ilay anarana ps
1. Kapistra
(
10/07/2008 10:13)
Slt dôly
Ny ahy ‘zany ity mba eritreritra mandalo fotsiny @ ilay anarana ps e !
Tena misy maro tokoa ao ny mahaliana ny mahafatifaty sns fa ny an’ny sasany
tena ohatran’ny tena mapihomehy be izany ny ps’ny.
Misy karazany mihintsy toy ny hoe :
Toutouzy ;pissou ;bitrokely [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Animaux/face_1.gif[/IMG] gidrobe[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Animaux/Singe1301.gif[/IMG] :anarambiby ny azy no tiany hiantsoana azy ;;ao koa ny tenan’olombelona :Orona [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Crade/doigt-dans-le-nez-002.gif[/IMG];belouha sns.
Ny an’ny sasany indray dia anarana hidimbaravarana @ trano :Ikaretsaka hono .Misy indray ny anarana marika na fiara : Peugeot sns ;
ny likida koa misy :Gasoil hono no iantsoana azy tena tssssss ;tondé mampmé be hoy ny fitenin’ilay kôfiboay iray ‘zay. (kôfiboay=lehilahy)
Ny an’ilay ol iray ‘zay aza dia hoe razaoridira hono hafa kely an!.
Misy indray na dia efa sipa be aza dia mbola mitomany antsoina sipakely ihany hono :sakaizakely ;jeankely ; papoosekely ;kelly13 snns.
Ny an’ny sasany 'zany tonga dia fanoherana tsotra izao :antihery ;anti-kristianina sns…
Mba diniho tsara ihany ny ps fa indraindray anie tena lasa anarana fiantson’ny olona anao ilay izy e !,tsy afaka intsony ‘zay ianao vao hanenina eo.
Ato izao misy sipa miseho milay be izay nefa fôplàbe ,io aloha raha vao hitako eny an-dalambe tonga dia antsoiko mafy be hoe ô ry ……… aaaaaaaa ! sady arahiko siiiiiioooooka mafy beee.

novalian'i Jhemas ny 12/09/2008 11:00
2. xxx
(
10/07/2008 10:24)
Ato izao misy sipa miseho milay be izay nefa fôplàbe:roll: :roll: :roll:
ary ny anao mba inona???samy manao izay tiany sy maharevo ny sainy sy ny fony io e! izany avy ka hatao mahavaky saina :-D
3. ari.malala
(
10/07/2008 10:33)
misy tsy aritr'i kapistra amle sipa ndray nga hono no d aratsiana mafy toizany ny olona e! samy manana ny hatsarany dool ny oul fa matoa enao manaratsy anaz d itanao eny amnazy ny haratsinao :°)
4. ari.malala
(
10/07/2008 10:37)
ny tiko tenenina d we i kapistra no mahatsiaro tena fa ratsy d tadiaviny afindra eny aman'olona ny haratsiany :°)
5. ni81
(
10/07/2008 10:37)
Ary inona no dikan'ny kapistra e? Mba fanontaniana fotsiny io.
Misy indray na dia efa sipa be aza dia mbola mitomany antsoina sipakely ihany hono :sakaizakely ;jeankely ; papoosekely ;kelly13 snns.Ny fahafantarako ilay kelly13 zao dia tsy midika kosa hoe sipakely no tiany ambara eo :)
6. tess
(
10/07/2008 10:46)
de zà zany zao tokony hipararetra be fa nisy vazimba nandefa hafatra tamiko de miresaka vazimba izy :{ :{ :{ :{ lalina kou zany fandinihina ato izany
7. ainaheri
(
10/07/2008 10:50)
ny ahy mou nisy nanova vieforce zao kou =))=))=))=))
Ary le kapistra mba inn ny dikany e?? :roll: :roll:
Io zany ny tena marina ,zay reviny ee,otran'io ps-n'i ngama io zao ,d arak'zany....lol
Ary le kapistra mba inn ny dikany e?? :roll: :roll:
Io zany ny tena marina ,zay reviny ee,otran'io ps-n'i ngama io zao ,d arak'zany....lol
9. xxx
(
10/07/2008 11:15)
Ireto no tena mba lalina kou : pipih,pipi6, pipice
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Crade/pipi.gif[/IMG]
Menatsa be aho marina mafy e!
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Crade/pipi.gif[/IMG]
Menatsa be aho marina mafy e!
11. ainaheri
(
10/07/2008 11:25)
aricherie>> arako ka hihi,za kou mazaka lol mpanao oul manko =))=))=))
12. xxx
(
10/07/2008 11:37)
Mba inn marina no hvt le kapistra alou e ? ( raha mamaky maika anie toa ôtran'ny le hoe: pempo e! ) :-D :-D :-D :-D
13. Kapistra
(
10/07/2008 11:42)
ari.malala >Eritreritra mandalo io fa tsy misy fanaratsiana 'zany e!
Ny lehilahy tsy mba ratsy eh,Izaho aza efa sipa firy no nitory fitiavana tamiko fa nolaviko fotsiny koa ratsy ahoana.
ni81>hay vy zaho ve nahalala.Ary mba inona ny dikan'ilay ni81????
ainahery>Mahandrasa kely fa homeko eto ny dikan'ilay kapistra.
ari.malala:
y tiko tenenina d we i kapistra no mahatsiaro tena fa ratsy d tadiaviny afindra eny aman'olona ny haratsiany
Ny lehilahy tsy mba ratsy eh,Izaho aza efa sipa firy no nitory fitiavana tamiko fa nolaviko fotsiny koa ratsy ahoana.
ni81>hay vy zaho ve nahalala.Ary mba inona ny dikan'ilay ni81????
ainahery>Mahandrasa kely fa homeko eto ny dikan'ilay kapistra.
16. xxx
(
10/07/2008 13:56)
Kapistra:koa tsy manaratsy ve izao?????
ari.malala>
Iza koa no sipa haratsiako eo ry ari.malala.
:arrow:
Ato izao misy sipa miseho milay be izay nefa fôplàbe ,io aloha raha vao hitako eny an-dalambe tonga dia antsoiko mafy be hoe ô ry ……… aaaaaaaa ! sady arahiko siiiiiioooooka mafy beee
17. yonikafopl
(
10/07/2008 14:08)
Ny hazo avo halandrivotra ^:^ ^:^
Ary ny avo toerana ihany no hitan'ny manodidina :wink: :wink:
ary koa izay mahatsoaro voatsindry ihany no mi wa wa wa :-D :-D :-D
Ary ny avo toerana ihany no hitan'ny manodidina :wink: :wink:
ary koa izay mahatsoaro voatsindry ihany no mi wa wa wa :-D :-D :-D
18. Kapistra
(
10/07/2008 14:21)
ainaheri:
Ary le kapistra mba inn ny dikany e??
ni81:
Ary inona no dikan'ny kapistra e? Mba fanontaniana fotsiny io.
Io ‘zany dia mba ho fahatsiarovana an’ilay anarana namana tsy foy iray izay.
Rakotonamboarinaraolombelona Jean de Capistrant.
Ny Jean de Capistrant dia nalaina avy amin’ilay anarana masindahy Jean de Capistrano.
@ Espagnol dia hoe Capistràn :Anarana fiantsoana ireo olona nipetraka tao Capistrano , Calabre (Italie)
Ilay Capistrant no navadika gasy dia lasa hoe kapistra.
Tandremo fa anarana masindahy izany hoe Capistrant=kapistra 'zany an!.
sao maniratsira ny ps'nay eo.Ireny efa naniratsira ireny aloha dia nohon'ny tsy fahalalany dia mbola mbola tsy maninona.fa raha mbola misy manao eo,hun !
Attetion a!,'zaho moa haninona, fa i masindahy Capistran no hanafay azy.
19. diamondra27
(
10/07/2008 14:26)
matoa ataony we razoridira ny ps-ny de hainy ny ataony ary fantany ny olona resahiny fa tsy hiantso azy we razoridira zany mihintsy eny andalana
sady tianay foana ny miresaka aminy na zoridira aza izy e
kany mo o :-* :-* :-*
tsiky foana de kiss foana
20. Kapistra
(
10/07/2008 14:35)
Ato izao misy sipa miseho milay be izay nefa fôplàbe ,io aloha raha vao hitako eny an-dalambe tonga dia antsoiko mafy be hoe ô ry ……… aaaaaaaa ! sady arahiko siiiiiioooooka mafy beee.
Eritreritra mandalo ato antsaiko ato io,iza no sipa haratsiako eo.
izaho aza tsy mahay misioka akory.
Milazà eto ary hoe izaho ilay sipa miseho milaibe io haratsianao io dia homeo ny porofo.
Sao dia ilay hoe fôplà,tsy anarana ps io fa fiteninjatovo .
fôpla=tsy tena izy no dikany
misy disodiso fandray hevitra ato.
Izao le hoe resahana ny petaka dia taitra ny sodenda.