789 celtel
1. ari.malala
(
04/07/2008 06:59)
Miarahaba,
Tsy haiko na tokony ho ato ity na any am informatik fa tsy haiko nareo refa miantso ny 789 celtel raha mba tonga d mahazo conseiller clientèle fa za refa miantso an'io mba mila fanampiana d tonga d mahazo serveur vocale.... refa le miantso anle 9 (service clientèle) iny zany an! na misy credit ny tel na tsis d ts mahazo conseiller clientèle mints! manana namana ao am celtel za d oziz we mila mi insist hono nefa efa mi insiste foooona fa ts mety mahazo mints! tam talou alou d le mila miandry 30 min b zao refa hangataka fanampiana, d zao tonga d serveur vocale no mitsena anao! ndremande za mba ni taper anle hoe problème relatif au telephone d ny valin d we nous vous conseillons de voir votre revendeur mou sa in ty lazainy toe, tena tssssssssss!

novalian'i ari.malala ny 21/07/2008 08:10
2. dziana
(
07/07/2008 12:24)
Kay ve nareo ko mba tratran'zany e; noheveriko fa za ihany fa za tena sorena miitsy.
Mba teneno le naman-dry akia oe fa manin oe raha tsy mampijaly otran'zany!
Na manao 0331100789 aza de tratran'ny serveur vocale foana ;tena tsssssssss!

3. ari.malala
(
08/07/2008 06:11)
dziana, hihihi, lazainy fa mbola mis fanamboarana hono e! ndraso teneniko ndray izy fa tena ela lotra mints hihihi
4. RATOVOARY
(
08/07/2008 06:55)
De tsy haiko zany blèm'ny celtel-nareo zany fa ny anay orange sy telma mobil no ampiasaina ato :-D :-D :-D
Kiiiiii saika mba hanenjika ny sarintavan'i ari aho kay mbola voasarontava izy. =)) =)) =)) =))

5. ari.malala
(
08/07/2008 08:27)
dain, mba be zesta kou ty ravotoary ty an ;) :-D :-D :-D manaova million nakà d omeo za refa mahazo aza :-P :-D :-D :-D za mbola misy voaly manarona ny sarintavako ko! za nga mbola virja e :^) :^)
6. RATOVOARY
(
08/07/2008 11:55)
Ieeuuuuuu, sao de voaly mainty de mety ho virja an'eritreritra =)) =)) =)) =)) =)) =))
7. ari.malala
(
08/07/2008 12:15)
mba antsoy ar za amzany telma anao zany e :-P :-D :-D :-D ts aneritreritra fa tena iz k! hijery? :-P :^) :^)
8. RATOVOARY
(
08/07/2008 12:29)
mba antsoy ar za amzany telma anao zany eKa ny mero-nao aza tsy ananako akory ko!
ts aneritreritra fa tena iz k! hijery?Aleo rehfa any Ambohimanarina fa aza aseho vahoaka eto.
9. ari.malala
(
09/07/2008 08:41)
ratovoary, :-D :-D :-D :-D
dziana, hitako iany zany le iz refa tena nikitikitika za maly hariva e miantso 789 otran mahazatra iany d 9 d manome anle taper zao sy zao in iz, d mitaper 2 d mitaper 9 ndray, d mila miandry elaela otranle talou ian d mahazo conseiller...