matahotra dia marary kibo

1. margrity ( 26/06/2008 16:20)
Inona kay no mahatondra ny olona harary kibo rehefa matahotra?
novalian'i niryna ny 01/07/2008 00:55
2. MimiSimply ( 26/06/2008 19:32)
Tsy aiko ra o vitako ny anazavanazy @teny gasy. Ny olona refa matahotra de aho anatin'ny "inconscio" (ze mahay, mba ataovy traduct azfd!) manana "impulso",pulsion hitsôka. Na tahotra inona zany na inona. De kanefa alohan'ny hitsôkana ny olombelona tsy maints maivana, plus zany enao maivana de plus afaka mitsôka alavitra! De le marary kibo midíka oe: vidéna aloha ny vatana. Zany oe mandeha any angabinet... Enganie mba mazava!
3. vaninna ( 27/06/2008 08:55)
resaka maladie psychosomatique hono io é, misy ny mpahay azy milaza fa miresaka @ vatana hono ny saina dia vice versa , izany hoe raha matahotra ny saina dia matahotra koa ny vatana dia @ ilay aretikibo ny fisehony fatahorany vatana
nisy emission izay t@ la 5 nilaza an'io fa tsy za akory no miseho ho savant an "le corps nous parle "ny loha teniny
http://www.france5.fr/on-n-est-pas-que-des-parents/index.php?id_article=560&id_rubrique=359&page=debat
4. kalasnou ( 29/06/2008 15:33)
ny mahatonga olona haharary kibo rehefa matahotra dia:
rehefa matahotra ianao dia "stressé" , raha ny olona stressé dia mamoaka "hormone" mahatonga ny "douleur " ny vatana dia izay no mamparary kibo anao
5. niryna ( 01/07/2008 00:55)
Misy marobe hono ny antony mahatonga ny olona marary kibo rehefa matohotra.Arakaraky ny tsi11.
Toy ireo notenenin'ny namana eo ambony ireo
1-dia ao koa ny gas na rivotra ao anaty kibo izay vokatry ny infection ao anaty (virus,bacteria na sakafo tsy madio) ary dia mivady ho poizina ka mety mahatonga ilay olona mandoa,maloiloy,voan'ny cramp ny kibo ary mivalana sy manome fanaviana.

2. ny fitebitebena na anxiety izay efa ao anaty ao saika maharitra ela ilay izy
dia lasa miteraka ilay tosidra ambony na ilay fo midobodoka lava sy aretina an-doha.
3- nety nisy zava-nitranga tsy nampoizina koa dia voa koa ny saina ary dia mampitebiteby daholo izao rehetra izao ary ny olon-dehibe no voa an'io
4- misy koa matahotra fa misy olona vahiny tsy dia fantatra na koa hoe olona tsy fantatra kanefa ho avy ao aminao ,io dia miteraka tebiteby sy mety mankarary kibo ihany koa (fear of open spaces ) no anarany .hmm.Toy ny hoe tratran'ny complex izany ilay olona angamba no azoko hilazana azy e.
Dia misy aza olona rehefa misy vahiny ao aminy dia tsy mihetsika mihitsy izy .Dia misy fanafodiny koa nataonay ity fa nandaitra,tsy tsara ny mampahafantatra ilay olona mialoha fa tapohana no maha mety azy dia afaka ilay tahotra.Miteraka aretim-bavony mihitsy na misy gas ao anatiny noho ny tahotra.
olona tsy sahy miaraka amin'ny olona maro,tsy tia miaraka amin'ny olona ,tsy tia mifandray aman'olona.Tsy afaka ny hipetra-jery ...
5- dia misy koa olona niala ny toaka izay nanana fahazarana tamin'ny fisotroana toaka dia mahatsiaro (mitebiteby izy, reraka,miteraka fanaviana )
vokatr'izany dia mety maloiloy koa izy,matahotra,mitebiteby,mandoa,mafana be. sns

Ireo izany no mety antony mahatonga ny olona harary kibo rehefa matahotra.
Lavabe io fa misy karazany any amin'ny 149 any ho any no mety antony fa ireo no mba azoko zaraina amintsika
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9213