Isaory hono ny avo fa izy no nanafaka an'i Ingrid BETANCOURT

21. DotMG ( 08/07/2008 11:31)
badboy a, izy tenany Ingrid Betancourt no nisaotra an'Andriamanitra dia azy izany, tsy hitako izay tokony hidiranao lalina ny amin'izany. Raha isan'ireo miaramila nanavotra azy ianao, ka tsy mino an'Andriamanitra, ary tsy nisaorany fa Andriamanitra indray no nisaorany, dia afaka nifanazava ianareo. Samy manana ny antony inoany an'Andriamanitra ny tsirairay, ao ny fanatika, ao ny resy lahatra, ao ny mahatsapa ny fisiany amin'ny fiainany; fa raha tsy mitovy amin'ny an'ny olona ny fahatsapanao ny fisian'Andriamanitra aza entina hitabatabana izany.

Fa iza moa ialahy no hanoro an'i Betancourt izay tokony hataony?
22. ari.malala ( 08/07/2008 11:53)
hihihi, marina ny an'i DotMg
23. ikaretsaka ( 08/07/2008 12:03)
dia tsy nisaorany ve ny avo t@ izy mbola tsy afaka?
24. badboy ( 08/07/2008 15:31)
DotMG:

Samy manana ny antony inoany an'Andriamanitra ny tsirairay, ao ny fanatika, ao ny resy lahatra, ao ny mahatsapa ny fisiany amin'ny fiainany; fa raha tsy mitovy amin'ny an'ny olona ny fahatsapanao ny fisian'Andriamanitra aza entina hitabatabana izany.

Fa iza moa ialahy no hanoro an'i Betancourt izay tokony hataony?

Ouah! Tsy haiko hoe iza no mivatravatra:-D

Aleo atao hoe ekeko, de ekeo koa ny hevitro hoe ireo nanavotra no tokony tena isaorana!!! Hoy olombleo ricky : Saotra anla nanome!!! Rehefa tsy manaiky ny hevitro ela, f'anga moa noterena hamaly???:-D :-D :-D :-D :^) ;-)
25. pissoa ( 08/07/2008 15:48)
Cf DotMg :-D :-D :-D :-D :-D

Badboy : Tsy hoe manaiky ny hevitry ny olona ianao dia terena hanaiky ny hevitrao ny olona. Matoa ny olona misaotra an'Andriamanitra dia mino fa nandray anjara tamin'ny fanavotana azy Andriamanitra.
26. badboy ( 08/07/2008 17:25)
pissoa >> Tsy haiko hoe iza no tena manao amboletra ny heviny!! Zaho manazava ny hevitro hoe nisy olona maro niasa vao afaka Betancourt dia miala any daholo ry fanatika isany hoe tsy olona fa A/tra! Ary mbola nolazaiko koa hoe raha isaotra an'A/tra izy dia azy ny azy" fa amiko manokana ny olona no niasa sy nisasatra ary nanao ny ainy ho 1franc mba hanavotana azy. Noho izany ireo olona ireo no isaorana bedebe!! Ary tsy nalaina teny ambony razhona akory ireo filazako ireo fa iarahan'ny rehetra naheno hoe efa ela be no nomanina ilay fanavotana, betsaka ny manif erantany, Sarkozy nandrahona ny farc fa raha maty Betancourt dia ho mafy ny fiantraikany ho an'ny Farc sns sns... Ka lazao hoe aiza ho aiza @ ireo no tsy mahavokatry ny asatanan'olombelona ny nanafahana an'i Betancourt!!!!

Misy ny manaiky io hevitro io, ary misy ny mandà satria milaza fa A/tra no nanavotra azy!! Izay ilay atao hoe adihevitra!! Ka ampiadio ary ilay hevitra de mba asio fanazavana mazava tahaka ny ataoko io ambony io! ;-) ;-) ;-)
27. pissoa ( 08/07/2008 17:42)
Tena ianao no manao amboletra raha ny fijeriko ny resaka matoa ianao no noteneniko ka ! Jereo ny soratrao :
badboy:
Aleo atao hoe ekeko, de ekeo koa ny hevitro

Ny olona rehetra toa samy naneho ny heviny ... ny sasany mety milaza fa tsy hitany izay tokony hidiran'i Badboy sns ... fa ny an'i Badboy kosa tonga dia hoe ekeo koa ny hevitro =)) =)) =))

Heveriko fa efa misy hevitra be dia be ireo, fa i badboy angamba no tsy mba mety mahazo ka mitady fanazavana hafa ;)

Ny tsy finoan'i badboy angamba no mahatonga an'i badboy tsy mahita hafa tsy ny olona sy ny helikoptera ... fa ny finoan'io olona io kosa no mandresy lahatra azy fa niasa tao Andriamanitra - ary nandray anjara be dia be ka izay no hisaorany Azy be dia be.

Ankoatra izay Cf DotMg

:-D :-D :-D
28. badboy ( 08/07/2008 17:54)

pissoa :
Ny tsy finoan'i badboy angamba no mahatonga an'i badboy tsy mahita hafa tsy ny olona sy ny helikoptera ... fa ny finoan'io olona io kosa no mandresy lahatra azy fa niasa tao Andriamanitra - ary nandray anjara be dia be ka izay no hisaorany Azy be dia be.

Izay ilay fanaon'ireo milaza azy ho mpino : tonga dia mitsara!! Mmmmmmmmmh mahafinaritra, fa izay ilay fihetsika sitrak'ilay hinoany sady efa nolazainy ao anatin'ilay baiboly maminao io hoe "Tsarao @ izay tsy ho voatsara ianao"! ;-) ;-) ;-) :-P Tsy ianao ve no manao amboletra eto???

Tsy mino hoy ianao, dia hoy aho hoe efa tao ny tenako, efa nandalina, ary nahita fa nataon'ny olona fitaovampierena ilay fivavahana!! Dia io fomba fijery io no ialako ka nilazako ireo hevitra rehetra novoizoko teto! ;-) ;-) ;-)
29. pissoa ( 08/07/2008 18:29)
:-D :-D :-D :-D :-D

Izaho ve no nitsara na manao amboletra ry Badboy ? Jereo fa na dia manoratra aza aho dia mbola mampiasa hoe ny tsy fianoanao angamba ! Fantatrao ve ny dikan'io hoe angamba io aloha sa tsia ?

Dia inona kosa no avalinao ahy : izay ilay fanaon'ireo mpilaza azy fa mpino ! Nataon'ny olona fitaovam-pierena ny fivavahana sns ! Tsisy hifandraisany amin'ilay ady hevitra akory, ary tsy izaho irery no resahinao fa tonga dia atao tamba-be ireo "milaza azy ho mpino" ...

Dia asa izay tena nitsara isika sy ianao teto ... asa izay nanao amboletra ! En tout cas tsy izaho aloha no nanoratra hoe ekeo ny hevitro e =))
30. badboy ( 08/07/2008 20:05)
pissoa:

Raha toa ka voatohina ianao satria voakitika ilay fivavahanao dia ny azonao atao ny tsy mijery tsy mamaky ary tsy mamaly ilay hevitro!! Fa matoa ianao mbola mamaly sy mitady hevitra hamaliana izay voalzako dia mba te hametraka koa hoe mananahevitra tiana ampitaina sy tiana ho eken'ny hafa ianao!! Izay no antony hanekenao sy ny hanamaifsanao ireo hevitry ny hafa tsy mitovy hevitra amiko!!

Ary averiko ilay hevitro voalohany niatombohan'ity resaka ity hoe ireo olona niasa mafy no nanafaka n'i betancourt na dia A/tra aza no nisaorany voalohany!! Ary tsy ny vavak'ireo izay nivavaka ho azy no tonga tany ampototsofin'ireo maherifo nanafaka azy sy ireo mpanao pôlitika niketriketrika fa ny fandraisan'izireo ny andraikiny!! Ka dia ireo no isaorako fa tena mbola misy firenena sy olona faka miady @ tsy rariny fa tsy miandry lava ny sitrapon'A/tra!!!

Ka ny hirariana hoe mba hivoatra hahay hanao tahak'izay koa isika gasy : hiady ho an'ny rariny fa tsy hiandry mana aposak'ilay fivavahana!
;-) ;-) ;-) ;-)
31. fijo ( 08/07/2008 20:29)
aza terena hoe misy asan'andriamanitra daholo izay atao e,rah aizay no raisina dia tsy tokony helohina ny mpamono olona fa efa izay koa no nampanaovin'andriamanitra azy.

adalany io,ka zakainy ny azy,fa tsy andriamanitra daholo izay mety.
32. badboy ( 08/07/2008 20:37)
fijo >> Ka io filazanla io mihitsy no tsy zakan'ireo mpanohana io hevitra hoe avy any andanitra io daholo ny rehetra!! Tsy ekeny hoe misy ny avy amin'ny olona nefa en même temps ekeny fa matoa nidona t@ tolana izy dia nohon'ny tsy fahaizany etc.... Ka ny tsy azoko dia hoe ekena iry fa avy any @ A/tra fa iry avy @ olona, fa ny azo rehetra nefa avy @ A/tra!! Tena za angamba no tsy ampy lojika sa ilay lojika mihitsy no tsy ao @ io filazandreo io!! ;-) ;-) ;-) ;-)
33. fijo ( 08/07/2008 20:43)
ka ny sasany dia misaina hoe izay "tsara" dia avy any andanitra,moa izay "ratsy" dia asandevoly.dia mijanona eo ny resaka.
34. Rasiligaoma ( 08/07/2008 20:55)
ny ankamarian'ny mpino rehefa mety amin'ny sainy sy ny tombotsoany dia hoe dia avy amin'i Jesosy ( na tsara io na ratsy)
dia rehefa tsy mety (Na tsara io na ratsy) dia tsy avy aminí Jesosy
Dia mba lasa izato eritreritro. lasa manery ny sitrak'Andriamanitra hifanaraka amin'ny eritreretin'ny saina ízany dia lasa isika no mibaiko anándriamanitra?
35. pissoa ( 08/07/2008 21:20)
badboy:
Raha toa ka voatohina ianao satria voakitika ilay fivavahanao dia ny azonao atao ny tsy mijery tsy mamaky ary tsy mamaly ilay hevitro!! Fa matoa ianao mbola mamaly sy mitady hevitra hamaliana izay voalzako dia mba te hametraka koa hoe mananahevitra tiana ampitaina sy tiana ho eken'ny hafa ianao!! Izay no antony hanekenao sy ny hanamaifsanao ireo hevitry ny hafa tsy mitovy hevitra amiko!!

Ary averiko ilay hevitro voalohany niatombohan'ity resaka ity hoe ireo olona niasa mafy no nanafaka n'i betancourt na dia A/tra aza no nisaorany voalohany!! Ary tsy ny vavak'ireo izay nivavaka ho azy no tonga tany ampototsofin'ireo maherifo nanafaka azy sy ireo mpanao pôlitika niketriketrika fa ny fandraisan'izireo ny andraikiny!! Ka dia ireo no isaorako fa tena mbola misy firenena sy olona faka miady @ tsy rariny fa tsy miandry lava ny sitrapon'A/tra!!!

Ka ny hirariana hoe mba hivoatra hahay hanao tahak'izay koa isika gasy : hiady ho an'ny rariny fa tsy hiandry mana aposak'ilay fivavahana!

Avereno vakiana ... fa naneho hevitra tsara mihitsy aho dia ianao no niderapy, tonga dia hoe izay ilay fanaon'ireo milaza azy hoe mpino ! Tsisy hevitra mihitsy fa fitsarana ny mpino sy ny fitantarana ny naha-mpino anao aloha no mandeha aloha !

Ny tsy finoan'i badboy no angamba no mahatonga an'i badboy mieritreritra fa tsisy fiatrikany ny vavaky ny olona ! Tokony ho fantatry badboy koa, raha tena mpino tokoa taloha, fa tsy tamin'ny elikoptera akory ireo olona ireo no nivavaka ka hoe any ampoto-tsofin'ny elikoptera no tokony hiantefa ny fivavahany izay vao afaka mandeha ny elikoptera :-P
Ilay olona koa tsy miteny akory hoe tsy nilaina ny olona na fitaovana hafa ... fa mino ny fisian'ny asan'Andriamanitra koa izy.

Ny fahitako azy dia mihodikodina be ilay resaka ... hatramin'ilay resaka Fanahy Masina sns ireny ... fa raha jerena dia resaka hoe Andriamanitra ve mandray anjara amin'ny fiainantsika daholo ilay izy. Ka ny mpino dia mino an'izay ! Mino an'izay i Badboy tsisy olana ... tsy mino an'izay i Badboy dia mbola tsisy olana koa, saingy aza terena hanaraka ny hevitrao ny olona fa aleo hiaina ny finoany ... tsisy hoe ekeo ny hevitro zany hoa (tsy matiko lolo mihitsy io fa misenina be :-D :-D :-D )

Aza terena hoe misy Andriamanitra daholo ... Ary maninona moa no misy manery hoe tsisy Andriamanitra mihitsy ? :-P
36. niryna ( 09/07/2008 00:55)
badboy.fijo.rasiligaoma> :oops: :oops: :cry:
37. Rasiligaoma ( 09/07/2008 03:29)
Rasiligaoma:

ny ankamaroan'ny mpino rehefa mety amin'ny sainy sy ny tombotsoany dia hoe dia avy amin'i Jesosy ( na tsara io na ratsy)
dia rehefa tsy mety (Na tsara io na ratsy) dia tsy avy aminí Jesosy
Dia mba lasa izato eritreritro. lasa manery ny sitrak'Andriamanitra hifanaraka amin'ny eritreretin'ny saina ízany dia lasa isika no mibaiko anándriamanitra?

niryna> omeo ny contre theorie anao fa aza manjonitra fotsiny toy io!

ka tsy marina ary ve izany?

38. Rasiligaoma ( 09/07/2008 03:42)
ny mba angatahiko amin'i niryna, (Mba hialana amin'ny ilay manao firesaky ny mamo hoy ny ankizy ato) dia rehefa mba misy hevitra tsy maha d'accord anao diamba iangaviana ianao mba hanazava sy haneho ny antony tsy maha d'accord anao. hojerena raha mitombina ilay antony na tsia,
ary raha tsy hita izay mahadiso ilay hevitr'olona sy hanoherana azy, maninona raha miaiky?
Mba teny atsipy iny, ary inoako fa mba manam-panahy sy saina hieritreretana ihany ilay olona hanimpazana azy
Misaotra!
39. badboy ( 09/07/2008 06:01)
pissoa:
Aza terena hoe misy Andriamanitra daholo ... Ary maninona moa no misy manery hoe tsisy Andriamanitra mihitsy ?

Hay ve tsapanao ihany le tiako hatongavana eh!!!Mmmmmmmmmisaotra anao nanome!! ;-) ;-)
Io fahatsapanao io no iadiako hevitra tsisy fitsaharany eto hoe SARAHO NY FIAINAN'NY NOFO SY NY FIANAN'NY FANAHY! Ary ny hahatongavana @ izay dia io tsy fanerena ny rehetra io hoe avy any andanitra nefa hita be zao hoe avy @ olona!! Enao io pisssoa efa nanomboka nametraka ilay tsy tokony hanerena ilay tranganjavatra ho avy @ A/tra foana dia ataovy hatr@ farany ilay fanasarahana!! :wink: :wink:

Rasiligaoma nahavaly azy tasa ary noteneniny mazava hoe : ny ankamarian'ny mpino rehefa mety amin'ny sainy sy ny tombotsoany dia hoe dia avy amin'i Jesosy ( na tsara io na ratsy)
dia rehefa tsy mety (Na tsara io na ratsy) dia tsy avy aminí Jesosy
Dia mba lasa izato eritreritro. lasa manery ny sitrak'Andriamanitra hifanaraka amin'ny eritreretin'ny saina ízany dia lasa isika no mibaiko anándriamanitra? :idea: :idea: :idea:
40. pissoa ( 09/07/2008 14:56)
badboyt:
Hay ve tsapanao ihany le tiako hatongavana eh!!!Mmmmmmmmmisaotra anao nanome!!
Io fahatsapanao io no iadiako hevitra tsisy fitsaharany eto hoe SARAHO NY FIAINAN'NY NOFO SY NY FIANAN'NY FANAHY! Ary ny hahatongavana @ izay dia io tsy fanerena ny rehetra io hoe avy any andanitra nefa hita be zao hoe avy @ olona!! Enao io pisssoa efa nanomboka nametraka ilay tsy tokony hanerena ilay tranganjavatra ho avy @ A/tra foana dia ataovy hatr@ farany ilay fanasarahana!!

Sao dia tsy azonao ary izany teniko izany !

I Fijo sy ianao no milaza hoe aza terena hoe misy Andriamanitra daholo ... Dia manontany aho hoe, ary maninona moa no misy manery hoe tsisy Andriamanitra mihitsy ? Mifandray amin'ny hevitra nolazaiko teo ambony io, fa toa tsy hitanao ilay hevitra (sa nodiana tsy hita fa manahirana :-P ) ka indro averiko eto :
pissoa:

Ny tsy finoan'i badboy no angamba no mahatonga an'i badboy mieritreritra fa tsisy fiatrikany ny vavaky ny olona ! Tokony ho fantatry badboy koa, raha tena mpino tokoa taloha, fa tsy tamin'ny elikoptera akory ireo olona ireo no nivavaka ka hoe any ampoto-tsofin'ny elikoptera no tokony hiantefa ny fivavahany izay vao afaka mandeha ny elikoptera
Ilay olona koa tsy miteny akory hoe tsy nilaina ny olona na fitaovana hafa ... fa mino ny fisian'ny asan'Andriamanitra koa izy.

Ny fahitako azy dia mihodikodina be ilay resaka ... hatramin'ilay resaka Fanahy Masina sns ireny ... fa raha jerena dia resaka hoe Andriamanitra ve mandray anjara amin'ny fiainantsika daholo ilay izy. Ka ny mpino dia mino an'izay ! Mino an'izay i Badboy tsisy olana ... tsy mino an'izay i Badboy dia mbola tsisy olana koa, saingy aza terena hanaraka ny hevitrao ny olona fa aleo hiaina ny finoany ... tsisy hoe ekeo ny hevitro zany hoa (tsy matiko lolo mihitsy io fa misenina be )

Ankoatra izay, ny fanasarahana ny fiainan'ny nofo sy ny fiainan'ny fanahy dia somary hafahafa ihany ... Toa malaza be mantsy fa io fanahy io no mampiavaka antsika amin'ny kisoa sy ny alika sns ... ka asainao ho sarahin'ny olona ny fiainan'ny nofo sy ny fiainan'ny fanahy ? Saraho ny anao raha tinao :-D :-D :-D

badboy:
Ary ny hahatongavana @ izay dia io tsy fanerena ny rehetra io hoe avy any andanitra nefa hita be zao hoe avy @ olona!!

Toa tsy misy manery na iza na iza hino izay fandraisan'Andriamanitra anjara ka ! Toa tsy misy manery an'i badboy hino hoe misy asan'Andriamanitra amin'ny fiainan'ny olombelona koa ! Raha vakianao tsara ireo voasoratra rehetra eo ambony ireo dia tokony mazava aminao miaina ny finoany fotsiny ilay olona, dia misaotra an'Andriamanitra - dia avy ianao dia be resaka eto amin'ny forum dia manao hoe ekeo ny hevitro, efa hoe tsisy an'izany fa ny olona io eeee etsetra etsetra.

Hi hi hi - misy marary mihitsy amin'ilay hoe terena terana ... nefa izy dia explicitement mihitsy no manery ! :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0476