Fanambaniana sy tsy manaraka fitsipika ve?

21. xxx
(
02/07/2008 10:14)
malalatianasoa>Ilay fototr'ilay resaka mihintsy anie no efa tsy mety e!;
Izany hoe mifototra amin'ny haratsiampanahy.
Fanambaniana tsotra izao:noho izany izay argument rehetra hoentina eo dia tsy manova an'io fototra io mihintsy,vao mainka aza manamafy ilay haratsiampanahy.
Fa raha tsy haratsiampanahy no hitondrana azy ,dia efa tokony hiala tsiny aloha ilay olona raha vao misy ol tohina ao anatin'ilay izy,izay vao mitondra izay fanazavana.
Ny tena tsara dia tsy miady hevitra @ ol tsy dia manana firehankevitra fa ny haratsiampanahy no hitondrana ny resaka.
Mahita ny sarin'ny vhv matavitavy mafatifaty ao @ serasera indray izao i orona dia miresaka ny hatavezana tsy rony tsy vetiny eo.
Efa fantatr anefa ilay tanjona.
Ny tena fahitako azy dia nisy sipa tsy zakan'lery tamin'ireo dia alahelon'ny mafy mihintsy.Aza manao a'io hoa fa tsy mety.Mitady aretina fotsiny amin'ny tsy misy dikany.

23. xxx
(
02/07/2008 10:55)
Mahita ny sarin'ny vhv matavitavy mafatifaty ao @ serasera indray izao i orona dia miresaka ny hatavezana tsy rony tsy vetiny eo.
Ny fahitako azy dia i ravaomariakely ao amin'ny ekipa mafonja angamba io ol tsy zakan'lery io.
Toa ohatran'ny efa nisy dinika hitako tato momban'ny alahelon'ny ol iray tsy nahazaka an'i ravaomariakely.
azafady @ ravkely nanonona ny anarany.

24. Tanora
(
02/07/2008 11:32)
aza misy thinaka vhv ra misy manambany ,tadidio ry orona fa tsy nisy io ornao io ianao ary tsy tonga teto antany ra tsy nisy ny vhv,donc ambany otrany filazanao koa ve ny reninao sy ny bavinao! ary mino aho fa bandy tsy mahavita azy orona dia tsy tian'ny vhv,nahita faisana tany ka eto no mirediredy, :-P :-P ,manana complexe orona fa sady mahia kely tsy ampy sakafo dia tsy mahataka-davitra ny sainy, ka na vhv na lhl orona dia mitombona foana ny lazaiko mombanao!ntsoooooooo

25. Kapistra
(
02/07/2008 14:24)
Bilan ho an'i orona:
1,5 euro frais connection 1heure
Ataontsika hoe mandany 5 heure par jour eo 'zany en moyenne
2h:hijerena ny sarin'ny sipa
3h:lohahevitra fanaratsiana ranofotsiny
5h x 1,5euro=7,5 euro par jour.
4 fois par semaine manao connection
Anatin'ny herin'andro
4 x 7,5 euro =30 euro.
Anatiny 1 volana
30 euro x 4=120 euro
I orona tamin'ny fév no nisortra anarana ,nohoizany efa 5 mois
5 x 120 euro=600 euro
Total:
600 euro x 12500 fmg= 9 500 000 fmg
Amin'ny frais connection aty aminay io hanaovako azy io:
Izany hoe rehefa atao ny compte dia toy izao raha fintinina ny bilan:
dépense : 9 500 000 fmg arrond.
+ tsy fitiavan'ny namana na lahy na vavy+ompa avy @ namana +fahatezerana avy @ vhv notsiratsiraina (+ ozona anaty)+tsy fahitana tory nohon'ny sorisory sy ny fialonana. Ny hatezeran'i kiadi moa manginy fotsiny.
Résultat : perte total
Mba diniho ihany ireo oh ireo raha ol manan-tsaina i orona,
raha tsy hoe karazan'ilay ol hoe :zah ngà hiraharaha.

26. tsiambaratelo
(
06/07/2008 04:16)
hery:
Tiako haverina amin'ny resaka dinika sy fifanazavana tsotra ity resaka ity fa ny anareo mantsy tonga dia ilay olona nanoratra no asianareo fa tsy mba ny hambom-ponareo no mihetsika http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m485157f26fcd8
Raha niteny i orona hoe ny vehivavy dia kely loha (na ny marimarina kokoa kely atidoha) dia inona ny réaction-nareo tamin'ilay izy? Tsy nisy akory niezaka nanaporofo hoe tsy izany izahay (izay valiny am-pahendrena kokoa) fa dia namely an'i orona daholo (nanaraka ny onjany?).
Efa imbetsaka teto no nisy hoe:
- Tsy fidèle ny lehilahy
- Mampirafy ny lehilahy sns...
Dia tadidio hoe inona no navalin'ny lehilahy an'ireny (sa ve noho ny lehilahy be atidoha?).
Koa raha misy miteny ianareo hoe kely loha dia porofoy aminy fa:
- Misy kosa ny vehivavy marani-tsaina sy matsilo
- Misy koa ny vehivavy hendry (na dia hoe kely loha aza) ary tsy ny loha no tena ilaina eto amin'ity fiainana ity.
- Misy koa ny vehivavy tafita lavitra noho ny lehilahy... ny haben'ny loha ve moa no maha-tafita?
- Misy ny lehilahy kely loha (tsy mila maka ohatra lavitra)
Fa raha tonga dia ilay mpanoratra no ataonareo tambabe dia... c'est la vérité qui blesse :-)
Mi-dinika milay
=D=D=D