Fanambaniana sy tsy manaraka fitsipika ve?

1. hery ( 27/06/2008 14:59)
Tiako haverina amin'ny resaka dinika sy fifanazavana tsotra ity resaka ity fa ny anareo mantsy tonga dia ilay olona nanoratra no asianareo fa tsy mba ny hambom-ponareo no mihetsika http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m485157f26fcd8

Raha niteny i orona hoe ny vehivavy dia kely loha (na ny marimarina kokoa kely atidoha) dia inona ny réaction-nareo tamin'ilay izy? Tsy nisy akory niezaka nanaporofo hoe tsy izany izahay (izay valiny am-pahendrena kokoa) fa dia namely an'i orona daholo (nanaraka ny onjany?).

Efa imbetsaka teto no nisy hoe:
- Tsy fidèle ny lehilahy
- Mampirafy ny lehilahy sns...

Dia tadidio hoe inona no navalin'ny lehilahy an'ireny (sa ve noho ny lehilahy be atidoha?).

Koa raha misy miteny ianareo hoe kely loha dia porofoy aminy fa:

- Misy kosa ny vehivavy marani-tsaina sy matsilo
- Misy koa ny vehivavy hendry (na dia hoe kely loha aza) ary tsy ny loha no tena ilaina eto amin'ity fiainana ity.
- Misy koa ny vehivavy tafita lavitra noho ny lehilahy... ny haben'ny loha ve moa no maha-tafita?
- Misy ny lehilahy kely loha (tsy mila maka ohatra lavitra)

Fa raha tonga dia ilay mpanoratra no ataonareo tambabe dia... c'est la vérité qui blesse :-)

Mi-dinika milay
2. xxx ( 27/06/2008 15:13)
hery:

Tiako haverina amin'ny resaka dinika sy fifanazavana tsotra ity resaka ity fa ny anareo mantsy tonga dia ilay olona nanoratra no asianareo fa tsy mba ny hambom-ponareo no mihetsika



Fa raha tonga dia ilay mpanoratra no ataonareo tambabe dia... c'est la vérité qui blesse :-)

Mi-dinika milay
humm.....tena marina io ry Hery an ! matetika tsy ny dinika no valiana fa ny olona nanao ny dinika no jerevana avy hatrany !

na dia hita aza hoe misy fahamarinana ny zavatra lazainy dia tsy io no jerena fa ilay ps-n'ilay olona ...


3. xxx ( 27/06/2008 15:38)
OK - ovaiko ary ny valiny nataoko tatsy ambadika :oops: Azo alefa eto ve ny refin'ny manodidina loha sy ny CV ?

:-D :-D :-D :-D :-D
4. xxx ( 27/06/2008 16:01)
ka ilay raisonement n'ilay dinika mitsiny koa no tsy mitombina dia tsy dia hita loatra ny hiadiana hevitra tao.....
satria raha ny hoe ny vehivavy ny vava no mipoapoaka, misy lahy loza lavitra raha resaka vava mipoapoaka io no lazaina.....
5. ni81 ( 27/06/2008 16:15)
Raha niteny i orona hoe ny vehivavy dia kely loha (na ny marimarina kokoa kely atidoha) dia inona ny réaction-nareo tamin'ilay izy? Tsy nisy akory niezaka nanaporofo hoe tsy izany izahay (izay valiny am-pahendrena kokoa) fa dia namely an'i orona daholo (nanaraka ny onjany?).

Ka angamba izahay vehivavy zatra ilay hoe: "ny vava no miteny fa tsy ny orona koa" :lol: :lol: :lol:
Amin'ny manaraka izany dia hihezaka izahay hampiseho aminareo lehilahy fa hoe be loha e! Tsy hoe lehibe fotsiny ka ho poak'aty koa anefa an!
6. xxx ( 27/06/2008 18:01)
hery:
- Misy koa ny vehivavy hendry (na dia hoe kely loha aza) ary tsy ny loha no tena ilaina eto amin'ity fiainana ity.
- Misy koa ny vehivavy tafita lavitra noho ny lehilahy... ny haben'ny loha ve moa no maha-tafita?

Fa rehefa tsy ny loha dia ny inona ? :roll: :°) :°)
7. pissoa ( 27/06/2008 18:40)
Refa tsy ny loha ve tsy ho ny fo e ! :-P :-D :-D :-D

Toa ilaina be amin'ny fatafitana koa hono ny EI koa :-P
8. rabingogilabanga ( 28/06/2008 11:09)
Raha niteny i orona hoe ny vehivavy dia kely loha (na ny marimarina kokoa kely atidoha) dia inona ny réaction-nareo tamin'ilay izy? Tsy nisy akory niezaka nanaporofo hoe tsy izany izahay (izay valiny am-pahendrena kokoa) fa dia namely an'i orona daholo (nanaraka ny onjany?).


Ompa ny ohatr'izao, ary tsy misy tokony hi-discuter na akory. Tsy tonga hiresaka izy, fa tonga dia abaribariny ny position-ny, sady manompa.

Raha hi-discuter izy dia izao no tokony nametrahany an'ilay fanontaniana: Ahoana ny fijerinareo ny hoe, ny vavy kely saina ?

Tsy izay rehetra teny avoaka akory, dia mila discuter-na daholo. Misy ny tsy discutable. Ny ompa toin'ny: Immigré mpangalatra, merina tsy misasa, tanindrana Bado, etc... dia ompa,

ny famalianao izany dia vao maika mahafaly an'nilay provocateur, satria hi-provoquer ny azy no tanjona

Fa raha tonga dia ilay mpanoratra no ataonareo tambabe dia... c'est la vérité qui blesse


Verité tokoa ve hoy anao ry hery ? mahagaga ity fihevitrao?

N'empêche que l'insulte aussi blesse, le cliché et l'à priori violent aussi blesse, fussent-ils fausses (ou moins vrai) ,

ny ompa koa mandratra...
9. vale ( 29/06/2008 02:08)
iza no manompa ry Rabingobilabanga? i orona ve? toa tsy hitako loatra izany ompa izany (tsy miaro an'i orona zah akory ah,fa ny zvt voasoratra no nojerevako!!) :roll: .... :-D :-D
10. xxx ( 29/06/2008 10:11)
vale nisy ompa be tany fa efa voafafa ka! i kiadi no nompainy .....plus ny provok tsy hita velively
11. vale ( 29/06/2008 18:57)
xxx>anjekaky oooo :{ :{ :{ :{ :{ tssss izany ve tsy sanctioné avy hatrany e!! :{ :{ :^) :wink:
12. xxx ( 29/06/2008 20:17)
ny ps-ny penina iny no nanompa be teto indray dia iny no banni fa i orona mbola tsy banni....
13. RATOVOARY ( 30/06/2008 07:19)
Le nitondrany an'le lohahevitra kosa aloha tonga de mampiakatra na de zaho tsy vhv aza
orona:
Lohateny : ny vehivavy --- kely loha
Ny oul samy manana ny fandraisany hvt sy ny resaka atao, tsy hitovy daholo ny fomba fanehoan-kvt sy fandraisana hvt ho an'ny tsirairay.Na io titre io aza de efa natao hi-prôvôkena ny sasany tsotra izao.
14. orona ( 01/07/2008 05:57)
natao hi-prôvôkena

Dia itony boky itony koa izany natao hi-prôvôkena =)) =))

La taille du cerveau, le sexe et l'intelligence Au début du XIXe siècle, les médecins anatomistes cherchaient à comprendre l'esprit humain à travers la forme des bosses du crâne. C'était l'époque de la phrénologie, fondée par l'Autrichien Franz Josef Gall. À l'évidence, les hommes avaient la bosse des maths et du pouvoir, tandis que les femmes avaient celles du ménage et de l'amour maternel. La méthode était commode pour expliquer la hiérarchie sociale entre les hommes et les femmes. Dans la deuxième partie du XIXe siècle, on est passé du crâne au cerveau. Les neu­rologues ont cherché avec passion à établir des relations entre le volume du cerveau et l'intelligence. Pour une majorité d'entre eux, il était évident que le cerveau des hommes était plus gros que celui des femmes. De même, ils étaient convaincus que le volume du cerveau était naturellement plus gros chez les Blancs que chez les Noirs, ainsi que chez les patrons comparativement aux ouvriers. Le médecin français Paul Broca a largement contribué à défendre ces thèses. D'après ses mesures du volume et du poids de cerveaux de cadavres, il calcula une différence de 181 g entre le poids moyen des cerveaux des hommes (1325 g) et des femmes (1144 g). Broca était bien conscient de l'influence de la carrure sur la taille du cerveau, mais il ne jugea pas nécessaire de la prendre en compte. Ainsi, il déclarait : «On s'est demandé si la petitesse du cerveau de la femme ne dépendait pas exclusivement de la petitesse de son corps. Pourtant, il ne faut pas perdre de vue que la femme est en moyenne un peu moins intelligente que l'homme. Il est donc permis de supposer que la petitesse relative du cerveau de la femme dépend à la fois de son infériorité physique et de son infériorité intellectuelle.»
15. orona ( 01/07/2008 06:06)
ra lava loatra

«On s'est demandé si la petitesse du cerveau de la femme ne dépendait pas exclusivement de la petitesse de son corps. Pourtant, il ne faut pas perdre de vue que la femme est en moyenne un peu moins intelligente que l'homme. Il est donc permis de supposer que la petitesse relative du cerveau de la femme dépend à la fois de son infériorité physique et de son infériorité intellectuelle.»

mifakaiza @ soratako???
=)) =)) =))
16. sipagasy ( 01/07/2008 17:46)
mila dinihina sy jerena @ contexte 1 ny resaka aloha e!!!!

mba alefaso eto ny source kosa ry orona annn tsy hay hoe avy taiza izao ireo ambony ireo!!!! fa tonga dia ny hi wawawa fotsiny hhmmm
17. malalatinasoa ( 02/07/2008 02:17)
Broca, 1861,
Cerveau, sexe et idéologie, Catherine Vidal n° 208 2004/4 .

Afaka mandefa ny theorie-ny daholo ny anthropologue, neurobiologiste, sns... fa raha mbola resaka social science dia tsy hisy generalisation izany mihintsy. Mipetraka @ "supposition sy argument d'hypotheses" daholo ireo, kanefa ny "explication du phenomene" mety bobaka be, arakaraky ny taranjan'ny tsirairay.

Izay hainao tsy haiko, izay hainy vehivavy tsy hainy lehilahy. Sa efa nisy "modele de correlation" nivoaka tany ho any?
18. sipagasy ( 02/07/2008 06:37)
malalatianasoa, misaotra anao, ary ekena koa ny valin-teninao, io dia arakaraky ny tranga misy ihany e!!!! tsy azo atao ary tsy mety ny manao safo be mantsina e!
19. orona ( 02/07/2008 06:52)
capacité intellectuelle ny resaka fa tsy connaissance acquise fa aza ve -- bien sure tt depend de l'environnement -- physique ou social -- tanindrana sy tanivo :-D :-D :-D -- mais ça n'empêche que les femmes ont des petites cervelles :lol: :lol: -- l'antropologie est une science -- n'est-ce-pas?
20. malalatinasoa ( 02/07/2008 08:49)
orona:

capacité intellectuelle ny resaka fa tsy connaissance acquise fa aza ve -- bien sure tt depend de l'environnement -- physique ou social -- tanindrana sy tanivo :-D :-D :-D -- mais ça n'empêche que les femmes ont des petites cervelles :lol: :lol: -- l'antropologie est une science -- n'est-ce-pas?



Oudry, aza mora mivonto orona fa sao sepotra. Tohano ny hevitrao fa aza mitsaratsara be fahatany. Tsy adin'akoho akory izy ity ka ampiady fatsi-tongotra fotsiny eto.

Tsy specialiste ny capacite intellectuelle ny aty, na izany aza azoko antoka fa raha tsy nozarina ni-developena t@ acquisition de connaissance dieny mbola kely ny zaza ? Sa efa nahita zazakely vao teraka ianao dia efa nahazo prix nobel? raha tsy nozarina izy hi-developper ny cerveau gauche sy droite ?

Ankoatr'izay l'anthropologie est une science, mais une science humaine et sociale ou tout repose sur des hypotheses et des argumentations.

Ka raha ianao izany no miteny hoe: les femmes ont des petites cervelles, azavao hoe inona no tinao ahatongavana sy demontrena? Tinao tenenina ve hoe les femmes sont moins intelligentes, sa hoe la capacite intellectuelles est proportionnelle a la taille du cerveau? sa hoe inn tsara ....,

Sa falifaly fotsiny ilay hoe les femmes ont des petites cervelles, dia mimeme be ao ambadik'io ecran io? Raha izay indray dia sambatra ianao fa mora afak'andro.

Tohano ny hevitrao, raha te-hiresaka ara-tsiantifika ianao, ento eto ny porofo sy ny reference handinihana azy. Raha manao resa-jaza indray tsy maninona, ianao ary mbo zaza. Izay fa :-* .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3247