Miasa ve sa tsia...

1. Bola ( 04/07/2008 00:09)
Raha misy 365 andro ao anatin ny taona iray ary 52 herinandro. Atao hoe tsy miasa asabotsy sy alahady dia 261 andro no sisa miasa amin ireo 365 andro @ taona. Adiny 8 ihany no any am-piasana ka ny adiny 16 ambony @ andro lany ivelan nyfiasana. Raha atambatra ireo adiny 8 ireo @ taona dia manome 170 andro. Raha esorina io dia 91 andro isika no tena miasa. Raha manao gouter 30 minitra isanandro (15 minutes maraina sy 15 minutes hariva) ary pause dejeuner adiny iray isan andro: fitambarany 69 andro mbola esorina @ ilay andro tena iasana manome 22 andro sisa tavela. Raha marary ka maka 2 andro ao anatin ny taona dia 20 andro sisa. Raha misy vacances annuel 6 andro @ fitambarany dia 14 andro sisa no tena miasa.
Mahazo droit de conge 14 andro @ taona dia lany ny 365 andro... 8) vita ny taona! :?: :idea: :roll: :{
novalian'i Bola ny 06/07/2008 03:50
2. Bola ( 04/07/2008 00:30)
Bola:

Tsy hoe atambatra ny adiny 8 fa ilay adiny 16 ivelan ny fiasana dia izay no manome 170 andro ...aza fady!

3. hery ( 04/07/2008 06:59)
:-)

Ohatry ny mahafanina izy izany... kanefa ny tena toa reraka miasa
4. Bola ( 04/07/2008 16:39)
hery:

:-)

Ohatry ny mahafanina izy izany... kanefa ny tena toa reraka miasa

Ka toa reraka sa tena reraka miasa... :wink:Raha ny fijery azy hono toa tsy asa no mahareraka antsika fa ilay zavatra rehetra atao ivelan ny asa e!:D :D :?
5. xxx ( 04/07/2008 17:42)
Raha misy 365 andro ao anatin ny taona iray ary 52 herinandro. Atao hoe tsy miasa asabotsy sy alahady dia 261 andro no sisa miasa amin ireo 365 andro @ taona.

Ok - 261 andro no miasa hono.

Adiny 8 ihany no any am-piasana ka ny adiny 16 ambony @ andro lany ivelan nyfiasana. Raha atambatra ireo adiny 8 ireo @ taona dia manome 170 andro. Raha esorina io dia 91 andro isika no tena miasa.

Ok - 16 heures x 261 = 4176 heures = 174 andro tsy iasana hono.
izany hoe 261 - 174 = 87 andro no miasa hono.

Raha manao gouter 30 minitra isanandro (15 minutes maraina sy 15 minutes hariva) ary pause dejeuner adiny iray isan andro: fitambarany 69 andro mbola esorina @ ilay andro tena iasana manome 22 andro sisa tavela.

Ahoana tsara no nahitana ilay 69 andro hoe tsy hiasana ? Na dia atao aza mantsy hoe samy angalana ilay 1h30mn daholo ny andro 365 dia mbola vao 22 na 23 andro fotsiny izay ! Nefa tokony ny andro iasana sisa no angalana ilay gouter sy pause dejeuner. Ny andro tsy iasana mantsy efa tsy iasana ihany ny pause sy ny gouter.

gouter + pause dejeuner = 1.5 heures
87 (andro iasana) x 1.5 = 127.5 heures = 5.3125 andro tsy iasana hono ... a pe pre io a hi hi.

izany hoe 87 - 5.3125 = 81.6875 andro no miasa hono.

Raha marary ka maka 2 andro ao anatin ny taona dia 20 andro sisa.

Raha marary ka maka 2 andro dia 79.6875 andro no miasa hono.

Raha misy vacances annuel 6 andro @ fitambarany dia 14 andro sisa no tena miasa.

Raha misy vacs anuelles dia 73.6875 andro no miasa hono.

Mahazo droit de conge 14 andro @ taona dia lany ny 365 andro... vita ny taona!

Mahazo droit de conge 14 andro ... dia 59.6875 andro hono no miasa !

Ny any ampiasana fotsiny io 59.6875 andro io ! A pe pre ... Ahoana amin'izay rehefa any an-trano ? Mifoha vao maraina, dia mampirina fandriana ... euuuhhhh 5 min ? Mahandro tsaramaso ... adiny zato sy arivo ao andakozia foana :-D

Tena miasa kosa nama fa tsssssss :-D
6. Bola ( 04/07/2008 20:34)
:roll: :roll: :roll:
Hummm...ahoana no nahitana ilay izy tokoa...izaho ngaha moa nanao compte fa nandika teny fotsiny e!!!
Ary eo @ voalohany dia efa misy diso fa tsy 87 fa 91...
tsy arako daholo ilay compte nao... :oops:
Fa raha atao ny compte miala 91 jours miala 6 jours (fa misy firy marina ny jours feries moa...dia any europe aza 4 semaines de conge paye fa aty 2 semaine fotsiny) dia conge maladie firy ....4 semaines io ny anareo dia efa 30 jour ry xxx (tsy haiko hoe avy aiza ianao fa raha ataoko hoe any europe ohatra ny anareo 4 semaines conge paye)

Ka ny base dia izao: ilay manao zavatra ao an trano sy karazany efa hoe ilay 16 heures @ andro manao zavatra hafa fa nareo koa e! Dia izay no hilazany hoe raha ny marina tsy ny asa no mahareraka fa ilay zavatra hafa atao ankoatra ny asa....Raiso mora anefa fa vazivazy daholo ny antsika! :wink:
7. Bola ( 04/07/2008 21:06)
Tena marina ny anao ry xxx...angamba nisy voadingana t@ izaho nandika nefa dia tsy hitako intsony ity ilay pejy! :(
Fa mba nahavariana ahy io dia izay mba tiako nozaraina fotsiny :)
8. Bola ( 04/07/2008 21:06)
Tena marina ny anao ry xxx...angamba nisy voadingana t@ izaho nandika nefa dia tsy hitako intsony ity ilay pejy! :(
Fa mba nahavariana ahy io dia izay mba tiako nozaraina fotsiny :)
9. xxx ( 05/07/2008 16:02)
Mahafinaritra ka ! Ary ny jours ferie marina toa hadino ! Aty aminay raha tsy diso aho toa 13 ny isan'ny ferie mandritra ny taona !

Fa ny taonan'ny mpianatra no tena milay a ... satria raha tsy diso aho, ny annee universitaire izao dia 25 semaines ihany hi hi hi.
10. Bola ( 06/07/2008 03:50)
xxx:

Mahafinaritra ka ! Ary ny jours ferie marina toa hadino ! Aty aminay raha tsy diso aho toa 13 ny isan'ny ferie mandritra ny taona !

Fa ny taonan'ny mpianatra no tena milay a ... satria raha tsy diso aho, ny annee universitaire izao dia 25 semaines ihany hi hi hi.

:D :D :D :D :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1718