Lasa maikaza daholo ny rano sotroina?

1. niryna ( 26/06/2008 22:11)
Mba mahalasa saina ahy ny torohevitra mikasika ny fahasalamana ,tsy maintsy misotro rano in-8 ny kopy hono isika ao anatin' 1 andro.
Dia avy eo indray lasa nisy niteny hoe be loatra izany.
Ny fisotroana rano aloha dia samy erahana mahalala fa manampy ny vatan-tsika satria hoy ry zareo hoe 75% ny vatana dia rano avokoa ?
Ny tsapako dia madio fotsifotsy tsara mihitsy ny pipy rehefa mivoaka ny tena,izany dia efa manome hery sy mahafaly ahy.
Ny fanontaniako dia hoe lasa makaiza daholo ny rano sotrointsika ireny ?
Raha rano iray zinga ve no sotroina dia lasa mamoaka rano iray zinga koa isika oops ?
misaotra mamaly ny fanontaniako toa adaladala e
(l) niryna
novalian'i niryna ny 01/07/2008 01:03
2. xxx ( 26/06/2008 23:31)
Rano mivoaka isan'andro :
- hatsembohana : 500ml
- valan-drano : 1.5l
- valam-bentiny : 200ml
- fofon'aina : 300ml
3. xxx ( 27/06/2008 06:28)
Oudry, miverena manao revision ny classe de 7eme na jereo ny wikipedia.
Manaova fanadihadihana aloha fa tsy zazakely akory ka anontaniana doly ty i sy a ty .

4. xxx ( 27/06/2008 18:04)
xxx:

Oudry, miverena manao revision ny classe de 7eme na jereo ny wikipedia.
Manaova fanadihadihana aloha fa tsy zazakely akory ka anontaniana doly ty i sy a ty .

Masiaka be fahatany !!! Sa misy fankahalana ve sanatria ? :roll:
5. yonikafopl ( 27/06/2008 19:09)
ka inona no antony nanaovana ny forum ry xxx 2 ???????
6. arialy ( 29/06/2008 07:54)
malalaka kosa ny forum e, afaka mametraka izay fanotaniana tiana apetraka , mety ho fahatany amin'ny izay efa mahay fa mety important hoan'ny mametraka ny fanotaniana e!!
mazotoa daolo
:)
7. xxx ( 01/07/2008 00:30)
HS :x
8. niryna ( 01/07/2008 00:56)
xxx:

Rano mivoaka isan'andro :
- hatsembohana : 500ml
- valan-drano : 1.5l
- valam-bentiny : 200ml
- fofon'aina : 300ml



miaaotra xxx a
:-*
9. niryna ( 01/07/2008 00:58)
xxx:

Oudry, miverena manao revision ny classe de 7eme na jereo ny wikipedia.
Manaova fanadihadihana aloha fa tsy zazakely akory ka anontaniana doly ty i sy a ty .





:oops: tonga dia hita taratra ny toetran'i xxx fa ireny olona tia manambany olona ireny oops, na tia manambony tena na olona tezi-dava oopps .
Maninona no tsy manazava aminay raha mba mahita hevitra no hoe hiverina any amin'ny 7 eme indray. hi,hi .
Mety ho fantatrareo indray ve ity xxx faharoa ity :D :D
10. niryna ( 01/07/2008 01:00)
xxx:

xxx:

Oudry, miverena manao revision ny classe de 7eme na jereo ny wikipedia.
Manaova fanadihadihana aloha fa tsy zazakely akory ka anontaniana doly ty i sy a ty .

Masiaka be fahatany !!! Sa misy fankahalana ve sanatria ? :roll:


hi,hi,hi izaho koa aza mba gaga. Toa misy fankahalana angamba ka .Na olon-dozabe ireny oops sorry xxx manao oudry
:D
11. niryna ( 01/07/2008 01:01)
yonikafopl:

ka inona no antony nanaovana ny forum ry xxx 2 ???????


izaho koa mba gaga .
:-*
12. niryna ( 01/07/2008 01:02)
arialy:

malalaka kosa ny forum e, afaka mametraka izay fanotaniana tiana apetraka , mety ho fahatany amin'ny izay efa mahay fa mety important hoan'ny mametraka ny fanotaniana e!!
mazotoa daolo
:)


marina izany ,manampy ny hafa ihany koa misaotra ry arialy a
:-*
13. niryna ( 01/07/2008 01:03)
xxx:

HS :x

iza ry xxx

:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5753