ilay anarana ps

81. 08051972 ( 30/07/2008 20:07)
xxx:

Ato izao misy sipa miseho milay be izay nefa fôplàbe
:roll: :roll: :roll:

ary ny anao mba inona???samy manao izay tiany sy maharevo ny sainy sy ny fony io e! izany avy ka hatao mahavaky saina :-D



Aza sorena @ zany e!! Mba hifalifaly sy hiala voly ange no hifandraisan'ato fa tsy hifanorisorenan'eeee!!!! Reveo manja fotsiny fa ny fiainana efa mafy de mba manal'azy e!!!!
82. Jhemas ( 12/09/2008 11:00)
hmmmmmmmmmmmm
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0074