Barea

1. rajoelina ( 10/07/2008 10:57)
nijery ny klasifikation zah fa i Madagascar angamba mety @ 2100 vao hilalao mondial 8)
Tsy masakana andry Drogba zany ireo bandy ireo.

Diso fanantenana be loatra ny gasy sy ny baolina kitra kle :lol:

;-)
répondu par bazylou le 27/07/2008 22:34
2. RATOVOARY ( 10/07/2008 11:40)
Zay ndray vô nipoitra,Efa afa-tsôna tsara ve elah t@ faharesena be t@ euro teo e?
3. tsanga ( 10/07/2008 13:33)
barea aza deresahina fa tsy hoaiza firy intsony e
4. ravatorano ( 10/07/2008 14:46)
rajo < izay v no fahitanao manokana azy
za aloha tsy mino hoe amin ny 2100 kle lavitra loatra izany
raha ny amin'ny can sy coupe du monde 2010 kosa aloha mety mbola tsy vonona zy zalahy amin io fa ny manaraka mety matoky za e.Tsy frantsay ange ireo ka na mpilalao lazaina fa favo daholo aza premier tour d vizana bandy akama e ! naagaga tokoa

tsanga < tsara ny miresaka mba hitadiavana izay tokony hatao sy hampivoatra ny lalao baolina kitra eto amitsika !

ratovoary< atao ahona e ! hay moa ka barea no resahina kanou
5. ronaldo09 ( 10/07/2008 17:37)
Io ndray le rajoelina sy ny maha Barcelonais azy manakiana ! tsy Barcelone ary leity Barea......Ary taiza moa ialahy no tsy tazana teto amin'ity sehatra ity ?Hitan'ialahy ny fahaizan'i Casillas sy Sergio Ramos fa izy m'tsam no angady nananana sy vy nahitana ny fahombiazana !!!He,he!!! Zany ny Real Madrid e!
6. xxx ( 26/07/2008 21:44)
aza kivy eh ,na tsy mahay azai io ny antsika ,efa mba nandresy an'i angola ry lerony androany 1 a 0,i angola nanao coupe du monde 2006 sy quart de final can 2008,donc tokony mba hanohana ihany,efa zava dehibe izay
7. bazylou ( 27/07/2008 22:34)
ia xxx
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.15