ilay anarana ps

61. yonikafopl ( 13/07/2008 14:06)
:-D :-D
62. sakaizakely ( 13/07/2008 15:24)
Misy indray na dia efa sipa be aza dia mbola mitomany antsoina sipakely ihany hono


nisy nikonetaka tam Kapotsitra anga oun teo :°)
63. tess ( 13/07/2008 15:27)
:-D :-D :-D :-D :-D letia sakaizapetite :-D

kiss klou njy! efa tonga angaha???? :-* :-D
64. sakaizakely ( 13/07/2008 16:31)
tess>

mandalo fotriny ka
rahariva ihany de lasa njay fa mba nanararaotra nampiditra sarintava fotsiny :-P
65. yonikafopl ( 13/07/2008 16:41)
kapotsitra efa misy fofona manamaimbo tanana akia io petitesakaiza aaaaaa, hihi tapeno ny orona rehefa mandalo izy hihihihih hitanjy za efa kiriko am avatar kou io hihiih
66. Kapistra ( 14/07/2008 06:24)
Conclusion:
Eritreritra nandalo:
Hoy i kapistra:fiteny matotra.
"Misy vehivavy miseho ho tsara ato a!nefa mbola tsy tena tsara,raha vao mifanena amiko io an,tonga dia antsoiko @ anarany fa raha tsy henony dia sihafako izy."
ainaheri:
.... ra atao resaka matotra fona ,d hisy hatory ampitoerana eo ampamakiana ny dinika ra izany!!

Hoy i kapistra:fitenin-jatovo.
milay=tsara
fôpla=tsy tena izy
misy sipa miseho milay nefa fôpla=misy vehivavy miseho ho tsara nefa tsy tena tsara sns.
tess 's slogan
"Ny eritreritra mandalo dia miteniteny tsy manompa,fa ny manompa ny hafa dia tsy mendrika"
Tsarao @ slogan'ny tess ny voalazan'i kapistra sy ireo voalaza eo ambony ireo.
Vakio tsara anie ny an'i ...........aleo tsy lazaina fa ianareo mahalàla ary izaho tsy atoro.
67. ari.malala ( 14/07/2008 06:26)
hay va re ka ompa ny filazana fa hoe tsy mahay miaina ny olona iray e! ndana jereo kely ny zavatra soratany ao nahatonga ana niteny hoe tsy mahay miara miaina aman'olona izy!!!! ze olona mpila ady rehetra izao no arovana, normal be satria koa tsin le kapotsitra mpila ady aman'olona!! tsy mila anao hialona ana za na kely otran'ny silak'hoho aza! sad na hanenjika enao na hanin na hanin za iany no za, ts manova ny maha za ana enao!! ny surprise alou atao tsara :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
68. ni81 ( 14/07/2008 06:36)
ari ô! :) dia ampy fa aza maka lagy eo e!
69. tess ( 14/07/2008 12:47)
wawawawa! mankarary andoha be i kapisotra....tsy lohany tsy vodiny ny zvtr resahina :-D
70. RATOVOARY ( 14/07/2008 13:24)
kapistra:
Io ‘zany dia mba ho fahatsiarovana an’ilay anarana namana tsy foy iray izay.
Rakotonamboarinaraolombelona Jean de Capistrant.
Ny Jean de Capistrant dia nalaina avy amin’ilay anarana masindahy Jean de Capistrano.
@ Espagnol dia hoe Capistràn :Anarana fiantsoana ireo olona nipetraka tao Capistrano , Calabre (Italie)
Ilay Capistrant no navadika gasy dia lasa hoe kapistra.
Tandremo fa anarana masindahy izany hoe Capistrant=kapistra 'zany an!.
sao maniratsira ny ps'nay eo.Ireny efa naniratsira ireny aloha dia nohon'ny tsy fahalalany dia mbola mbola tsy maninona.fa raha mbola misy manao eo,hun !
Attetion a!,'zaho moa haninona, fa i masindahy Capistran no hanafay azy.

Ilay Md nailain'lah tahaka ka nakan'lah ps ho an'lah lesy mba olo-masina ihany, fa maninona no de manao toetra ohatra an'io, na izy aza t@ andro-piainan inoako fa tsy sahy nitsara oul tahak'izao ataon'lah zao, azoko antoka fa nivavaka ho an'izay nanao ny tsy nety no nataony. Fa ny an'lah toa mifanohitra @zay: " enjeho fa meloka" izay ny an'lah. Bon. tsotra no hambarako am'lah. Aleo mivantambatam-piresaka ohatra any ihany toy izay hiatsara velatsihy ahazoan-tsiny tahaka ny an'lah zao.
Ovay ny firesaka @sisa fa mahamenatra. o^o o^o o^o o^o o^o
71. ramistiana ( 14/07/2008 14:07)
Ratovoary:
....na izy aza t@ andro-piainan inoako fa tsy sahy nitsara oul tahak'izao

taiza koa izy no nitsara ol fa mba vakio tsara ny dinika vao mamaly e!
Efa io nambarany io ny heviny ,vakio tsara ny slogan'ny tess dia vakio ny zav soratany.
Tsy misy fitsarana ol tsy fanompana ol fa eritreritra mandalo,iza izao no nompainy teo na notsarainy teo,ireo aza no nanompa azy.
Fa ny anao koa izao no tena tsy mendrika ,tonga dia manao elà ol,olona mbola tsy niresaka taminao akory tonga dia élà élà tsy misy fanajana akory;rehefa ataon'ny olona anefa tsy mahatanty.
72. tess ( 14/07/2008 15:26)
:-D an han!
73. Kapistra ( 14/07/2008 17:00)
Torohevitra mahasoa
Aretin’andoha tsotra :
Aspirinina sy paracetamol .
Raha sendra ka marary fo dia ireto misy torohevitra kely.
Ny voankazo sy ny legioma hanina betsaka ,fa hahatsara ny fo ireo.
Mihinana paiso gasy alohan’ny sakafo fa tena mahatsara ny fo izany.
Ny mihinana ny voatavo tsy asiana sira dia manatsara ny fo ihany koa.
Manaova fampiasan-tena ,ilaina ny manao fanazarana isan’andro na dia kely fotsiny aza.
Misotro rano indrindra ny maraina vao mifoha.
*Fadio ny sakafo masiatsiaka rehetra
Ny sakay ,sakamalaho,anamalaho.
*Fadio ny zava-pisotro
misy alikaola,misy gazy
*Aza mifoka sigara
*Aza misotro kafé
*Ahenao betsaka ny sakafo be menaka
tavin-kena,ny kiendiendy,ny lafarinina.
*Tandremo ny tabataba ,ny feon-javamaneno mafy na ny fahanginana be loatra dia anisan’ny manimba ny fo.
*Ny hatezerana ,ny tahotra ,ny tebiteby,ny ahiahy dia manimba ny fo.
Zavatra tsara foana eritreretina.
Aza malahelohelo ;aza mihaino hira be fihetseham-po.
@ manaraka indray tohizana ny dinika fa mbola sahirana kely aho ato ato.

74. Kapistra ( 14/07/2008 17:12)
Misaotra antsika rehetra nandray anjara tamin'ny dinika na ny nankasitraka na ny tsy nankasitraka an'iny eritreritra nandalo iny ,dia samy homena fisaorana daholo .
Tandremo sao marary fo an! indrindra fa i....... sy i.........,efa misy torohevitra nomeko io raha sendra izay.
Tena te handray anjara be dia be fa ny fotoana no kely.
:-* :-* :-* :-* daholo.@ manaraka indray.
kapistra.
75. tess ( 14/07/2008 17:16)
re- an han :°) :-D :-D :-D :-D
76. yonikafopl ( 14/07/2008 18:21)
ny adala tsy misy fa ny ondrakondrafana no betsaka :-D :-D :-D :-D
77. tess ( 14/07/2008 18:50)
ny hendry mody voky fa ny adala manesika iany :-D
78. RATOVOARY ( 15/07/2008 05:39)
:-D :-D :-D :-D :-D =)) =)) =)) =))
79. yonikafopl ( 15/07/2008 18:01)
=)) =)) =)) :-D :-D :-D :-D :-D =))
80. ainaheri ( 21/07/2008 05:00)
Tandremo ary sao nona @ zany mody voky zany an :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.229