Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
pissoa
(
27/06/2008 15:51)
Manasa Peluches
:-D :-D :-D
Hono hoa, simba ve ny peluches raha sasana amin'ny washer ? Ary raha amainina amin'ny tumble dryer ? hi hi :oops: ...
tohiny
novalian'i sipagasy ny 01/07/2008 17:18
hery
(
27/06/2008 14:59)
Fanambaniana sy tsy manaraka fitsipika ve?
Tiako haverina amin'ny resaka dinika sy fifanazavana tsotra ity resaka ity fa ny anareo mantsy tonga dia ilay olona nanoratra no asianareo fa tsy mba ny hambom-ponareo no mihetsika http://forum.serase...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 06/07/2008 04:16
timirindra
(
27/06/2008 13:25)
Ejema - ny any aminay
Miarahaba antsika rehetra ato @ serasera ary mangataka ilay tononkiran'i Ejama ny any aminay angamba no titre-ny é, lay mandeha @ fandaharan'ny TV Plus iny. Dia misaotra mialoha e!...
tohiny
Bola
(
27/06/2008 12:50)
Fahitana ny dinika farany indrindra
salama daholo!
fanontaniana ny ahy satria tsy mbola zatra eto sady soso kevitra koa ...
Fa alohan izay aloha misaotra be dia be an ireo mikarakara ny pejy eto satria fantatra fa mila asa be ilay izy...
tohiny
novalian'i Bola ny 03/07/2008 22:54
ari.malala
(
27/06/2008 12:18)
tsipoapoaka
mba lasa hoa ny saiko, isan-taona indrindra refa akaiky fetim-pirenena toy izao,d mivoaka fona ny tsipoapoaka, d mahalasa saina ana we fa manin no nasina ny tsipoapoaka, efa ela v sa vao haingana fa t...
tohiny
novalian'i yonikafopl ny 27/06/2008 16:47
kidoropamba
(
27/06/2008 10:55)
Be gardadekOro aloha ny filohanay an!
Faly be izahay raha nahita fa feno gardadekOro miambina ny filoha hajaina Ravalomanana t@ 26 jiona lasa teo iny. Hita mihitsy ary porofo mitohoka amin'iny tenda izany fa milamina ny tanAna ary tsy mis...
tohiny
novalian'i tsimati ny 03/07/2008 14:37
niryna
(
27/06/2008 03:26)
Ny ombiasy sy ny mpisikidy sy ny Kaldeana ary ny mpanandro;
1 Izaho Nebokadnezara niadana tao an-tranoko ary faly finaritra* tao an-dapako.[Ar. maitso]
2 Nanonofy zavatra nahatahotra aho ka nieritreritra teo am-pandriako, ary ny fahitan'ny lohako dia nahara...
tohiny
novalian'i niryna ny 01/08/2008 20:41
niryna
(
26/06/2008 22:11)
Lasa maikaza daholo ny rano sotroina?
Mba mahalasa saina ahy ny torohevitra mikasika ny fahasalamana ,tsy maintsy misotro rano in-8 ny kopy hono isika ao anatin' 1 andro.
Dia avy eo indray lasa nisy niteny hoe be loatra izany.
Ny fisotr...
tohiny
novalian'i niryna ny 01/07/2008 01:03
niryna
(
26/06/2008 22:03)
Teo ka ..teo ka... niasa tanimboly mandra-maraina
Nisy olona mpivady izay teo amboninay fahiny.Tsy mba mividy zavatra izy na iray aza kanefa dia manana ny ilaina.Nivarotra moa ny zokinay ary dia niha-ritra ny entanay. Izy koa moa tsy nipetraka tao ...
tohiny
novalian'i niryna ny 01/07/2008 16:35
xxx
(
26/06/2008 20:12)
ny zizi-ny zaza lahy kely amam-bolana
saika mba hanontany za ho anareo manana zaza lahy kely mbola ama-bolana hoe normale ve hoe mihenjana ny zizi-ny indraindray...
tohiny
novalian'i Samoana ny 27/06/2008 16:46
kidoropamba
(
26/06/2008 19:11)
Aiza nareo ry penguin, kanota sy tsimati fa may ny tanAna???
Sao dia mba misy vaovao ianareo amin'izany zavatra nitranga ao Toamasina izany na marina io na tsia fa toa misy hitady hamingana indray ity filoha hajaina ity.
Izao mihitsy ny fotoana tokony hiarova...
tohiny
novalian'i tsimati ny 01/07/2008 01:55
badboy
(
26/06/2008 16:50)
Tsy voatery hinohino foana rehefa mino an'Atra.
Tsy voatery hilaza ohatra fa rehefa nilatsaka ilay varatra, ka may ilay trano, ary maty avokoa ilay olona tao anatiny, dia izay no sitrak'A/tra. Mila raisina ny mombamomba ilay toerana hahafana manamb...
tohiny
novalian'i Rasiligaoma ny 19/07/2008 01:21
margrity
(
26/06/2008 16:20)
matahotra dia marary kibo
Inona kay no mahatondra ny olona harary kibo rehefa matahotra?...
tohiny
novalian'i niryna ny 01/07/2008 00:55
salopard
(
26/06/2008 11:47)
Afaka CEPE ny filoha hajaina
Nivaly ny alatsinainy teo ny CEPE, Hita fa be fialonana ny mpilaza vaovao, ka tsy nisy niteny Ny diplâoma CEPE azon'ny filoha.
Inoana fa hangina @ izay ny vavan'ny mpanaratsy, ary ho raikitra ny d...
tohiny
novalian'i dziana ny 11/07/2008 14:09
minoulavitra
(
26/06/2008 10:52)
Fitiavana mandrakizay...
Ho anareo efa ela nihetezana ka lava volo, mba omeo sosonkevitra hibanjinana anlé oé Fitiavana mandrakizay @ samy mpivady. Mampalahelo manko lé mahita ireto mpivady "voatery" mandroso mangataka fis...
tohiny
novalian'i brado ny 08/07/2008 12:49
hery
(
26/06/2008 10:47)
Raha hanome hira ho an'ny Radiovazogasy
Salama daholo,
Raha ohatra ka misy te hanome hira (mp3 sns) ho an'ny Radiovazogasy.com dia raisina an-tanandroa mihitsy. Misy fomba maromaro handefasana azy:
- Ny tsotra indrindra dia alefa ao a...
tohiny
novalian'i Lejoba ny 15/07/2008 11:08
diamondra27
(
26/06/2008 09:53)
sady lahy no vavy
asa ianareo namana hafa raha mba nahatsikaritra ohatra ahy fa izaho dia nahalala mihintsy hoe misy namana ato manana ps vehivavy nefa lehilahy ary vice versa
tsy ankanonona ps io an
fa vao haing...
tohiny
novalian'i dadabe ny 27/08/2012 08:20
lembelo
(
26/06/2008 07:55)
"Raha tsy hianao, hianao ry Tompo" (maika)
Faly miarahaba.
"[i]Raha tsy hianao,
Hianao ry Tompo,
Dia ho ritra foana ny hafaliako,
Eo akaikinao
Lavitra ahy
Ny ahiahiko rehetra mampahory " ...[/i]
Hiran'ny "Antsan'ny Faravohitra" nalaza t...
tohiny
kidoropamba
(
26/06/2008 07:28)
MAY NY PORT TOAMASINA: 1 MATY ARY 2 MARATRA MAFY
Rariny loatra raha tezitra ny filoha hajaina Ravalomanana omaly hariva raha tonga tany toamasina izy hankalaza ny fetin'ny fahaleovan-tena.
Nitady ho be zesta anefa izy ka nanome baiko ny TIM sy ire...
tohiny
novalian'i tsimati ny 02/07/2008 01:20
Bola
(
26/06/2008 02:07)
Madagascar II
Hivaoka @ novembra 2008 ny andihan ny faharoa @ Madagascar - fampahalalana ho an izay tsy mahay sy fampatsiahivana ho an izay mahay...
Fa ny ahy ny mahaliana ahy dia ity: efa tratran ity toe javatra ...
tohiny
novalian'i cutie ny 18/10/2008 17:40
