Hiongana ingahy Andry Nirina Rajouelina

1. kidoropamba ( 09/12/2009 13:25)
Fahadisoana mahafaty iny fepetra noraisin'ny TGV omaly iny. Mhafaty satria tena erera giravy be ny manakana raopilanina tsy hitondra an'ireo olona nantsoin'ny kaominôté internasionaly handeha any Maputo, ary erera giravy be ny hanakana olom-pirenena ary lehiben'ny andrim-panjakana tsy hody antanindrazana izany.

Tsy kilalao ny raharaham-pirenena.
Ilay zavatra nanompa-ko an-dra8 (fanakanana olona hiditra antanindrazany, fanimbazimbana ny hasin'ny malagasy, fandotoana adversera politika...) no naverin'ingahy TGV Andry.

Tsy maintsy mirodana ity fitondrany ity satria, io indray, fa jamban'ny kaonsaillé sy toe-tsaina tsy ampy analizy izy ka lasa manaonao fahatany.

Ekena fa ao ry zareo frantsay manoro hevitra azy, saingy TENA TSY AZO ITOKISANA VELIVELY NY FRANTSAY raha fanaovana politika maloto no jerena.

Ny hany zavatra azon'ny TGV atao izao dia ny mangatka fistoahana avy @ frantsay ka hiaro azy handeha any Parisy.

Malahelo be aho, ary tena malahelo, fa HO LASAN-KO RAZANA ITY FITONDRAN'NY ANDRY TGV ITY.
Kanefa raha izay no ahasambatra ny malagasy dia lasa faly ihany aho @ farany.

Vaovao farany: nahita vaovao aho fa hoe MIADY ny CEMGAM (André) sy ny ministry ny fiarovampirenena (Noel).

Ho tapaka eo ilay hoe "andr" sy "oel" (@ Andry Rajoelina). RAVA NY FITONDRANA ANDRY TGV.
Borkeo fa tena tsy nambinina ny antsika e.
novalian'i milamm ny 10/12/2009 13:50
2. bozyboleta ( 09/12/2009 13:57)
Aza misosoka alahelo e!
Amboary tsara fotsiny ny kidoro dia miomàna tsara fa ny erera mbola ho in-droa mandry eo ambavan'i andry, giravy + giravy

Aza malaky manaintaina
fa mbola hody ventiny ny rano natsakaina.
3. pikatti ( 09/12/2009 14:22)
Tsy maintsy mirodana ity fitondrany ity satria, io indray, fa jamban'ny kaonsaillé sy toe-tsaina tsy ampy analizy izy ka lasa manaonao fahatany.

Zao ve rakidoro vao misokatra ny masonareo klé, zah lesy vao nianga le famimindram-pahefana noteren'ny miaramila iny de efa hitako fa marionety fotsiny lery
4. kidoropamba ( 09/12/2009 14:44)
Ny antony nitolomana teny @ 13mai dia NIADY NY JADONA ARY NITAKY NY DEMOKRASIA..fa TSY NY HAMETRAKA AN'I RAJOELINA HO FILOHAM-PIRENENA MIHITSY.

Tataka pataloha, rovitra ankanjo izahay teo @ 13mai nandraoka ny jadona, nandraoka ny fanitsakitsahana ny lalampanorenenana nataon-dra8.

Izao kosa dia NY HITAZONA ANDRAJOELINA HO FILOHA MNDRAKIZAY no HAMONOANA OLONA (7 février 2009), HANIDINA SERANAM%PIARAMANIDINA, HANASOKETANA IREO izay mba mikatsaka vaha olana hoan'ny firenena.

Tsy nisy Deal teny @ 13mai fa HAMONO TENA HANAO RAJOELINA FILOHA MANDRA-MATY.
Ny Deal dia ny HANOHITRA NY JADONA SY NY HAMETRAKA RAFITRA DEMOKRATIKA.

Tsy rariny izao.
Nandevin-tena isika NIARA NITOLONA. NANDEVIN-TENA satria NANDEVIN-TENA ANDRY NIRINA RAJOELINA.

TSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSSS!
daka voude mavaivay no ahazo antsika noho izao zavatra misy izao.
5. pikatti ( 09/12/2009 14:47)
Tataka pataloha, rovitra ankanjo izahay teo @ 13mai nandraoka ny jadona, nandraoka ny fanitsakitsahana ny lalampanorenenana nataon-dra8.
:-D :-D :-D
Tairo ndray lesy rakidoro ny dombolo klé :lol:
6. pikatti ( 09/12/2009 14:50)
http://www.youtube.com/watch?v=fZgJk8bZPLg

Aleo lesy i Sareraka mba hivazo @ zay a,
Mitombo ndray zany ny exilé hoy ny akama tatsy zay
7. kidoropamba ( 09/12/2009 14:52)
Tena izaho indray klé no lasa mihira "TSY NAMPOIZIKO" le.i.ka.
Tena miseho fa "tsy afaka mifanantena ny manana sy Ory".

Ny arerahana tsy nisakafo, filaharana teny @ 13mai, Ny arerahana nanosika ny fanaovana ny Maputo 1, 2 sy addis abeba, dia IO nangetoran-drajoelina daholo sahala amin'ny ankizy tsy ampy saina san'abavy e.

Mafy loatra ve ny daozy hitazomana an'i lery tsy hatory sa le saina mihitsy no tsy maharaka"?
TSY RARINY!TSY RARINY! Tsy nanampo HANDEVIN-TENA ao anatin'ny 1 taona monja aho klé.

Palpitasion palpitasion indray izao fa tena miakatra ny tansion...
8. pikatti ( 09/12/2009 14:58)
Palpitasion palpitasion indray izao fa tena miakatra ny tansion..

Aiza elah rawix fa elah mikamofla @ io andevo sy badoboys io mivoaha tao elah hiara hivazo klou bainn a
Aza heson'elah kosa ny akama rakidoro klé. :-D :-D :-D :-D
9. patrick2002 ( 09/12/2009 19:35)
Quitte ou double ny an`i TGV ,efa mazava fa ny transition dia efa manilika ntsikelikelu an`i Andry TGV ,ny fampnantenana nataony FMI sy ny BM tsy tanteraka fa efa niteny ireo fa miverina quasi depart indray ny dossier madagasikara .izany hoe manomana dossier technique ohatry ny t@ androny Zafy indray izany zay vao misy ny deblocage raha hisy ,ny manomana dossier technique anefa dia eo @ 2 taona eo fara fahakeliny .
10. patrick2002 ( 09/12/2009 19:38)
bozyboleta:

Aza misosoka alahelo e!
Amboary tsara fotsiny ny kidoro dia miomàna tsara fa ny erera mbola ho in-droa mandry eo ambavan'i andry, giravy + giravy

Aza malaky manaintaina
fa mbola hody ventiny ny rano natsakaina.



Na hiongana lesy io tsy ialahy TIM mihintsy no haazo anio fa i Ratsiraka ,aza mifanao vava isika fa hiaraka hanohitra an`i AREMA sy ny forongony eto . :-$ :-$ :-$
11. kidoropamba ( 09/12/2009 19:44)
Ny hikatsaka sy hiaro ny tombotsoam-pirenena izay viravirain'ity TGV ity aloha no maha maika satria resaka AREMA sy TIM izany dia any @ fifidianana mifanazava sy mifanasa vangy.

Ahoana no hanavotana an'ireto vahoaka malagasy mitrongy vao omana, very asa, ary nangetoran'ny FMI ireto? Satria ny "filoha Rajoelina" tsy mandraharaha an'izany fa mitady fotoana anadiovana ny halatra rehetra natao (tao Bois de rose, tao ny racket isankarazany nahazo andry sheritt, Qmm, ny opérateur économique maro...).

12. AndriambyII ( 09/12/2009 19:57)
"tao ny racket isankarazany nahazo andry sheritt, Qmm, ny opérateur économique maro...)."
Ajanony ny malversation ry kidoro fa tsy ianareo ihany anie no atao hoe contribuable malagasy ,ka hanao fitsarana tsy mifanandrify @ tena zavatra nitranga é , aza asiana fanovana ny fandehan- javatra marina ..

13. pink ( 09/12/2009 20:29)
patrick2002:

bozyboleta:

Aza misosoka alahelo e!
Amboary tsara fotsiny ny kidoro dia miomàna tsara fa ny erera mbola ho in-droa mandry eo ambavan'i andry, giravy + giravy

Aza malaky manaintaina
fa mbola hody ventiny ny rano natsakaina.



Na hiongana lesy io tsy ialahy TIM mihintsy no haazo anio fa i Ratsiraka ,aza mifanao vava isika fa hiaraka hanohitra an`i AREMA sy ny forongony eto . :-$ :-$ :-$


Misy voalohany sy farany daholo ny zavatra rehetra e....aza mba manompa olona foana ry patrick a.Izao ianao ve vao mahita fa lakalaka anie ity fiainana e...mbola ho aiza ihany ireo miseho ho mafy be ,be basy ireo.. Ny fanahy malagasy tsy ampitahorana basy sy lainga

14. fijo ( 09/12/2009 21:03)
tsara rehefa manomboka mihiratra ny masondry rapa sy ry kidoro.
indrisy fa ny tenanay koa dia voatarika tamin'io tamin'ny voalohany,tsaroak omihintsy le nankeny ambohijatovo tamin'ny ilay hoe"io,io"sady manondro ny ery ambony ery.fa vao nisy ny 26 janoary ,dia tazako fa hanimba zavatra fotsiny ,ka naleoko niova fironana.ny sasany izao vao manomboka mahatsapa,tsy mbola tara fa mahaiza mijery sy manadiady
15. vitamatavy ( 09/12/2009 21:31)
marina ny anao ry fijo an ,tgv daholo ihany isika jiaby fa nony kobo le fika dia ireny sisa no niafarany,tsara anie le slogan an'i tgv e
16. patrick2002 ( 10/12/2009 02:01)
Izay indray aloha dia mbola TGV eh!
Ny fionganana cas possible satria miatrika vavahadin`ady roa i TGV (champs de bataille ) ny iray TIM ny iray AREMA ,ny TGV tay manana GIC hanohana azy ny SADC mitanila any @ Rvalo ,ny OUA izay ny frantsay no ao ambadiky ny mitanila any @ Ratsiraka , ny heriny TGV sisa dia ny miaramila sy ny vahoaka ,
Ny vahoaka koa anefa leo gidraka satria ampy izay 10 Aout ,sy 7 fevrier ary ny sacrifice nametrahana an`i Ravalo t@ 2001 izay ,ka raha vao resaka gidraka dia haleon`olona manohy ny asa fanaony andavan`andro.
Fa raha hisy ny fifidianana tsy mitanila dia ny ho lasany Andry io fa minoa fotsiny ihany .
17. andevo ( 10/12/2009 02:20)
ny TGV tay manana GIC hanohana azy

aza mifanompa kely ry vendrana azafady 8O 8O
18. terrywui ( 10/12/2009 12:13)
o lty rakidoro a..! marina ihany ny anlah fa izao :
---------tsy ny fialan'i Andry Rajoelina mihitsy anie lety no olana ,fa just fotsiny hoe lery no mahapetsa andravalo tsy ho tafiditra eto M/car de izay no hifitsahana amin'i TGV e , fa raha hoe miala teo TGV tsy olana FA KOSA raha hoe hiditra eto am tanana RAVALO dia ho nofinofy !....!

kidoro = wuiwui ihany ve ? hin hin hon hon angano angano, arira arira hoy i antimpanahy lehibe mpitsara ny velona sy ny maty naman-dRaleninampidongimitainginombidrapikanitsimahavoarahafahatany hin hin hin hon hon hon ! maloto ANGILETERA e ! feno zoridira ny tanana , maimbo fako LONDRES renivohitra nefa izy milaza fa mpiasa ao amin'ilay trésor principal ao Ambohidahy sy Antaninarenina ihany ...!! :roll: :roll: :roll: :oops: :oops: :roll: :roll:
19. milamm ( 10/12/2009 13:50)
efa miditra tsikelikely @ sainy rapa ny resaka leu leu :-D ,fa zao e efa ho avy tsy ela i ngahybe noely izarazara basy tena izy hanamboatra reto mpampihorohoro reto nefa tsara ra ho haingana ,tsy maintsy voaaro aloha ny filaminambahoaka,fongorona sy atolotra ireo ekeny regime parlementaire satria very fahefana handamina raharaha lavanify.Tsy vao zao akory no nisy mpikarama an'ady vahiny nilatsaka tao antanana fa t@ jan/fev de teny @ 13 mai mihitsy no niseho vahoaka @ tenue civile nanomana ny phase finale ny 07/02/09,efa samy nisy nahita dolidoly efa misy anarana arahimasony asampitsikilovana ao @ atitany, i ratsy iraka de sosom tanteraka noho ny daka ambavafo nataony lavanify na de saika halatsany ho PM aza @ rep4 ,strategist nefa i amiraly ary tsy kisendrasendra ny nahamanamboninahitra azy ambony indrindra(izy no mahalala ny secret ny tafika,foloalindahy sy ny fiarovana,ati-tany sns...)maivana aminy i lavanify fa mahandrasa kely,i Ravalomanana akory tsy handoto tanana @ zany eo fa fifanarahany izy roalahy ny sisa momba ny ambiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0535