Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i armande, milahatra araka ny daty
armande ( 11/08/2008 07:15)
MIARAHABA
Miarahaba anao amin'ny anaranan'i Jesoa ry Ainaeri Misy an'ilay hiran'ny Antsa an'i Kristy hoe : FAINGANA JESOA iny. Mba mangataka ny tonony aho satria tiako be io hira io. Mampahery be ilay izy... tohiny
armande ( 02/07/2008 13:08)
Valin-teny na valin-kafatra (AMPIFITIA)
Finaritra! Mafinaritra ahy ny fisian'ity serasara.org ity. Afaka mba mahazo an'io hira io ve izaho. Misaotra amin'ny fiaraha-miasa. Manao veloma amin'ny anaran'ny Tompo.... tohiny
novalian'i ainaheri ny 05/07/2008 14:05
armande ( 01/07/2008 08:58)
asandratro avo
Miarahaba! Tiako loatra io hira io. Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i ni81 ny 01/07/2008 11:10
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0079