ilay anarana ps
21. endrika01
(
10/07/2008 14:55)
Ary raha ps we i modifanina,telomiova,3 en 1, ps vita borne reo fa sao misy mampiasa fa tonga de fafana a,efa iatsoany namana anah reo,ary aminy vavolombelona ary eee!=))=))=))
22. ainaheri
(
10/07/2008 15:17)
:-D :-D :-D :-D endrika>> matanjaka zany produits 3en1 zany an =))=))=))
Kapistra>> ianao zao no anisan'ny maniratsira ilay Md voalohany,satria tsy tokony ampiasainao eto na oh ny inn aza ny fitiavanao azy,za tsy anao ny ps-ko we Atra mihitsiny,na we Jesoa sns :roll: :lol:

23. Kapistra
(
10/07/2008 15:23)
diamondra27>
ka io anie tsy misy manakana izay tiany io eh!
samy manao izay tiany izao na hisotro toaka ianao na hifoka na hampirafy.
Na hataonao inona ny ps nao na ataonao inona.
Ny anjaran'ny ol dia mba milaza ny heviny fotsiny,
tsy misy afaka manakana izay kosa angamba.
Ny tiako hambara fotsiny dia izao,ianao izao diamondra27 ny ps nao,fa raha sendra mifanena isika eny andalana,mahavantana kokoa angamba ny miantso anao hoe diamondra ,indrindra rehefa mifankazatrabe ,mahadiso ve izany ???.Sa mbola hikaroka hoe iza moa ny tena anaran'iny olona iny ao @ mombamomba azy.
Fa na manome anarana hafa aza ilay ol ,mino aho fa tsy maintsy ho voatonona tsy nahy eo ihany ilay anarana ps.Mitovy @ anarambositra io.Misy ol izao nanana anarambositra hoe fôtrambitsika;ravoudiakouhou tamin'ny mbola kely,hatramin'izao efa lehibe izao mbola tsy afaka foana ilay izy na dia ol manana ny mahaizy azy aza ireo.
Hevitra fotsiny ny ahy ,fa ataovy izay tianareo atao,malalaka ny eto,tsy misy bedy.

24. Kapistra
(
10/07/2008 15:31)
ainaheri> maniratsirave ve izany ireo ol manao ny anarany hoe Joseph,Marc,Marie sns satria,ireo dia anaran'olo masina daholo.
Ny hoe Atra angamba no tsy mbola hitako,fa jesosy sy jesoa izany efa betsaka ny manao izany.Ary ny anarana hoe jesosy dia misy ao amin'ny baiboly fa ny hoe kristy na Jehovah angamba no tsy misy manao satria anaran'andriamanitra.

25. ainaheri
(
10/07/2008 16:36)
Kapistra>> tsy mitovy ny atao oe ps sy ny oe anarana eny @ CIN ka....Na ny fomba fiasany aza tsy mitovy,otrany oe nom d famille-nao misy manao ps eto ,d otr'zay .....
26. Kapistra
(
10/07/2008 17:03)
ainaheri>raha izay ny fandraisanao azy dia tsy maninona,hevitrao izay.Fa ny fahitako an'io an,rehefa anarana na ps na anarambositra dia efa fiantsoana ol ihany izany.Araka io voalaza eo ambony io hoe mety ho lasa anarana raikitra ho an'ilay olona mihintsy ilay izy.Koa raha samy fiantsoana ihany dia tsaratsra kokoa angamba mba anarana tsara na ps tsara no atao.Ary ny kapistra dia nalaina avy amin'izay "inspiration" tsara izay.
27. endrika01
(
10/07/2008 17:27)
ainaheri:
:-D :-D :-D :-D endrika>> matanjaka zany produits 3en1 zany an =))=))=))
ainaheri>inn alou le produits é:-P
28. tess
(
11/07/2008 05:05)
Kapistra:
tess>F'angaha ny vazimba mampatahotra,taoko razambetsika reny eh!.
ka ny anao aza ny taindelo lazainao fa teny ratsy , fintenin-dehilahy.....
8O :-D
29. ainaheri
(
11/07/2008 05:25)
kapistra:
Ato izao misy sipa miseho milay be izay nefa fôplàbe ,io aloha raha vao hitako eny an-dalambe tonga dia antsoiko mafy be hoe ô ry ……… aaaaaaaa ! sady arahiko siiiiiioooooka mafy beee.
Tena itako fa afabarakanao i Md ,amiko mpitari-bato vilam-bava sa kokassêra lany vato?? Jereo ny amidy vao miady varotra,ary aza malaky mitsara oul fa mbola ho tsaraina,tsy nandingana akory ny taona .....Avereno vakina ny zvtr voasoratrao ato @ity dinika ity d mandiniha tena http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m483db83707016
30. tess
(
11/07/2008 05:47)
sady io koa ve ry ainaheri dia eritreritra mandalo????? pretexte fotsiny izany fa
hay mba manao fomba sy fiteny mafy mahatohina ny hafa ihany koa! i kapistra....
hay mba manao fomba sy fiteny mafy mahatohina ny hafa ihany koa! i kapistra....
31. ari.malala
(
11/07/2008 06:47)
kapistra:
Ny lehilahy tsy mba ratsy eh,Izaho aza efa sipa firy no nitory fitiavana tamiko fa nolaviko fotsiny koa ratsy ahoana
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) aleo alou za himeme be! dedaka =)) =)) =)) =)) =)) =))ts mbola itako endrika kalou fa na itako aza izato enao ts mahataitra ana fa manao fitsainana ts mamely!!
iany i kapisra:
Eritreritra mandalo ato antsaiko ato io,iza no sipa haratsiako eo.
izaho aza tsy mahay misioka akory.
Milazà eto ary hoe izaho ilay sipa miseho milaibe io haratsianao io dia homeo ny porofo.
Sao dia ilay hoe fôplà,tsy anarana ps io fa fiteninjatovo .
fôpla=tsy tena izy no dikany
misy disodiso fandray hevitra ato.
Izao le hoe resahana ny petaka dia taitra ny sodenda
tratran'ny be sy ny maro am teny voalaza d mody we wawawawa tsss: manin zao ra ts manao teny mandrangitra otranzany! na fopla le sipa na milay le sipa kou nge ts nangataka tany amnao e! mety efa fiainany andavanandro fa mialona anazy enao d lazainao fa miseho milay le sipa... lany andro mitsikera sy miditra am fiainan'ny oul! tsis atao tsssssssss :-D :-D :-D :-D :-D :-D
32. Kapistra
(
11/07/2008 07:04)
ainaheri>Ilay dinika fitiavana maloto ve no tianao resahana ?
Voa-1 aloha dia ilay resaka vetaveta aloha dia tsy ankasitrahan’ny maro.
Faharoa ilay miresaka na mi-visé ol anankiray.
Fahatelo dia ilay manao valimpanontaniana mananihany ny olona mba mitady fanampiana.
Ireo ny votoatin’io dinika io raha mamaky tsara ianao.
Diniho tsara aloha ny lohanteny ny dinika ato:Eritreritra mandalo.
Tsy toetrako akory ary tsy fomba fiteniko koa fa eritreritra nandalo .
Ny tiako hambara amin'io dia hoe raha manana toetra hafahafa ianao ka manana ps hafahafa dia mety io eritreritra mandalo io no mety ataon'ny ol ratsy fanahy anao.Amin'ny fomba fiteny tsy mivantana izany fa ankolaka.Tsy misy ol n'iza n'iza na iray afaka hilaza hoe izaho io haratsianao amin'io eritreritra mandalonao io dia tohina aho.

aza atao moraly be lay izy!!Raha io zvtr lazainao io no tanterahana d lasa mahamonamonaina ra atao resaka matotra fona ,d hisy hatory ampitoerana eo ampamakiana ny dinika ra izany!!
kapistra:
Io 'zany dia hoe tsy misy hoe manakana ilay vazivazy akory e!,ary izaho aza dia tia mivazivazy mihintsy.
Diniho tsara aloha ny lohanteny ny dinika ato:Eritreritra mandalo.
Tsy toetrako akory ary tsy fomba fiteniko koa fa eritreritra nandalo .
Ny tiako hambara amin'io dia hoe raha manana toetra hafahafa ianao ka manana ps hafahafa dia mety io eritreritra mandalo io no mety ataon'ny ol ratsy fanahy anao.Amin'ny fomba fiteny tsy mivantana izany fa ankolaka.Tsy misy ol n'iza n'iza na iray afaka hilaza hoe izaho io haratsianao amin'io eritreritra mandalonao io dia tohina aho.
33. ari.malala
(
11/07/2008 07:14)
Ny tiako hambara amin'io dia hoe raha manana toetra hafahafa ianao ka manana ps hafahafa dia mety io eritreritra mandalo io no mety ataon'ny ol ratsy fanahy anao
anisan'ny oul rats fanah matoa manana anle eritreritra fa aza manala tena e! ts hainao nga le we ze b ao ampo no avoakan'ny vava na soratan'ny tanana? matoa niserana tao antsainao io d tena noreitreretinao tokoa ary mety efa tena toetra fanao mints!!
34. Kapistra
(
11/07/2008 07:17)
Hoy i Kapistra:
tess>F'angaha ny vazimba mampatahotra,taoko razambetsika reny eh!.
Hoy i tess
ka ny anao aza ny taindelo lazainao fa teny ratsy , fintenin-dehilahy.....
Inona izao ny hifandraisan'ireo resaka ireo ?
ari.malala>fa iza aloha ity sipa resahanao lazainao fa hialonako ity e!
Lazao eto fa mba tiako ho fantatra.

35. ari.malala
(
11/07/2008 07:24)
ts za mints no namoaka izany resaka izany teto volou, sa enao mamo? iza no nanoratra an'ity?
Ato izao misy sipa miseho milay be izay nefa fôplàbe ,io aloha raha vao hitako eny an-dalambe tonga dia antsoiko mafy be hoe ô ry ……… aaaaaaaa ! sady arahiko siiiiiioooooka mafy beee.ataoko angamba ramose fa ts ny tanako no nanoratra an'io!!! ary amafisiko ny teniko teo ambony we
izaho:
anisan'ny oul rats fanah matoa manana anle eritreritra fa aza manala tena e! ts hainao nga le we ze b ao ampo no avoakan'ny vava na soratan'ny tanana? matoa niserana tao antsainao io d tena noreitreretinao tokoa ary mety efa tena toetra fanao mints!!
36. Kapistra
(
11/07/2008 08:26)
ari.malala>
Izao no mametraka ny fanontaniana dia rehefa tsy mahavaly dia izaho ihany izany no mamaly azy.
Fa ianao no mamaly @ izay itiavanao azy @ haratsiampanahy.
Terenao aho ho ratsy fanahy tahaka anao.
Raha mieritreritra aho hoe hisioka mafibe.Dia inona no hambaranao????
Lazainao ve jiolahimboto aho ,lazainao fa mpisioka eny andalambe,lazainao fa efa nisioka satria tao amponao ilay izy noho izany efa nataonao.
Terenao ho ireo ny valiny.
Ny valiny anefa dia:Izaho aza tsy mahay misioka akory.
Raha mieritreritra aho hoe ;misy sipa miseho milay ato raha vao mifanena amiko dia antsoiko.
Dia eo ianao maminavina @ haratsiampanahinao eo sao dia mba iana aza izany sao dia mba izaho aza izany sns.
Rehefa tsy mahavaly dia izaho ihany no mamaly azy.
tiako daholo ny vehivavy rehetra ato;izaho aza tsy mbola nanompa olo ary tsy hanompa ol ato.
fa i ari.malala aoka fotsiny:
efa firy izay niady taminy izay tato.Hitako nitaraina tany @ admini hoe fafao fafao ilay dinika.
manompa ol dia omen'ny ol ompa be.Izaho aloha tsy hanompa anao na dia hompainao aza e!.Omeko ny fisaorana fotsiny ianao...

37. ari.malala
(
11/07/2008 14:22)
manompa olmba ento kely eto ny lien nisy izany oul nompaiko izany azafady ho porofo...
38. Kapistra
(
11/07/2008 15:16)
ari.malala:
mba ento kely eto ny lien nisy izany oul nompaiko izany azafady ho porofo...
asa aloha raha tsy manompa ol ireto
ari.malala:
le........no mipaorina sy vendrana
ari.malala:
mba ho hain'le ts mahay miaina io v zany ........
Ny efa voafafa moa tsy fantatro intsony.
Ny nanaovanao an'i kiadi aza tena mba nampalahelo ahy an!,andraso fa hojereko ilay izy fa tsy mbola hitako.
Aleo ihany ajanona ny recherche fa mandany fotoana fotsiny efa ampy hisaintsainana ireo....sao misy tsy mahita tory eo ny sasany.
Aza marary fo @ izany ianao fa tsy ianao ange io ry ...... aaaaaaaaa. saika antsoiko io e!
Satria ve miatomboka @ aaaa dia mieritreritra ianao hoe izaho(ari.malala) mihintsy angamba ilay sipa hialonan'i kapistra..Désolé fa tsy ianao mihintsy io .Eritreritra nandalo fotsiny ny ahy io=vazivazy.
efa nambarako t@ ainaheri io hoe izaho dia ol tia vazivazy fa tsy manompa ny hafa.
39. tess
(
11/07/2008 15:36)
pffff refe enao no miteninteny foana tsy manompa na eritreritra mandalo fa rehefa ny hafa tdia manompa na tsy mendrika na maninona ihany kou!?????
40. yonikafopl
(
11/07/2008 15:55)
hihihihih efa mi-kapotsitra re ny atidohany ry tess fa aza omena tsiny a :-D :-D :-D :-D