Isaory hono ny avo fa izy no nanafaka an'i Ingrid BETANCOURT
61. prime
(
11/07/2008 06:45)
:-D
Ary mba hanao "suggestion" foana aho amin'ny manaraka rehefa avy manambara hevitra hoe : "aza matahotra ny milaza hoe marina ny ambarako"... :-D :-D :-D =))
Ary mba hanao "suggestion" foana aho amin'ny manaraka rehefa avy manambara hevitra hoe : "aza matahotra ny milaza hoe marina ny ambarako"... :-D :-D :-D =))
63. badboy
(
11/07/2008 16:45)
pissoa, prime >> Nareo mianadahy dia tena mampanao ny tsy tiana hatao mihintsy!
Ao fa na dia tsy voako loatra az ilay mamadika @ teny vazah, satria mazava be io @ teny gasy io, dia ho ataoko nohon'ny fitiavako anareo!
N'aie pas peur de dire que j'ai raison... est une phrase construit autour du subjonctif qui exprime si ce n'est une condition, une proposition mais non pas un .... ordre!!
Mino aho fa afapo ianareo ;-) ;-) ;-)

64. pissoa
(
11/07/2008 16:57)
Tsy resaka stylistique ry badboy a ! Toa efa nolazaiko teo izany fa ny hevitry mivoaka amin'ilay izy mihitsy.
Tena marina ireo teninay ireo fa aza matahota milaza hoe marina ny ambaranay ry badboy a ;-) ;-) ;-)
Tena marina ireo teninay ireo fa aza matahota milaza hoe marina ny ambaranay ry badboy a ;-) ;-) ;-)
65. badboy
(
11/07/2008 17:04)
Izaho ange tsy miteny hoe tsy marina eh, fa ozy aho hoe misy koa ny marina hafa dia izay nolazain'izay tsy nitovy hevitra taminao! ;-) ;-)
66. pissoa
(
11/07/2008 17:06)
Ka ilay ianao manery anie no teneniko hoe marina fa aza matahota milaza hoe marina ny ambarako e ! :-D :-D :-D :-D :-D
67. badboy
(
11/07/2008 17:11)
K'efa hoe aza matahotra ny hilaza hoe marina ilay nolazaiko! Izaho zao tsy natahotra nilaza hoe tsy diso ny nolazainao fa misy marina hafa koa! ;-) ;-)
68. pissoa
(
11/07/2008 17:15)
Hay ve tsy diso ilay hoe manery ianao e ! :-D :-D :-D :-D :-D
Izaho manana mba hazon-damosina kely ihany ka ! Rehefa heveriko fa tsy marina dia tsy lazaiko hoe marina rehefa miady hevitra ... ! :-D :-D :-D
Izaho manana mba hazon-damosina kely ihany ka ! Rehefa heveriko fa tsy marina dia tsy lazaiko hoe marina rehefa miady hevitra ... ! :-D :-D :-D
70. pissoa
(
11/07/2008 17:27)
Kamo za hi-scroll hitady ze tsy hitoviantsika hevitra fa jereo ao ambony ao. Misy tsy novalianao ao fa tonga dia nataonao an'io hoe aza matahotra milaza fa marina ny ambarako io fotsiny :-D :-D :-D :-D :-D
73. pissoa
(
12/07/2008 12:15)
Raha mbola tsy htian'i Fijo koa ny fahateren'ny fijerinareo dia jereo fa i Badboy dia "marina" sy "diso" ihany ny ao amin'ny rakibolany ... fa tsisy hoe mitovy hevitra amiko na tsia :-D :-D :-D
75. fijo
(
15/07/2008 21:16)
fa ngaha moa eto mila tenenina hoe 'i XXx no resahako vao mahazo mamaly?????
fomba kristianina vaovao indray izay.
fomba kristianina vaovao indray izay.
76. pissoa
(
19/07/2008 20:35)
Ary maninona refa resahina tsy mamaly fa refa tsy resahina dia mamaly tsisy dikany akory ! Fomba tsy fijoanina vaovao koa iny :-D :-D :-D :-D :-D