Vahoaka Malagasy ve no tian'i KIDOROPAMBA verezina ????
1. tsimati
(
03/07/2008 14:13)
Ny olona tiana omena izay mahasoa azy. ny zaza tiana hanarina ary ny vahoaka tiana hasoavina. Ka tiana ho verezina ve ny Malagasy amin'ity resaka hafahafan-ra-kidoropamba ity ?
novalian'i tsimati ny 05/07/2008 00:45
2. menalamba
(
03/07/2008 21:32)
Zé tiany ihany io koh...ianao no té ho very fanahy aminy eo... :roll:
4. ronaldo09
(
04/07/2008 10:13)
Inona ry tsimat no ihenoanareo ny resak'olona hoatr'itony , tsy manankevitra fa hevitra mivalana no aroso eto za aloha tsy mbola namaky ny resaka aron'io trangahy io eto e!
5. tsimati
(
04/07/2008 10:24)
Afaka tsy vakiana ny resany saingy raha olona hafa tsy mandinika no sendra azy dia mampivadika resaka. Hita izany amin'ny fihetsikin'ny sasany milaza fa mpanohana ny fitondrana tokoa izy nefa hita mazava izao fa tia hamely izy. Dia ho an'izay tsy maharitra dia mba mamaly hampazava ny sain'ny be sy maro.
6. kidoropamba
(
04/07/2008 11:15)
ronaldo09:
Inona ry tsimat no ihenoanareo ny resak'olona hoatr'itony , tsy manankevitra fa hevitra mivalana no aroso eto za aloha tsy mbola namaky ny resaka aron'io trangahy io eto e!
Arabaina aloha ity ronaldo09 ity fa tena maranitsaina be ka tsara hasongadina manokana noho ny hevitra tsara dia tsara arosony. Bandy tahaka an'ity no tena ilain'ny TIM hampandrosoana ny firenena.
Ny antony? Ity ronaldo ity dia mahafantatra ny resak'olona izay tsy mba novakiany na nojereny akory. Izany ka bandy tena maranitsaina marina. Misy hitovizany @ Ivohasina ihany raha aranitantsaina no jerena.
Miangavy aho @ ireo mpikambana TIM ka raha mbola tsy ao anatiny ity bandy favy ronaldo ity dia mba tambatambazana mba ho lohalohany ao @ TIM ao.
Tafita Isika Malagasy
God bless Ravalomanana^:^
7. tsimati
(
04/07/2008 15:04)
Tsy izay mitady ho lohany izay ve no nampipitsoka ra-zoky e? :-D :-D :-D
8. kidoropamba
(
04/07/2008 15:52)
Ronaldo ihany ary samy miantomboka @ "R " izy sy Ravalomanana hajaina ary mamimbahoaka.
Tena mahafaly ahy ny mahita bandy mikrAnina tahaka izao satria ho lasa reharehan'ny TIM, helatra Ravalomanana, (fa tsy TIM helatra Ranjivason).
Matoky ny fahaizantsika ny filoha hajaina Ravalomanana
God bless the boss of the boss Ravalomanana ^:^

9. tsimati
(
05/07/2008 00:45)
Voa marina ny sain'ty. Fa inona loatra no nozahavin-drakidoro tsy azony ka mampanao azy resaka tsisy fotony. Amanay ny olona adala anaovana resaka adala. izany hoe mihevitra ny vahoaka Malagasy adala ny mamahana resaka adala azy.
ho sitrana anie ny marary saina ^:^ ^:^ ^:^
ho sitrana anie ny marary saina ^:^ ^:^ ^:^