ny zizi-ny zaza lahy kely amam-bolana
1. xxx
(
26/06/2008 20:12)
saika mba hanontany za ho anareo manana zaza lahy kely mbola ama-bolana hoe normale ve hoe mihenjana ny zizi-ny indraindray
2. sakaizakely
(
26/06/2008 20:46)
ba viiiiiiii
natiorely izany tsy misy atahorana fe phénomène physiologique tsy azo sakanana
3. ari.malala
(
27/06/2008 06:28)
hihihi, tsisy atahorana izany! normaly tsara be
4. ainaheri
(
27/06/2008 12:37)
5. Samoana
(
27/06/2008 16:46)
Manamarika izany fa salama tsara ilay zaza fa tsy malazolazo :)
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2024 - page load 0.387