Ra8, TIKO ary ny tena zava-bita marina
1. kidoropamba
(
02/12/2009 14:30)
Misy ohabolana izay avy any andrefana any manao hoe: "gasy veta (bankoropitra io)ka miverina amin'ny laoniny".
Nodradradradraina fa mazana hono Ra8.
KAY IZAO NY VOKANY:
24/11/2009 10:19:28 | Jeune Afrique | Par : Rémi Carayol
Tiko, l'empire démantelé de Ravalomanana
Tiko, le groupe de Marc Ravalomanana qui, avant la crise politique, détenait le quasi-monopole de l’importation et de la distribution des produits de première nécessité et s’était lancé dans d’autres secteurs, dont le BTP, est devenu en l’espace de quelques mois une coquille vide. La plupart de ses dirigeants se font discrets, ses douze usines ont fermé après les pillages du mois de janvier et les quelque 5 000 salariés du groupe, qui compte douze sociétés, sont au chômage.
Plusieurs plaintes ont été déposées contre cette firme dont les ramifications sont aussi floues que le chiffre d’affaires. Le gouvernement de la transition lui réclame 60 milliards d’ariarys (20,5 millions d’euros) d’impôts impayés. Trois sociétés dont l’État est actionnaire (la compagnie d’assurance Aro, la société de participation Sonapar et Air Madagascar) ont également engagé une procédure contre Tiko. Une chasse aux sorcières pas vraiment étonnante quand on sait que le principal grief des opposants à Ravalomanana était sa mainmise sur l’économie nationale. « Tiko n’a dû sa croissance qu’aux magouilles du président », estime un membre de la Haute Autorité de la transition. « Le président a érigé un mur entre les affaires d’État et sa société », rétorque une dirigeante du groupe.
HIN HIN HIN HIN HIN HIN Tena hanao banga mihomehy alina aho fa faly be amin'izao manjo an'i Tiko izao satria mafy loatra ny fahoriana nanaovany ny vahoaka malagasy izay.
tsy nikiraro ianao Ra8 ka hiverina tsy hikiraro indray satria nan-doza be.
Tokony toriana hatrami'n'ny volombavan-dra8 sy ny hohony mihitsy fa tena devoly iny bandy iny.
Tsy hananako havana ny raharahampirenena.

répondu par pikatti le 03/12/2009 10:36
3. zama91
(
02/12/2009 15:35)
izay le ory hava manana ,ny tiko mba zava bita malagasy tokony ho reherehana ,eny fa na dia tsy tiana aza ny mpitondra.Toe tsaina gasy io ka tsy hifa mezantsiny e
4. terrywui
(
02/12/2009 15:40)
Fa izao lety zama91 no tena kozy marina a! zah lety ra zama91 naesonlery teo fa nasaiko nitsangana lery de tsy nety fa nanoko tao ambany seza tao iany ah ! de refa nirava lery tonga de nipitsika fa za aza mbola niandry an'i Rija! iny le nokoziko anlah iny ! fa lery no nitaritarika anreny bandy akamany reny nedala !!
sady lery anie lety tsy koboko mitsy fa nisy 5 na 6 lahy any mitsy angamba ry lerony teo e ! fa iray amreny nedala ..! mety le teny amn sisiny lery angamba fa le bandy teo am sisiny no tena nody fannn be ..! de le sipa no nasaindry lerony himeme teo fa ry lerony mody fann be daholo teo ! sady tsisy nikozy nairay aza e !

5. patrick2002
(
02/12/2009 16:04)
zama91:
izay le ory hava manana ,ny tiko mba zava bita malagasy tokony ho reherehana ,eny fa na dia tsy tiana aza ny mpitondra.Toe tsaina gasy io ka tsy hifa mezantsiny e
tsy hoe ory hava-manana ,fa mpamisavy malemy ka ny ao antrano ihany no haripaka .
Tadidio fa betsaka ny malagasy niary no tsy navelany Ravalo hanao an`izany fa nogadraina ,nanaovana raha matahora ny fananana nihariany nadritry ny 30 taona ,satria mifaninana ny fitadiavana hataony Ravalo ,
Izaho dia contre raha ohatra kah hanangana usine mpanao yaourt i Andry ,ka hanakatona ny TIKO ,rehefa te hanangana ianao dia haleo hisy ny concurrence fa aza sakanana ny hafa ,
Heritaona lasa izay dia nalainy MAGRO ny collecte na letchi tany Tamatave ,tsy nisy navela hanao azy ry Toyota Rasseta ,izay collecteur taloha fa ny MAGRO ihany no hivarotana ny letchi dia izy no mivarotra azy @ mpanondrana makany France ,tsy navela nanao ny collecteur hafa satria tsy ara-dalana ny refrigeration ,sy ny phytosanitaire ka tsy nahazo agrement :roll: :roll: mampalahelo ,,,,mampalahelo :cry: :cry: :cry:
7. Rajakoo
(
02/12/2009 20:27)
Iza zao no manimba??? iza ??? iza zao no mitetika ny tsy hampandroso an'i Madagasikara @ zao ??? raha mba fantatrareo mntsy fa fanapotehina daholo izao ziriziry ataon'io rangahy io zao,tsssssss,mampalahelo ny toe-tsaina
8. fijo
(
02/12/2009 20:48)
ny mampiomehy dia ity,izao ny ekipan'i andry no miteny hoe"avelao hiany hiasa ny tiko,fa tena manomboka tsy mahita hanina ny vahoak a,fa lafo be ny manafatra"minisitry ny toekarena no niteny an'io,ary izay any mada izao dia efa mahita fa efa manomboka mivoak any vokatra tiko.
9. patrick2002
(
02/12/2009 22:41)
fijo:
ny mampiomehy dia ity,izao ny ekipan'i andry no miteny hoe"avelao hiany hiasa ny tiko,fa tena manomboka tsy mahita hanina ny vahoak a,fa lafo be ny manafatra"minisitry ny toekarena no niteny an'io,ary izay any mada izao dia efa mahita fa efa manomboka mivoak any vokatra tiko.
Izay no hataoko hanao hoe tsy ory hava- manana ny gasy , raha ny vokatry ny TIKO samy mahafantatra an; izany fa hilaina izany ,fa ny hataony MAGRO no kianiny olona ,tsarovy fa resaka production izany vitsy ao madagasikara ,
fa any @ varotra daholo ny mpanam-bola no mampiasa ny volany ,ary ny varotra vola haingana ,dia io tadiaviny MAGRO bahanana io ,tsy hadalany karana no mihazakazaka manao varotra daholo .
I Ravalo no ory hava manana satria na ny vokatra savony vokariny Savonnerie tropical aza ,tsy hamidiny fa haleony manafatra savony any Maurice ,vokany voatery nandroaka mpiasa 500 ny savonnerie ,nitory ny savonnerie fa savony hafarana avy any chine io no mody hatao hoe avy any maurice amin`izay tsy mandoa ladoany ( accord de partenariat entre les pays SADC) fa tsy no raharahiny Ravalomanana .
10. kidoropamba
(
03/12/2009 09:51)
zama91:
izay le ory hava manana ,ny tiko mba zava bita malagasy tokony ho reherehana ,eny fa na dia tsy tiana aza ny mpitondra.Toe tsaina gasy io ka tsy hifa mezantsiny e
zà koa nge mba nihevitra fa tena "vita malagasy" marina ity Tiko ity kay ireo sudafrika no tena tompony. Ra8 izany dia olona notengenan-dry zalahy fotsiny fa ny vola nanaovana sy nampiroboroana an'i TiKO dia volan-dry zareo avy ao afrika atsimo, ka nahatonga an-dra8 naka fitondra, nandroba volam-bahoaka mba ahafahany mahazo amphany @ io TIKO io. Tohatra niakarana (nomen'ireo sudafrika ireo) @ fitondrana mba ahafahany mandroba ny banky centraly sy manao ampihimamba ny toekarena malagasy no nanosehana azy teo.
Ny vahoaka malagasy no dontoina amin'ny hoe "vita malagasy". tssssss. daka voude miezinezina no mendrika aneal le8.
11. pikatti
(
03/12/2009 10:08)
Izay 'actionnaire majoritaire ' ihany no mitondra anio ry kidoro a PDG gasy no lany tao @ conseil d'adminitration ary gasy zany no zavatra vita = VITA MALAGASY ,azon'elah ve???
Ary zany zavatra vita Mlagasy izany iza no nahavita , de tsy faly ve elah fa manana zavtra vita Malagasy , ny anelah zany toa alahelo very fihinanana fotsiny
Ary zany zavatra vita Mlagasy izany iza no nahavita , de tsy faly ve elah fa manana zavtra vita Malagasy , ny anelah zany toa alahelo very fihinanana fotsiny
12. kidoropamba
(
03/12/2009 10:30)
Ka raha iny" fitsoahana any sudafrika" iny satria "noroaham-bahoaka" no atao hoe "vita malagasy" dia mampisalasala ihany ny hitia azy e.
"actionnaire majoritaire" hon le8 sa noho izy "gasy petaka" dia izy no naoroso tery @ lohany tery. Ny mahagaga mantsy dia ny sudafrika no tezitra azy mitady lalana mafy ny hamerenana an'i Tiko fa tsy le8 mihitsy.

13. pikatti
(
03/12/2009 10:36)
sudafrika no tezitra azy mitady lalana mafy ny hamerenana an'i Tiko fa tsy le8 mihitsy.
Hamarino hoe ny resak'elah ,tiko ho fantatra mantsy fa elah no nihizingizina teto hoe le8 ny hamerina an'i TIKO no mahamaika azy ,ary toa niova hevitra ???
R8 izany dia ny tombontsoam-pirenena no tena zahavany ary io no mbola katsahin'ireo mouvances telo mifanohitra @ Andry izay tsy manao afa tsy ny valifaty ihany