Isaory hono ny avo fa izy no nanafaka an'i Ingrid BETANCOURT

41. badboy ( 09/07/2008 15:57)
pissoa >> Enjana enao ranabavy! Milaza tsy manery nefa tena mi-sérrer-coller mihintsy! Ary aza matahotra ny milaza hoe marina ny ambarako, ary aza odiana fanina koa ilay ilazako hoe saraho ny arapanahy sy ny arabatana fa hainao tsara ny tiako hatongavana! Ary tsy izaho irery no mahatsapa io fanasarahana io, dikany misy lanja ilay kozy!!

De vereno vakiana tsara ireo lazainao sy ireo mitovy hevitra aminao fa ianareo no tena manery ankolaka hoe ny anareo no marina!! Avelako eo ny amin'iny fa ny adihevitra no hiverenako!! Raha mbola misy alahelo manokana ianao satria vohizinao eto hatr@ HS dia tohizo!!

;-) ;-)

Rasiligaoma:
ny ankamarian'ny mpino rehefa mety amin'ny sainy sy ny tombotsoany dia hoe dia avy amin'i Jesosy ( na tsara io na ratsy)
dia rehefa tsy mety (Na tsara io na ratsy) dia tsy avy aminí Jesosy
Dia mba lasa izato eritreritro. lasa manery ny sitrak'Andriamanitra hifanaraka amin'ny eritreretin'ny saina ízany dia lasa isika no mibaiko anándriamanitra?


Tsisy anampiana tsony fa io mahafehy azy tanteraka!

;-) ;-) ;-)
42. pissoa ( 09/07/2008 16:44)
:-D :-D :-D :-D :-D
Aza mampihomehy ry badboy a ! Tsy dia misy hevitra intsony angaha ? Toa tsisy hevitra mihitsy mantsy na dia iray aza ireo soratanao ireo fa dia hoe izaho no mody fanina, izaho no manana alahelo, tsy ianao irery no mahatsapa sns !

badboy:
pissoa >> Enjana enao ranabavy! Milaza tsy manery nefa tena mi-sérrer-coller mihintsy!

Omeo ny porofo fa aza manoratra mba hanoratra fotsiny e :-P Izaho zao tsy niteny mihitsy hoe manery ianao raha tsy efa ianao mihitsy no nanoratra hoe ekeo koa ny hevitro.
Ary jereo ny zavatra soratako eo ambony :
pissoa:
Mino an'izay i Badboy tsisy olana ... tsy mino an'izay i Badboy dia mbola tsisy olana koa, saingy aza terena hanaraka ny hevitrao ny olona fa aleo hiaina ny finoany ...

dia ampitahao amin'ny soratrao :
1 - tsy tokony intsony ilay hoe "ekeo ny hevitro"
2 -
badboy:
Ary aza matahotra ny milaza hoe marina ny ambarako

Terenao fotsiny hoe marina ny teninao fa izaho no matahotra ny hanaiky izany ! :-D
badboy:

ary aza odiana fanina koa ilay ilazako hoe saraho ny arapanahy sy ny arabatana fa hainao tsara ny tiako hatongavana!

Efa nasehoko io ny hevitro mikasika ny nofo sy ny fanahy ! Raha misy havaly an'io ianao dia valio, lazao izay tianao hahatongavana. Raha tsisy avaly ianao dia aza manoratra ... fa tsy i pissoa indray no lazaina fa mody fanina !
badboy:
Ary tsy izaho irery no mahatsapa io fanasarahana io, dikany misy lanja ilay kozy!!

Hay ve rehefa hoe tsy ianao irery no mahatsapa zavatra iray dia hoe misy lanja izay ilay kozy e ! Ary rehefa mpino an-tapitrisany no mahatsapa fa tsy tokony sarahina ny fiainana ara-nofo sy ny fiainana ara-panahy ... misy lanjany ve ilay kozy sa tsisy ? =))

badboy:
De vereno vakiana tsara ireo lazainao sy ireo mitovy hevitra aminao fa ianareo no tena manery ankolaka hoe ny anareo no marina!!

Sao i badboy no efa mitady ho resy lahatra :-P

badboy:
Avelako eo ny amin'iny fa ny adihevitra no hiverenako!! Raha mbola misy alahelo manokana ianao satria vohizinao eto hatr@ HS dia tohizo!!

Hay ve rehefa tsy mahita avaly dia lazaina hoe manana alahelo aho dia mivoy HS e ! :-D :-D :-D

43. rabingogilabanga ( 09/07/2008 16:56)
Io fahatsapanao io no iadiako hevitra tsisy fitsaharany eto hoe SARAHO NY FIAINAN'NY NOFO SY NY FIANAN'NY FANAHY! Ary ny hahatongavana @ izay dia io tsy fanerena ny rehetra io hoe avy any andanitra nefa hita be zao hoe avy @ olona!! Enao io pisssoa efa nanomboka nametraka ilay tsy tokony hanerena ilay tranganjavatra ho avy @ A/tra foana dia ataovy hatr@ farany ilay fanasarahana!!


ny hoe fanasarahana ny nofo sy ny fanahy, dia marina en principe, saingy misy ny situation tsy tokony hampisarahana azy, misy ny situatiion tokony hampisarahana azy, na dia vitsy dia vitsy aza;

Ny question dia @ oviana no ho sarahina , dia @ oviana no tsy tokony ho izay.
satria misy aretimpanahy mankary ny vatana.

Ny momban'ny Betancourt dia experience vecu iny, tsy ianao Badboy no niaina ny niainan'izy ireo nandritran'ny 6 taona

Ny finoana tsy adhesion intellectuelle mihintsy, na ny baiboly milaza izay, fa rencontre sy experience interieure.

Ireo otage rehetra dia nandohalika nisaotra daholo, tdy nisy na iray tsy nadohalika, hita t@ tele izany.
44. badboy ( 09/07/2008 18:03)
rabingobilabanga >>> Ohatra nentiko naneho ny tiako hambara ny momba an'i Betancourt fa tsy hoe idirako ny fiainany satria tsy ny fianany no nolazaiko fa ny teniny no nalaiko ho ohatra! Raha jerena ny hafanampon'ny valitenin'ny tsirairay dia hita fa tena mipetraka ilay olana @ fomba fanatonana an'Atra sy ny fampiasana ny baiboly! Mety nitondra fivoarana kely ny fomba fiainana tsy tokony hafototra tateraka @ baiboly io hevitra io, mety ho nanamafy ny dogmatika ihany koa! Ny tanjona dia ny hampietsika ny sain'ny tsirairay!

Hita izany @ fomba famaly "plus nuancé, plus réfléchi"! Izay ilay tanjona, ny mba hitrakan'ny saokan'ny tsirairay fa tsy ho rehefa misy tranganjavatra dia tsy miala anelanelan'ny pejin'ny baiboly ny orona, ary lasa fanendrepejy mihitsy aza indraindray! ;-) ;-) ;-) ;-)
45. fijo ( 09/07/2008 21:23)
mazava ngamba izay ka,sa ahoana ry mpino be?
46. pissoa ( 09/07/2008 21:41)
Badboy : novaina indray angaha ny size e ! Nefa tamin'ny nolazaiko teo ambony hoe mitovitovy daholo ihany ny dinikao dia lazaina fa hoe mivoy ny HS ! tssss :-D :-D :-D

Ny zavatra misy eto amin'ity dinika ity aloha dia toa manana fijery malalaka kokoa noho i Badboy sy i Fijo ny mpino ! Ary vao maika hita ny hateren'ny fijerin'i Badboy amin'ny hafanam-po amin'ny dinika naroso teto (ny eo ihany no mihodikodina) ! Angamba mety mitondra fivoarana raha mba miditra kely eo anelanelan'ny baiboly koa ianareo :-P

:-D :-D :-D :-D :-D
47. fijo ( 09/07/2008 21:45)
malalaka satria terena hoe avy amin'andriamanitra daholo izay azo tsara???
48. pissoa ( 09/07/2008 21:48)
Hi hi hi - malalaka satria tsy tahaka anareo ka ! Jereo daholo ireo soratro ireo, fa na i badboy aza toa tsy namaly ahy intsony ... hitany ihany angamba ny farany fa izy no tena manery eto ! :-D :-D :-D
49. fijo ( 09/07/2008 21:49)
asa izay tena manery eto ko.samia mijery.na ny oui oui na ahoana?
50. pissoa ( 09/07/2008 21:52)
Izaho efa nilaza ny hevitro amin'izay manery eto ... ary nasiako porofo tsara ... fa tsy manoratra mba hanoratra fotsiny :wink: :-D :-D :-D
51. badboy ( 09/07/2008 22:02)
pissoa >> Izay zany ilay tanjona, mba "hampiconverir"!

DE VAKIO TY VOALAZANAO TY DIA LAZAO FA TSY MANERY IANAO ETO
pissoa:
tsy mino an'izay i Badboy dia mbola tsisy olana koa, saingy aza terena hanaraka ny hevitrao ny olona fa aleo hiaina ny finoany
52. pissoa ( 09/07/2008 22:08)
Badboy : dia vao maika voaporofo ny fahateren'ny fijerinao ! Aminao angaha rehefa hoe mamaky baiboly, na hoe maka hevitra ao amin'ny baiboly sns dia midika hoe tsy maitsy mino izany ? Izaho anie tsy niteny hoe minoa ianao e ! :wink: :-D :-D :-D :-D :-D
53. badboy ( 10/07/2008 08:10)
pissoa:

Badboy : dia vao maika voaporofo ny fahateren'ny fijerinao ! Aminao angaha rehefa hoe mamaky baiboly, na hoe maka hevitra ao amin'ny baiboly sns dia midika hoe tsy maitsy mino izany ? Izaho anie tsy niteny hoe minoa ianao e ! :wink: :-D :-D :-D :-D :-D


Tsy afaka ny hanery ny tenako hino na tsy hino koa ianao! Ary ianao angaha moa mahalala hoe mino aho na tsy mino???

Ianao milaza malalaka fijery, maninona ianao no tsy manaiky hoe misy hevitra hafa ankoatra ny hevitrao??? Matoa ianao mbola mamaly dia te handresy lahatra hoe ny hevitrao no marina, raha ts'izany ianao tsy namaly fa navelanao teo io hevitro io!! Tsy haiko hoe iza no tena tery saina miafina ao ambadik'ilay "pseudo-fahalalahantsaina" nefa tsy manaiky hoe misy hevitra hafa noho ny azy!

;-) ;-) ;-)
54. prime ( 10/07/2008 11:37)
Fa izay miteny farany hay izany moa no manana ny marina??? fa izay tsy mamaly intsony dia midika hoe marina ny ambaran'ny hafa??? hafa kely indray izany... :)
55. pissoa ( 10/07/2008 16:05)
Prime : :-D :-D :-D :-D :-D

Badboy : Tsy haiko aminareo, fa amiko aloha dia tsy mitovy ny hoe manery olona hanaiky ny hevitry ny tena sy ny maneho hevitra amin'ny ady hevitra e ! Teneno ahy fa atoroko anao ny tsy hitovian'ireo raha tsy hainao ;) :-D :-D :-D

badboy:
Ary ianao angaha moa mahalala hoe mino aho na tsy mino???

badboy:
Tsy mino hoy ianao, dia hoy aho hoe efa tao ny tenako

:-D :-D :-D
56. badboy ( 10/07/2008 16:14)
Azavao aky pissoa fa tena tsy takany ah!
Tsy hainy hoe rehefa miafara @ tovana "o" ny teny dia didy, tahaka ny "ekeo" sy "avelao"! :-D :-D :-D :-D
57. pissoa ( 10/07/2008 16:40)
Raha izay teny miafara amin'ny o no holazaina hoe "manery" dia isao tsara ny isan'ny fanerena nataonao aloha - izay vao miteny hoe tsy manery tsy manery ianao ! ;)

Tsy ny ekeo mihitsy no mahatonga hoe manery ny olona hanaraka ny hevitrao ianao fa ny hoe ekeo koa ny hevitro ! Sy ny hoe Ary aza matahotra ny milaza hoe marina ny ambarako

Ary tena tsy hainao tokoa ve ny tsy mampitovy ny hoe manery sy hoe miady hevitra ? ... :{ :{ :{
58. badboy ( 10/07/2008 16:48)
Ary aza matahotra ny milaza hoe marina ny ambarako : aiza ny fanerena @ io???? Sao de mba io ilay antsoiina hoe "suggestion"???;-) ;-)
59. pissoa ( 10/07/2008 17:09)
:-D :-D :-D :-D :-D
60. badboy ( 10/07/2008 17:21)
;-) ;-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4467