ilay anarana ps
41. Rasiligaoma
(
11/07/2008 16:03)
ary nankaiza daholo ary ireny mpibizina ireny fa misy lanonana indray ato
ndehana maka toerana
ndehana maka toerana
42. tess
(
11/07/2008 16:06)
yonikafopl:
hihihihih efa mi-kapotsitra re ny atidohany ry tess fa aza omena tsiny a :-D :-D :-D :-D
:-D :-D :-D :-D tsy omeko tsiny! izao tsy teny ratsy retra izao lazainy fa teny ratsy handrangitana ny hafa fotsiny :-D
43. Belami
(
11/07/2008 16:14)
tess:
pffff refe enao no miteninteny foana tsy manompa na eritreritra mandalo fa rehefa ny hafa tdia manompa na tsy mendrika na maninona ihany kou!?????
mba mahita remarque koa ry tess a! :-D :-D :-D
44. yonikafopl
(
11/07/2008 16:16)
tess ka le mikapotsitra efa mamoaka fofona no mahatonga azy manao toetra otran'io re aaa :-D :-D :-D
48. diamondra27
(
12/07/2008 07:09)
Kapistra:
diamondra27>
ka io anie tsy misy manakana izay tiany io eh!
samy manao izay tiany izao na hisotro toaka ianao na hifoka na hampirafy.
Na hataonao inona ny ps nao na ataonao inona.
Ny anjaran'ny ol dia mba milaza ny heviny fotsiny,
tsy misy afaka manakana izay kosa angamba.
Ny tiako hambara fotsiny dia izao,ianao izao diamondra27 ny ps nao,fa raha sendra mifanena isika eny andalana,mahavantana kokoa angamba ny miantso anao hoe diamondra ,indrindra rehefa mifankazatrabe ,mahadiso ve izany ???.Sa mbola hikaroka hoe iza moa ny tena anaran'iny olona iny ao @ mombamomba azy.
Fa na manome anarana hafa aza ilay ol ,mino aho fa tsy maintsy ho voatonona tsy nahy eo ihany ilay anarana ps.Mitovy @ anarambositra io.Misy ol izao nanana anarambositra hoe fôtrambitsika;ravoudiakouhou tamin'ny mbola kely,hatramin'izao efa lehibe izao mbola tsy afaka foana ilay izy na dia ol manana ny mahaizy azy aza ireo.
Hevitra fotsiny ny ahy ,fa ataovy izay tianareo atao,malalaka ny eto,tsy misy bedy.
--------------------------------
antenaiko fa matoa ilay olona nanao ilay ps dia fantany ny dikany , manana ny raison-ny izy
eritreritra mandalo ihany iny fa tsy fomba malalaka tsy misy bedy, lol
ka na trouduc aza ny ps-ny zay no mba mafinaritra azy e
na ducon
na cas-pu-cine
na ny sisa retra tsy voatanisa
49. diamondra27
(
12/07/2008 07:15)
kapistra : fa aona ny tena pasinareo no tena be de be ny sipa lavinare lesy, mlay kosa zany an! :roll: :roll:
50. tess
(
12/07/2008 07:29)
hoy i kapistra:
ka nahoana ary no nobedesinao fatratra ery aho nenjehinao mafy tamin'ny niteny hoe "taindelo" :roll: :-D izany dia tena miteniteny foana tsssss pffff
Hevitra fotsiny ny ahy ,fa ataovy izay tianareo atao,malalaka ny eto,tsy misy bedy.
ka nahoana ary no nobedesinao fatratra ery aho nenjehinao mafy tamin'ny niteny hoe "taindelo" :roll: :-D izany dia tena miteniteny foana tsssss pffff
51. Kapistra
(
12/07/2008 07:32)
Somary mi désordre kely ianao,mitonia tsara aloha,fa manjary ny fo no manoratra.
Inona izao ny hifandraisan'ireo resaka ireo????,
Andraso arindrako kely ny zavatra tianao hambara eo ambony.
eritreritra mandalo=miteniteny tsy manompa.
ny hafa dia manompa =tsy mendrika=maninona ihany kou????.
Raha fintinina izany ny tianao hambara dia izao.
Ny eritreritra mandalo dia miteniteny tsy manompa;fa rehefa manompa ny hafa dia tsy mendrika sns..
kapistra:
F'angaha ny vazimba mampatahotra,taoko razambetsika reny eh!.
tess:
ka ny anao aza ny taindelo lazainao fa teny ratsy , fintenin-dehilahy.....
Inona izao ny hifandraisan'ireo resaka ireo????,
Andraso arindrako kely ny zavatra tianao hambara eo ambony.
tess:
pffff refe enao no miteninteny foana tsy manompa na eritreritra mandalo..
eritreritra mandalo=miteniteny tsy manompa.
tess:
....rehefa ,ny hafa tdia manompa na tsy mendrika na maninona ihany kou!?????
ny hafa dia manompa =tsy mendrika=maninona ihany kou????.
Raha fintinina izany ny tianao hambara dia izao.
Ny eritreritra mandalo dia miteniteny tsy manompa;fa rehefa manompa ny hafa dia tsy mendrika sns..
52. Kapistra
(
12/07/2008 07:51)
tess>fa 'zaho kosa angaha nibedi anareo e!
hevitra fotsiny anie no nomeko anao e!
Hoy aho hoe manaova ezaka fa mbola tsy tara izao.
Izany hoe ilay fahazarana mihintsy eto no tiana resahana fa tsy ilay teny anankiray akory.Ny anao mantsy ampitahainao amin'ilay resaka ato @ eritreritra mandalo ilay izy.
Tsy mitovy ireo,ny nandalo fotsiny fa ny iray toetra raikitra mihintsy.
...............................................................................................
anti-kristianina= :evil: :evil: :evil:
ahoana ny firesaka @ :evil: :evil: :evil: efa fantatra ihany ny heviny.
aleo tsy valiana fotsiny aloha hisaintsainany tsara.

53. Noue
(
12/07/2008 11:20)
tsy azoko mihintsy hoe fa nahoana no tsy ny hevitra no valiana fa mifanisinisy sy mifanenjikenjika lava zao ?
54. yonikafopl
(
12/07/2008 13:12)
anse wa eeeeeee, be ny tsy mahazaka ny onjampiainana, ka miezaka mandrangotra ny rambondamban'ny hafa , ny harina eo amin'ny handriny tsy hitany fa ilay tandra mahatsaratarehy ny hafa eo amin'ny tarehiny no hita kitikitihina sy lazaina we alao fa ratsy be :-D :-D :-D :-D
55. tess
(
12/07/2008 13:47)
kapistra: ka io aza lazainao fa manompa i ari.MALALA dia raha ianao no miteniteny foana dia tsy maninona mitsiny izany fa erittretitrz mandalo no fiantsoana azy :roll: ny fehiny , aza mifampitsara sy mifapiteny fa malalaka ny eto araka ny filazanao azy ery ambony ihazny :-P
56. yonikafopl
(
12/07/2008 14:03)
Noue raha io hevitra io azany, ahoana no fandraisanao an'io, dia ahoana no famalianao azy????
57. xxx
(
12/07/2008 14:07)
diska goaka efa ela izany ry yonika fa aza henoina an! :-D mifanisy inona hono dia mifanenjika inona, sa polisy sy volera :-D
59. kelly13
(
12/07/2008 20:37)
bon, za zany sipa efa antitra b fa mba t ho sipa kely e, d maninn nefa? ountssss, alazako @ papanay sy mamanay io kapistra io fa miteniteny 8)
60. tess
(
12/07/2008 20:48)
[quote=Kapistra]
tess>fa 'zaho kosa angaha nibedi anareo e!
hevitra fotsiny anie no nomeko anao e!
Hoy aho hoe manaova ezaka fa mbola tsy tara izao.
Izany hoe ilay fahazarana mihintsy eto no tiana resahana fa tsy ilay teny anankiray akory.Ny anao mantsy ampitahainao amin'ilay resaka ato @ eritreritra mandalo ilay izy.
Tsy mitovy ireo,ny nandalo fotsiny fa ny iray toetra raikitra mihintsy.
tsy bedi intsony aza fa fanenjehana gratos ny nataonao ahy knou!
vakio tsara dool anie ny vosoratrao tao am dinika iny e!?????
ny anao koa lazaina fa mody eritreritra mandalo anefa manisy olona araka io voalazan'i noue io mihitsy e!
na nandalo ho anao fa mitoetra ho an'ilay namana nanaovanao resaka eritreritra mandalo dia samia mieritreritra tsara vao miteny sy manaboaka zvtr mety handràtra ny hafa ary.....