Môtera hely ,double pont!.......
1. lemenakely
(
03/07/2008 16:46)
Môtera hely ,môtera be....
Double pont !
dia tsy misy hira afatsy resa-body sy mampandihy vody izany izao no malàza sy hira mandeha any DAGO , nefa mankaleo ilay izy refa ho lava ary manimba ny kanto :twisted:
Double pont !
dia tsy misy hira afatsy resa-body sy mampandihy vody izany izao no malàza sy hira mandeha any DAGO , nefa mankaleo ilay izy refa ho lava ary manimba ny kanto :twisted:
novalian'i nofinofy ny 04/07/2008 05:55
2. sipagasy
(
03/07/2008 18:55)
tena manimba ny kanto sy mandratra maso totoa ry lemenakely!
mampalahelo ahy injay, aiza reh izany kalon'ny fahiny sy ny anatra fonosin'ny hita taloha e!!!!!!
mampalahelo ahy injay, aiza reh izany kalon'ny fahiny sy ny anatra fonosin'ny hita taloha e!!!!!!
3. xxx
(
03/07/2008 19:27)
harao miadana ao eh ! miova ny vanin'andro hihihihihi ! manara-damaody eh !
4. menalamba
(
03/07/2008 20:56)
Sady miaraka amin'ilay zistakôro vinany iny lé izy nadraindray sy lé ranjo pilaka kely mila tsy ahazaka ilay zavatra...ka tena tsss... :^) :-D
5. nanas
(
04/07/2008 00:43)
lemenakely:
Môtera hely ,môtera be....
Double pont !
dia tsy misy hira afatsy resa-body sy mampandihy vody izany izao no malàza sy hira mandeha any DAGO , nefa mankaleo ilay izy refa ho lava ary manimba ny kanto :twisted:
Misy namako zay vao niresaka anio t@-ko anikeo maraina, tapaka ny tsinaiko ato mamaky ny post-nao ry lemenakely. Hoy tsara izay namako zay: ny hiran le Mima dia motera kely sy motera be nefa de betsaka ery ny mpitia azy. Mba mahagaga marina ah!
6. nofinofy
(
04/07/2008 05:55)
Ny zavamisy aminizao de hoe: tsy dia tena kanto intsony ny vokarina fa varotra(commerce) ka izay mahasintona ny mpividy no atao sady ny malagasy koa anie malaza tia fety e! de ireny no mba misy handihindihizana. Izaho dia efa nitety faritra maro teto dago fa misy mihitsy faritra sasany manana an'io kolotsaina mampandihy vody io ary toa vao maika aza ilay izy nihamafy tamin'ny géneration taty aoriana. Tsy midika akory izany fa izaho dia pour na contre amin'ilay mampandihy vody fa mba fanamarihana ny ahy.
De ho an'ilay mpanoratra indray, i Mima anie (hono) ka efa tsy aty Madagasikara intsony fa manadlao izy aty io , fa nanambady vazaha ka any aminareo any izy no mipetraka efa taona vitsivitsy zay de mba resaho izy raha sendra mifanena aminareo any e!