MIARAHABA

1. armande ( 11/08/2008 07:15)
Miarahaba anao amin'ny anaranan'i Jesoa ry Ainaeri

Misy an'ilay hiran'ny Antsa an'i Kristy hoe : FAINGANA JESOA iny. Mba mangataka ny tonony aho satria tiako be io hira io.

Mampahery be ilay izy.

Dia manantena valiny mahafa-po avy aminao ary mirary soa ho anao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.11