Isaory hono ny avo fa izy no nanafaka an'i Ingrid BETANCOURT

1. badboy ( 03/07/2008 10:37)
Isaory hono e! Marina ny an'ilay niteny an'io satria nilatsaka avy any andanitra ilay fahafahany! De ireo olona niasa mafy nandritra ny taona maro nilatsaka avy any andanitra ihany koa! De ireo olona nanohana ny tokony hanafahana dia nilatsaka avy any andanitra avokoa! Ka tokony ho rariny loatra raha ny lanitrra no isaorana satria ny lanitra no nanao ny rehetra! :-D :-D :-D :-D :-D
2. hery ( 03/07/2008 11:59)
Ary tena tsy azonareo ilay izy :-)

Ary inoako fa raha azonareo ilay izy dia angamba ianareo indray no hisaotra ny avo amin'izay nisasaraNAREO rehetra. :-)

Hitondra fanazavana ihany sao dia mba mety hazava aminareo ihany ilay izy.

Ny hoe isaory ny avo dia tsy midika velively hoe "Ny Avo" no nandeha ni-kombaka tany anaty ala nitaingina helikopitera sns. Raha izay no iheveranareo azy dia ovay kely.
Rehefa miteny hoe isaory ny avo dia tsy midika velively hoe tsy niasa mihitsy ny olona nandritra izay 6 taona izay... na koa hoe tsy niasa akory "Ny Avo" nandritra izay 6 taona izay.
Fa zavatra hafa mihitsy no nataon'"Ny Avo" :-) mahaliana anao ve hoe inona no nataony? Mandainga eo :-p ... eny ary e. HOtohizantsika amin'ny manaraka hoe inona marina no tena nataony raha liana ianao.

Fa entre-pà
Toa misy misaotra an'i Sarkozy koa? Toa misy misaotra ny Prezidà-n'i Colombie koa? tssss kanefa tsy ry zalahy akory no nandeha nitaingina helikopitera tany an'ala :-) ... tsy aritro fotsiny iny kah.
3. agoago ( 03/07/2008 13:15)
Satria fantany fa tena sitrapon'ny Avo tokoa ny mbola nahafahany, izy tsinona no mametra ny fahavelomany iray. Mino aho fa matoa izay no naloakan'ny vavany dia nangataka sy nivavaka tamin'ny Avo tokoa izy zany tany ampitazomana azy tany.
4. sipagasy ( 03/07/2008 18:27)
hhmmm i badboy koa annn, mampiomehy tss, ka hoy anie izy ry ise raha vao nanomboka nandray fitenenana hoe "......... je veux d'abord rendre grâce à Dieu et aux soldats de Colombie.Les helicoptères sont arrivés. Quand j'ai vu les hélicoptères blanc, j'ai senti quelques chose d'etrange, parceque quand nous entendions les hélicoptères, il fallait courir se cacher. Je crois (que ces libérations) sont un signe de paix...."

Dia mbola fety be ny anay taty io tolak'andro io e!! tsy tafa tany Paris moa ny tena fa dia mba faly ihany e! hoy koa izy mantsy hoe "... je vous remercie des luttes que vous avez données pour ma défense. Je vais être tres vite avec vous, je rêve d'être en France......... ma douce France......."


:-* badboy!
5. fijo ( 03/07/2008 20:42)
raha i sarkozy sy prezidan'ny colombie no hisaorany dia azoko tsara,satria ireo anie na dia tsy nitondra basy tany aza ka ireo no niketrika ny vahaolana e,mba dinio rah atsy nanaiky hanao izay tetika izay ny filoha colombianina?????nisy "avo" nidina ngaha teo??????
ny olona no nanao hezaka ,fa ny elikoptera kosa no avo nidina,dia izay ngamba le avo tiany lazaina
6. badboy ( 03/07/2008 20:54)
fijo:
raha i sarkozy sy prezidan'ny colombie no hisaorany dia azoko tsara,satria ireo anie na dia tsy nitondra basy tany aza ka ireo no niketrika ny vahaolana e,mba dinio rah atsy nanaiky hanao izay tetika izay ny filoha colombianina?????nisy "avo" nidina ngaha teo??????ny olona no nanao hezaka ,fa ny elikoptera kosa no avo nidina,dia izay ngamba le avo tiany lazaina

Ka zay no ilazako hoe isaorana ny avo satria ireo rehetra nolazainao ireo mihintsy no avo!! ;-) ;-) ;-) ;-)

sipagasy >> Ny fisaorany an'A/tra tsisy mahadiso azy ary azy manokana, fa ny fomba filazana hoe satria avotra dia A/tra irery ihany no isaorana tsy tafa!!!! Fiantsapazan'ireo mpitory teny tsisy farany ilay izy ka mankaleo!! Izay manko no voalaza ao ambadika ao hoe ISAORANA A/TRA FA AFAKA INGRID!! DE VORONA BE DAHOLO ZANY IREO REHETRA NIKAONDOHA SY NANAO NY AINY TSY HO ZAVATRA HANAVOTANA AZY!!!! ;-) ;-) ;-)

OMEO NY TOERANA TOKONY HISY AZY IREO NANAVOTRA DIA NY TOERANA AMBONY INDRINDRA SATRIA NANAO NY ASANY IZY NO SADY TSY NITSITSY NY AINY SY NY VOLA ARY NY FAHAIZANY FA NIDIKIZO MIHINTSY AZA HANAVOTANA IREO NAVOTANY!!!!! :^) :^) :^)
7. fijo ( 03/07/2008 21:03)
miombokevitra amin'ialahy mihinty aho eto ka,io ny olona no miasa sy miketrika fa tsy "avo"
8. ainaheri ( 04/07/2008 04:55)
Ilay izy zany misy idiran'ny mino sy ny tsy mino ee;......Tsy voatery akory we hilanja hazofijaliana ilay miaramila na hitondra an'i Benoit :) vao mahatanteraka an'ny zany..................reo oul retra² reo na na ny naniraka na tsy afaka nandeha nohon'ny halaviran-toerana ,na ireo miaramila nanao ny asany,dia ny finoany no nahatontosa izany rehetra zany,....Ary mbola niresaka t@ PPDA tao @ TF1 aza Ingrid omaly ,mbola nanontaniany we;"Iza no isaoranao voalohany indrindra"?...Tsy nihambahamba izy ;*"Atra no navaliny"
9. fahamarinana ( 04/07/2008 14:49)
:arrow: miombon-kevitra amin'ny ainaheri koa aho,miankina amin'ny finoan'ny tsi11 io ,maro koa ny nitondra am-bavaka azy ihany koa ary nisy vokany satria nahazo hery ihany koa izy noho ny Finoany . Fa azo atao daholo ny misaotra ny rehetra :miara-miasa daholo ny zava-drehetra e!!!! :) (l)
10. fijo ( 04/07/2008 19:45)
manalika ireo nanavotra azy izy izany.
11. badboy ( 06/07/2008 07:32)
fijo >> Ka io ilay tsy fahaiza manasaraka ny fianana antany sy ny fianana andanitra!! Ary ireo milaza ho mpino raha vao mmisy fandinihina kely miala @ ilay baiboly ataonao dia hozy hoe "samy hafa ny mpino sy nytsy mpino"!

Ny mahagaga anefa dia ireo miaina isanandro fa tsy ny baiboly akory n hiainana eto antany fa ny lalampiainana andavanandro! Ohatra 1 : raha manala permis ve dia ao anaty baiboly no akana ny lalana??? na kooa manao sakafo dia aoa naty baiboly no ahitana ny recette???

Mahaiza manavaka ny fiainana antany sy ny fianana andanitra!! Aza adino fa mbola miaina eto antany enao fa tsy efa any andanitra akory ary ny olona no manome asa aanao na mivarotra ny kaly vidianao, ho handrahoinao @ herinaratra vokatry ny asatanan'olona, ka afahanao mihinana azy ao anaty lovia namboarin'ny tahaka anao, ka nahafanao nandeha tao anaty trano fiangonana namboarin'olona.....

Omeo voninahitra ny asatanan'olona fa ireo no ahafahanao miaina @ andavanandro ity fianampahasoavana lazainao fa nilatsaka avy any andanitra!

Tsotra ilay fanasarahana, ary voalaza ao anaty ilay boky mamin'ireo milaza ho mpivavaka ilay izy fa dia odiany fanina "Ny fanahy dia an'A/tra, fa ny vatana dia an'ny tany"!! Ka mahaiza manasaraka ilay hoe fanahy sy vatana dia ho hitanao fa diso lalana tanteraka ianao tsy mijery afatsy ny baboly io ka manjary mandika vilana ilay voalaza!!
;-) ;-) ;-) ;-) ;-)
12. ikaretsaka ( 07/07/2008 05:26)
badboy:

fijo >> Ka io ilay tsy fahaiza manasaraka ny fianana antany sy ny fianana andanitra!! Ary ireo milaza ho mpino raha vao mmisy fandinihina kely miala @ ilay baiboly ataonao dia hozy hoe "samy hafa ny mpino sy nytsy mpino"!

Ny mahagaga anefa dia ireo miaina isanandro fa tsy ny baiboly akory n hiainana eto antany fa ny lalampiainana andavanandro! Ohatra 1 : raha manala permis ve dia ao anaty baiboly no akana ny lalana??? na kooa manao sakafo dia aoa naty baiboly no ahitana ny recette???

Mahaiza manavaka ny fiainana antany sy ny fianana andanitra!! Aza adino fa mbola miaina eto antany enao fa tsy efa any andanitra akory ary ny olona no manome asa aanao na mivarotra ny kaly vidianao, ho handrahoinao @ herinaratra vokatry ny asatanan'olona, ka afahanao mihinana azy ao anaty lovia namboarin'ny tahaka anao, ka nahafanao nandeha tao anaty trano fiangonana namboarin'olona.....

Omeo voninahitra ny asatanan'olona fa ireo no ahafahanao miaina @ andavanandro ity fianampahasoavana lazainao fa nilatsaka avy any andanitra!

Tsotra ilay fanasarahana, ary voalaza ao anaty ilay boky mamin'ireo milaza ho mpivavaka ilay izy fa dia odiany fanina "Ny fanahy dia an'A/tra, fa ny vatana dia an'ny tany"!! Ka mahaiza manasaraka ilay hoe fanahy sy vatana dia ho hitanao fa diso lalana tanteraka ianao tsy mijery afatsy ny baboly io ka manjary mandika vilana ilay voalaza!!
;-) ;-) ;-) ;-) ;-)


misaotra tompoko o...
izay le hoe samy apetraho @ toerany ny zavatra rehetra
13. ari.malala ( 07/07/2008 12:20)
fa ireo raha misaotra ny olona moa ianao ry badboy, tsy naman'ny misaotra an'Andriamanitra iany kou v? sa enao ts mino fa asa-tanan'Andriamanitra ny olombelona? ary ny olombelona d efa endrik'Andriamanitra... noho izany ts hoe diso mibanjina loatra ny fian-danitra na nanilika ireo nanavotra azy Rtoa Ingrid raha nilaza fa Andriamanitra no isaorany mialoha, fa mifampitohy izany! Andriamanitra nanao olona, ary ireo olona ireo no nanavotra anazy tany...
14. fahamarinana ( 07/07/2008 12:43)
fijo:

manalika ireo nanavotra azy izy izany.



:arrow: tsy hoe nanalika kosa kouh,nisaotra ny rehetra izy fa Andriamanitra no nataony lohalaharana tamin'ny fisaorana satria ny Finoanay ihany koa no nahatonga azy naharitra ny 6 taona nitazonana azy tany.Raha tsy nanam-pinoana izy mety ho sarotra ihany angamba hoy aho.Nisaotra ny armée colombienne izy sy ireo nanampy de pres et de loin moralement,physiquement...Ka tsy afaka hilaza ikosa sika fa tsy nisaotra olona izy.Miara-miasa daholo ny rehetra anie oah e ....Hevitro moa io.. (l)
15. badboy ( 07/07/2008 17:03)
ari.malala >> Aza afangaro houa fa manjary mamitaka ireo mpamaky botolo!!
Raha nomen'ny mpampiasa asa ianao dia olona no nanome izay fa tsy ny lanitra ka nisaoranao ilay olona, ary raha notsoahan'ilay mpampiasa koa ianao dia olona no nanao izay fa tsy ny lanitra ary dia nompainao ilay olona!! Dia raha io no ampitaina @ ilay hevitrao, dia rehefa nahazo asa ianao dia nisaotra an'A/tra avy @ alalan'ilay olona, ary rehefa voaraoka ianao dia nanompa an'A/tra avy @ alalan'ilay olona!!!

Dia hilaza ianao hoe tsy izay ilay izy, dia eny hozy aho satria ilay olona ihany no nisaoranao sy nompainao ka dia misaraka izany ny fisaorana olona sy ny fisaorana an'Atra, ary saraho f'aza atambatra!!! Hafa mihintsy izany misaotra an'Atra izay atao @ fivavahana mivantana satria te hanandratra ny fanahinao ianao, sy ny hoe misaotra olona satria izy no nanampy anao mivantana t@ ilay nilanao azy!!
Aza afangaro!!!! ;-) ;-) ;-) ;-)
16. niryna ( 07/07/2008 17:31)
badboy:

ari.malala >> Aza afangaro houa fa manjary mamitaka ireo mpamaky botolo!!
!!
toa hianao no manafangaro sy mety tsy resy lahatra fa tsy ari-malala ka.

Raha nomen'ny mpampiasa asa ianao dia olona no nanome izay fa tsy ny lanitra ka nisaoranao ilay olona, ary raha notsoahan'ilay mpampiasa koa ianao dia olona no nanao izay fa tsy ny lanitra ary dia nompainao ilay olona!! Dia raha io no ampitaina @ ilay hevitrao, dia rehefa nahazo asa ianao dia nisaotra an'A/tra avy @ alalan'ilay olona, ary rehefa voaraoka ianao dia nanompa an'A/tra avy @ alalan'ilay olona!

ka raha tsy sitrapon'Atra ilay izy dia tsy nahazo asa isika,

Nahazo asa,iza no nanome azy? Atra ,
voaroaka ny asa inona no antony ?
mety ho kamo na ratsy fiasa,na misy antony hafa : zavatra rehetra amin'ny fiaianana na heverintsika fa ratsy aza dia mahasova antsika avokoa raha raisina amin'ny fisaorana izany.Mety iny fialanao asa iray iny no varavarana amin'ny lalan-kafa indray.

Raha olona tsy mino an'Atra no resahina tenin'Atra dia tsy ho azony ary tsy ho fantany velively koa
Fa maninona ilay olona no opaina ? mety mahasoa anao koa no nialanao tao kou ?
Jereo amin'ny lafiny tsara foana ny fiainana e,tsy ny tsara foana akory no azontsika amin'Atra fa na ny aretina,na ny loza mitranga,na ny fahafatesana,nomeny ireny mba hiderantsika azy satria matetika rehefa milona ao anatin'ny mamy isika dia manadio azy fa rehefa misy manjo vao tonga mitady azy ,fantany foana anefa izany ary tiany foana isika ka izay mitranga izany dia efa lahatra avy Aminy avokoa.Mety ratsy eo amintsika fa mahasoa antsika eo imasony. HS kely ireo

Dia hilaza ianao hoe tsy izay ilay izy, dia eny hozy aho satria ilay olona ihany no nisaoranao sy nompainao ka dia misaraka izany ny fisaorana olona sy ny fisaorana an'Atra, ary saraho f'aza atambatra!!!
an! an!

Hafa mihintsy izany misaotra an'Atra izay atao @ fivavahana mivantana satria te hanandratra ny fanahinao ianao, sy ny hoe misaotra olona satria izy no nanampy anao mivantana t@ ilay nilanao azy!!
Aza afangaro!!!! ;-) ;-) ;-) ;-)
nomen'Atra fahasoavana koa ilay olona nanampy antsika dia mbola afaka misaotra azy amin'Atra ihany koa isika.
dia averiko indray fa Atra no nahatonga ny zavatra rehetra ary misy antony avokoa izany ka izy aloha isaorana dia afaka misaotra Azy koa fa nomeny ilay olona .sa inona no tianao tenenina ?
Tsy mazava ny teninao fa hafahafa be k'ty ?
17. fafa75 ( 07/07/2008 17:38)
Aza afangaro houa fa manjary mamitaka ireo mpamaky botolo!!
Raha nomen'ny mpampiasa asa ianao dia olona no nanome izay fa tsy ny lanitra ka nisaoranao ilay olona, ary raha notsoahan'ilay mpampiasa koa ianao dia olona no nanao izay fa tsy ny lanitra ary dia nompainao ilay olona!! Dia raha io no ampitaina @ ilay hevitrao, dia rehefa nahazo asa ianao dia nisaotra an'A/tra avy @ alalan'ilay olona, ary rehefa voaraoka ianao dia nanompa an'A/tra avy @ alalan'ilay olona!!!
Ho anao mpiteny ratsy dia ny manompa no hevitra mety rehefa misy olana :roll: Fa ny olona mpino tsy manao izany tompoko. Eo @ fomba firesaka no ahitana ilay olona hoe manao ahoana izy io.
18. ari.malala ( 08/07/2008 07:31)
miombon-kevitra am fafa75 :)

nahoana moa za no hanompa ry badboy raha noho ny hadalako no nahavoaroaka ana? raha voaray hiasa amina orinasa iray za, d mila misaotra, Andriamanitra alou no isaorako voalohany indrindra, satria sitra-pony no nahitako ilay asa sy nahavoaray ahy, avy eo za misaotra an'ilay mpampiasa nandray ana, raha sanatria ts voaray kosa mou d misaotra foana an'Andriamanitra kalou satria ts sitrapony zany ary fantany fa ts mety amiko ao matoa ts nomeny ana le asa, misaotra ny tompon'ny orinasa iany kou na d ts nandray aza izy, satria amireny matetika mis fampanantenana we efa aty ny dossier d antsona raha mis mifanaraka am profil, fa na misy izany na ts misy ts ts manompa na manozona :) ts mitovy isika badboy a! nenao efa asehonao am ps mints fa bad enao :-P
19. badboy ( 08/07/2008 10:37)
arimalala:
nahoana moa za no hanompa ry badboy raha noho ny hadalako no nahavoaroaka ana?

Hay ve eeeeh!!! Misaotra anao fa ianao ihany no namaly hoe NY OLONA NO MAHATONGA NY ZAVATRA MITRANGA AMINY!!!!

Dia ianao ihany no manamafy ny momba an'i BETANCOURT satria ny fandraisan'ireo olona nanodidina azy ny andraikiny no nahatonga sy nahatateraka ny fahafahany fa tsy nilatsaka avy any andanitra!!
;-) ;-) ;-)
20. prime ( 08/07/2008 10:41)
ari.malala> =D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1148