Ingrid betancourt sy Ravalomanana
1. kidoropamba
(
03/07/2008 13:32)
Miala tsiny aminareo mpisera fa tsy tantiko ny tsy nampiaraka ireo anarana roa ireo satria tena malaza izao i Ingrid betancourt ka noheveriko fa rariny raha mba nampiarahako taminy ary ny anaran'i filoha hajaina Ravalomanana.
Mamerina fialantsiny indray re tompoko fa hoy ny teny baiko hoe: "je n'ai pas pu resister, c'était plus fort que moi".
Tafita Isika Malagasy
God save Ravalomanana
Mamerina fialantsiny indray re tompoko fa hoy ny teny baiko hoe: "je n'ai pas pu resister, c'était plus fort que moi".
Tafita Isika Malagasy
God save Ravalomanana
novalian'i kanota ny 09/07/2008 12:47
4. tsimati
(
03/07/2008 14:14)
Io fa tafiditra anisany ampiresahan'ny olona misosa ra-zandikely =)) =)) =))
6. menalamba
(
03/07/2008 21:19)
Iekany..tena eritreritra mandalo izany ..sahala @ hoe raha tany @ tanana izao no niseho ny filma dia noagasiana hoe "Igrity Betankorona" na "Betainkorona " na "petankorona" ilay anarana... :roll: :°)
7. tsimati
(
03/07/2008 22:20)
Tsy vitan'ny hagasiana ilay anarana fa misy maka mihintsy ary havadika kely mba hankalazana tena na ankalazana tarika. Ohatra: Mr. Bean malaza ary lasa ile tarika mpanao hantsikana Malagasy naka anarana MISITERIMBININA. Antsoy kidoropamba fa handohalika eo izy avy eo
8. ronaldo09
(
04/07/2008 10:15)
Ka olona any amin'ny 18 io olona manoratra hevitra io ange ! Misaotra ny filoha Ravalomanana fa nasiany Internet ny @ 18 mba ahafahan'izy ireo mirediredy eto!!!
10. kidoropamba
(
04/07/2008 11:05)
ronaldo09:
Ka olona any amin'ny 18 io olona manoratra hevitra io ange ! Misaotra ny filoha Ravalomanana fa nasiany Internet ny @ 18 mba ahafahan'izy ireo mirediredy eto!!!
Efa tara be ianao. Tsy any @ 18 fotsiny fa any iavoloha koa dia misy io interinety io. Any ambanivohitra any dia feno interinety daholo. Io ange no anohananay fatratra ny filoha hajaina Ravalomanana e.
Tafita Isika Malagasy
God save Ravalomanana ^:^
12. kidoropamba
(
04/07/2008 15:47)
Tezitra aho marina mafy. Tezitra ary tena tezitra.
Tezitra satria 20 miliona dolara no nomena an'ireo FARC mpamono olona hanafahana an'Ingrid Betancourt, kanefa ilay 10 miliara nangatahana momba ilay MAP andrasantsika mba hampandroso haingana sy maharitra ny firenentsika dia nifirandry zalahy mpamatsy vola.
Olona iray izany dia handaniandry zalahy vola 10 miliona dolara kanefa isika 19 miliona mahantra dia tsy mba nomeny akory 10 miliara dolara.
Tezitra mafy dia mafy ary tsy te hiresaka na amin'iza na amin'iza intsony.
God save Ravalomanana
(ary mety tsy ho) Tafita isika Malagasy (raha mitohy izao)
Tezitra, Ravalomanana ^:^

13. tsimati
(
05/07/2008 00:48)
Tsy tonga saina ve ianao hoe firy no isan'ny olona mamaly anao ary mety ahazo olona firy ny hevitrao motraka ty?
14. kidoropamba
(
06/07/2008 15:40)
Ndao hiara hivavaka isika mba ho tonga ilay mAna avy any andanitra hamatsiana ny MAP.
God save Ravalomanana
Tompo ô! Henoy ny vavakay
Ravalomanana Ihany ^:^
God save Ravalomanana
Tompo ô! Henoy ny vavakay
Ravalomanana Ihany ^:^
15. tsimati
(
09/07/2008 12:09)
Hajao ny tompon-tsary fa aza manamavomavo olona ra-kidoro ooo. Andohavy vola ny tompon-tsary raha misy hambo. Elita ra-kidoro =D> =D> =D>
16. kidoropamba
(
09/07/2008 12:24)
Vola no maha rangahy. Efa nahazo lesona koa izany tsimati.
God bless Ravalomanana
Tafita (@ zay) Isika Malagasy
^:^
God bless Ravalomanana
Tafita (@ zay) Isika Malagasy
^:^
17. kanota
(
09/07/2008 12:47)
Fantatro fa sarinadala any Maharo Tsimbazaza io ampiasain'i kidoro io. Hilaza amin'ny havany aho ka ho hitan-drakidoro eo ny vokatr'io fanimbazimbana io. lazaivo fa adala efa maty ko io ra-kidoro fa henjehan'ny lalana ianao amin'io.