voatendry ny 1er MIN?

1. kidoropamba ( 21/12/2009 10:49)
Ahoana ary izy izany ra-zandry kely é?
Nilaza enao farany teo fa hoe "atao ny fifidianana solombavam-bahoaka" dia ireto deputé voafidy ireto no hasaina manendry ny Praiministra. Io no nilazanao fa Manorohanta ihany no mijanona eo. Izay mihitsy no nahatonga ny "sikidiko" tsy nitombina tanteraka satria nahemotrao ilay fanendrena miaramila ho praiministra.

IZAO INDRAY, dia notendrena ihany ny praiministra miaramila KA INONA ARY NO HIFIDIANANA NY SOLOMBAVAM-BAHOAKA HANENDRY NY PRAIMINISTRA???????

Lojika ra-zandry a. Lojikan-javatra ihany no atao FA AZA MIHAINOHAINO i La frantsa fa raha milatsaka eo aho dia mety aty amiko no hitontona ny volan'ny frantsay. hin!hin!hin!hin!hin!

novalian'i milamm ny 22/12/2009 15:06
2. antimpanahy ( 21/12/2009 11:22)
tamin'izaho teto farany anaka dia nanohana TGV hianao ary namatrapatratra tokoa an'ireo mpanohitra fanjakana , izao hianao nivadika mpanohitra fanjakana indray koa ,sao dia tokony hamonjy psy4 ianao anaka



misaotra anao !
3. terrywui ( 21/12/2009 12:00)
io ihany rakidoro a
vive tgv
president , president !!!!!!http://www.youtube.com/watch?v=LeiCOJtMRlE
4. pikatti ( 21/12/2009 12:09)
inona leity ty alefan'elah rawix klé :-D :-D :-D :-D :-D

Nilaza enao farany teo fa hoe "atao ny fifidianana solombavam-bahoaka" dia ireto deputé voafidy ireto no hasaina manendry ny Praiministra.

afa nolazainy fa tsy possible fa mety hisy siklônina e, mety izao sy zao e, efa mahazatra ny adi-poza

Rangitra be lery lesy a, nandray ny ambasadaoro bekintana sy alemàna Ing Mangalaza ny asobotsy de iny ny alahady hariva nivoaka ny voa t@ point "Vital" Camille biznesy sy kolonely misotro renono
5. terrywui ( 21/12/2009 12:23)
azafady rapique a nisy diso kely teo fa iny ary raha maika be elah hin hon hin hon hin hon


http://www.youtube.com/watch?v=LeiCOJtMRlE
6. pikatti ( 21/12/2009 13:00)
Efa nilaozan'ny toetr'andro lessy iny a, hafa mitsy zao ny fomba fipetrany , elah ve mbola tsy maharaka fa efa niova ny PM e, leliké, faly mandefa vidéo lany daty fotsiny lé :roll: :roll:
7. kidoropamba ( 21/12/2009 13:54)
antimpanahy:

tamin'izaho teto farany anaka dia nanohana TGV hianao ary namatrapatratra tokoa an'ireo mpanohitra fanjakana , izao hianao nivadika mpanohitra fanjakana indray koa ,sao dia tokony hamonjy psy4 ianao anaka



misaotra anao !


Hamerina an-dra8 ange izao adalan'ny TGV izao e. Irreversible hoy ny teny garamaso. Tafaverina ity Ra8 ity raha tsy roahina eo haingana TGV.
Ny ahy dia tsy koi raha miverina avy @ alalan'ny fifidianana Ra8 fa tsy miverina satria hapetrak'ireo miaramila eo @ fitondrany indray. Efa maro ihany ny zavatra neken-dra8 izay ary nilaza mihitsy izy fa tsy hiaraka hitondra @ tetezamita. Kinanjo TSY NAMBININA NY TGV-tsika ka lasa manaonao fahatany. Ra8 no mahazo bahana be. Ratsiraka milalao ESEKY hatrany ka tsy hay intsony hoe miaraka amin-ny 3 mouvansa sa mbola milalao "accord de Rueil malmaison" @ ity Camille Vital ity.

Ny mibaribary kosa dia TGV tsy izy intsony e. Tsy lasa fa tena namoa fady. Tsy mamely e. Manolotra vato mafana azy izay mbola sahy milaza fa mety izao ataony izao.

RAISO NY FITONDRANA RY MIARAMILA A. Raha miraikiraiky eo koa ange, ny miaramilan-dra8 no haka an'io fitondrana io. Hitako ao anatin'ny NOFY foana Ra8 isa-kalina. Manindonindona ahy ity fiverenanan-dra8 ity. Vaky lmoha aho sanà, fa aleo ihany "Ra8-renouveau" raha izao no paikan'ny TGV sy la frantsa e. Tsssss!!!!!!!
8. milamm ( 21/12/2009 14:45)
io nge le lazaiko oe efa manomboka milaza ny marina i kidoro e :-D ary ekena ko le aleo fifidianana no hiverenandRavalomanana eo fa tsy miaramila :wink:
9. milamm ( 21/12/2009 20:08)
aferana kolonel dolidoly ze mipoitra teo izy 9 lahy nohidiany organes t@ fanambarana teny @ carlton,ty ndray ny kln colonel Vital Albert Camille no tendreny lavanify PM fa tsy manorohanta ,(57 ansny lhl)tera-tany malagasy, Saint Cyrien Président en exercice de la Chambre de Commerce et de l’Industrie de Toliara,voatendry ho Ancien commandant du premier régiment militaire n°5 (1.RM5) de Toliara (1998-2001)
Ancien instructeur de l’Ecole de l’Etat-major (1993-1996)

10. xxxw ( 21/12/2009 20:16)
Samy manana ny koloneliny fa ty kolonely iray ty bandy mararin'ny barika :lol:
11. lolabe ( 22/12/2009 09:09)
Alefaso zay favy any amin´i ra-8 any ary jerena e, efa ela ihany zay vavanareo mianakavy zay fa h@zao tsy mbola hitako zay nanjary teo, vao nanomboka ny tao @ magro de be vava daholo oe 8 andro ihany de vita, samy manana ny 8 androny ko io e, tsy mety tonga le 8 andro h@zao, ampidiro zay miaramila favy indrindra any @ ra-8 any mba jerena e, lazaina fa ny RFI Ivato no miaraka aminareo nefa baiko avy any ambony no niambenan´ny RFI ny ekipanareo avy nanao sesitany tany Maputo tany, ra ohatr´izao ihany ny adalanareo tahak´izay tsy nampidirina teto tsony fa mpanakorontana firenena, tsy nisy anareo mianakavy teo mba nilamina ny tanana zao tonga ndray ry TSY FOZA ORANA de hanakorontana eto ndray, mba mievera vatana amin´izay ary mba misaina ko, io na manjary i TGV na tsy manjary, i ra-8 tsy tafiditra sy tsy milatsaka hofidiana eo zany tsony, zahay tsy mila olona MPANGORON-KARENA, tsy mba nisy tonga tany @ vahoaka ny vokatry ny asa nataony teo fa ny fananany no nitombo andro amanalina, zany ve no mbola haverina eto, mba misaina amin´izay, mba olon-kafa tena ampandroso ity firenena ity amin´izay jerena rehefa tsy revenao i TGV fa tsy ny olona efa nampahantra anao no mbola tadiavina haverina, ny alika no miverina amin´ny naloany.
12. xxxw ( 22/12/2009 09:26)
Resaka lany andro sy alahelo lava tsisy farany koa ty lohakely ty, raha namaly ny teto @ forum elah dia tsy niteniteny foana hoatr'izao
Hafatra kely ho anao ry keliloha ;manaraha ny zava-misy raha te-hiresaka politika
13. soulajn ( 22/12/2009 11:59)
TANDREMO! tandremo! efa talohaloha no niketrehan'ny HAT io fifidianana io!!! saingy tsisy vola hanatanterahana azy de nanandrana nanao concession!!! ny tena fika de grands électeurs ni hifidy président de la république!!! aza variana!
14. milamm ( 22/12/2009 15:06)
ny miseho ao Tsimbazaza @ reny filaharana ireny de hi-securiser io lapany antenimiera io tsy hitovy @ Ambotsirohitra sy Andafiavaratra ary Iavoloha izay ireo fanalahidy @ fikarakarana fifidianana ny olomboafidy ny parlemanta 20 marsa 2010,izay tedaviny hat bodoina koa mazava ho azy fa mizara efitra roa moa izany parlemanta izany
-ny antenimieram-bahoaka(national assembly)voafidy farany ny 23 sept 2007 niisa 160 t@ zany maharitra 4 taona nasiny lavanify dissolution 2009(nefa mbola afaka manao motion de censure izay mandalo any @ HCC
-antenimierandoholona(senate)miisa 33,22 voafidy 6 taona eo,ao anatiny zany 1 voafidy isaky faritany , and 11tendreny presidence

ny fifidianana filohampirenena farany de ny 03/12/06 raha ny hevitry frantsay voalazany lavanify atao ny 0ct 2010 ny manaraka satria mbola be reo
fitsapankevibahoaka,fifidianana filohampirenena t@ tantarany nosy tao anatiny 42 taona de voalahatry frantsay na ny lalampanorenana voalohany 1959 aza,nohavaoziny revolisiona mena1998 taorinany fitsapankevibahoaka ny fahefany andrimpanjakana isan\'ambaratongany notarihiny feo tokana ny antokony mpitondra(miaramila manamboninahitra novidiany frantsay hanongampanjaka,herimpamoretana,hamotika ny firenena ),miverina ny tantara fa nakombony lavanify reo foloalindahy sy tafika nanomboka t@ fisamborana an\'i Gal E.Rasolomahandry izay voaambana vava basy raha nanao ilay ultimatum @ directoire militaire ny 16 marsa 2009
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0435