Liste des messages

Liste des messages, inserés par margrity, par ordre de date
margrity ( 27/11/2013 21:39)
Manala zaza
Maro dia maro ny firenena eto antany no mankatoa ny fanalan-jaza any amin'ny hopitaly. Ary ireo firenena mandroso no ankamaroany amin'izany. Ahoana kosa ny eritreritsika malagasy amin'izany.... suite
répondu par mesi le 28/01/2014 12:30
margrity ( 22/08/2013 07:25)
te hianatra francais courant
Za mba te hianatra francais courant ilay miteny mihitsy. Ny mijery film azoko tsara ny teneniny na ny mamaky boky, fa ilay miteny mihitsy no tsy haiko. Sao misy torohevitra?... suite
répondu par Tibao le 26/05/2014 20:41
margrity ( 27/06/2013 20:19)
Inona no mahafinaritra ny gasy?
Eritreritra mandalo moa izany. Araka izao krizy lava reny, lainga ary fampanantenana zary famendrofendrona mahazo ny gasy izao; inona no zavatra tena hoe mahafaly ny malagasy? tsy misy an... suite
répondu par pisoonja le 01/07/2013 13:17
margrity ( 26/06/2008 16:20)
matahotra dia marary kibo
Inona kay no mahatondra ny olona harary kibo rehefa matahotra?... suite
répondu par niryna le 01/07/2008 00:55
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0168