Maligasizasion: 2 volana dia vita
1. kidoropamba
(
09/07/2008 12:43)
Aleo deraina manokana ny filoha hajaina Ravalomanana @ ity maligasizasion izay ataony ity.
Haverina mantsy ny "kajy fototra", ny "tajefi", ry "jao sy mboty" izay nampandroso an'i Madagasikara fahiny.
Ny mampiavaka kely azy fotsiny dia izao: ampianarina man'isa, mamaky teny ary manoratra @ teny gasy aloha ny boay kely; ka raha tonga amin'ny taona faha-6 dia mivadika frantsay tampoka ilay izy ka manomboka indray ny "calcul", "lecture" sy ny sisa hiatrehana ny CEPE. Io ilay "transformationnelle" lazain'ny MAP mikasika ny fanabeazampirenena. Sahala amn'ny tanalahy ny mpianatra gasy ka afaka mivadibadika amin'ny fotoana ilAna azy.
Ny tena milay dia izao: 2 volana monja dia voahofana ny mpampianatra amin'ireo ambaratonga ambany ireo "hampianatra @ teny malagasy". Tsy ilAna fiofAnana andakilasy io an, fa any manao vakansa any ry zareo dia mahazo avy hatrany ilay fihofanana ahafahan'izy ireo mampianatra ny taranja amin'ny teny malagasy.
Mafy ary tena mafy marina ity filoha hajaina Ravalomanana ity ary tena hikoizana mihitsy raha hanome tetik'asa entina mampandroso ny firenena.
Raha tsy mahafehy ny teny malagasy hoy filoha hajaina Ravalomanana dia tsy misy ny fandrosoana. Io ange no mahatonga azy raha mitety faritra dia miarahaba ny vahoaka malagasy manao hoe: "salut! hello!". Satria mila fehezina ny teny gasy izay miisa telo ao anatin'ny lalampanorenana.
Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^

répondu par tsimati le 12/07/2008 15:19
2. kanota
(
09/07/2008 12:44)
Fantatro fa sarinadala any Maharo Tsimbazaza io ampiasain'i kidoro io. Hilaza amin'ny havany aho ka ho hitan-drakidoro eo ny vokatr'io fanimbazimbana io
3. xxx
(
09/07/2008 13:08)
izao vao tena azoko fa TIM irigiringiriny mihitsy ity rakidoro ity. Misaotra anao rakidoro an!
Tsy ho TAFITA isika. :wink:
Tsy ho TAFITA isika. :wink:
5. Lejoba
(
09/07/2008 14:52)
Tena marina ity fa tsy resaka abobo an
Lehibe tao anatin'ny 2ème république aho : nilahabary sy niaina ny tsy fisiana rehetra. Nianatra t@ EPP, CEG, Lycée tao anaty fanagasiana tanteraka. Sanda voavaha = racine carrée; miiba = nombre négatif.
Efa 2nde (taona faha-10) vao nivadika teny frantsay daholo afa-tsy ny taranja malagasy.
Mipetraka aty an-dafy aho izao ary miteny : frantsay, anglisy, alemana, japoney, ny teny malagasy tsy very. Rehefa misy voambolana (= vocabulaire) vahiny tsy mbola fahenoko dia haiko ny mamantatra hoe "matoanteny" izany sa inona; dia mora ny aminaniako ny dikany avy eo.
Ka hitako fa tsara ny mahay teny gasy, izany hoe tsara ny maligasizasion. Ny soatoavina sy ny fahendrena malagasy koa lafatra.
Raha mahita diso tsipelina @ io nosoratako io ialahy isany dia mahery. (tsy misy caractères japonais eto fa raha tsy izany nadikako t@ teny vahiny isan-karazany ireo nolazaiko ireo)
Mbô e! e!

6. tsimati
(
09/07/2008 15:06)
Misaotra lejoba aaaa :* :* :* . Ry zalahy ihany hono no mahalala andafy e dia tsy mahateny zay tsy mba nivoaka kano
7. hoby
(
09/07/2008 15:10)
:lol: Salama daholo,
tsara ny mahay gasy teny sy maha-voafehy azy tsara nefa izao no tsarovy ny teny gasintsika vao miala eo Ivato de tsy misy ampiasana azy intsony raha tsy refa miverina na mahita gasy samy gasy angaha mifampiresaka saingy mifangaro teny vahiny , ny tiako lazaina de we tsy de mahoby io fampianarana amin`ny teny gasy io fa efa heloka lehibe nataon-DRatsiaraka kanefa lasa tsara fakahataka hoan-Dr8 ankehitriny sao mba diso lalana lahy ny tena loza de ny zanakin`ny tsy manak`atao no voa mafy fa ny manana anie alefany any amin`ny libre ny zanany miteny frantsay tsara na anglais nefa mahafehy ny teny gasy , ka asa izay ho voa-mafy eo
tsarovy tsara fa rehefa misy offre d`emploi ka mapiantso anao hiasa ao aminy de tsy entretien amin`ny teny gasy eo ny mpiasa antrano ary anie izao vao tsy mahay teny vahiny de sarotra mahita asa moa raha mahita de kely sosy e :oops:

8. xxx
(
09/07/2008 15:56)
Araky ny eritreritro, mahay miteny vahiny indray ny filohantsika (indrindra fa ny teny frantsay :lol:) ka ny zaza malagasy indray no saziny.
9. kidoropamba
(
09/07/2008 16:05)
Siora lejoba! Mahery ny filoha hajaina Ravalomanana.
miiba x miiba = miabo
miabo x miiba = miiba
miabo x miabo = miabo
ho fantatsika daholo amin'izay ny dikany hoe: "air force one", "task force", "institute of leadership", "Millenium challenge account", "hello", "chief of staff", "Ravalomanana", "kit scolaire"...
Avelao hoa ireo izay lasa any ivelany hijanona any fa isika gasy dia alaivo ny CEPE dia ndao hiasa.
roa miiba iray mira iray; resaka kajy fototra io an.
Hitako sahady ireto boaikely faly dia faly @ fidirana @ septambra raha mahita hoe: "sora-tononina". Hianatra ny tovana "ana" sy "ina" ary ny "tovona" sy ny "tsofoka" if, in (vinidy, avy amin'ny matoanteny vidy).
Tsy ilaina ange ny zaza mahantra hianatra teny vozongo izany satria izy ireo tsy handeha any andafy akory. Ampianaro azy i koto fetsy sy imahaka dia efa ampy azy izay. Hihena koa ny mahantra ato ho ato.
Garanti aloha ny zEnErasion Ravalomanana fa ho tafavaoka e.
Tafita Isika Malagasy
god save Ravalomanana ^:^

10. tsimati
(
09/07/2008 16:12)
Dia tsy nivoatra ve ny Sinoa, ny Malaysian, ny Korean, sy ny tohizo rehetra mampiasa ny teniny ? Fa iza no miteny fa tsy maintsy sahala ny tamin'ny andron-dradidy ? T@ andron-dradidy hafa no dikan'ilay hoe fanagasiana. Tsisy milaza mihintsy fa rehefa fanagasiana dia tsy mampiasa teny hafa. RAHA SAMY HAMADIKA ALOHA DIA TENY MALAGASY SY TENY ANGLISY NO HAMAFISINA AMINAY. Nampiasa teny frantsay ary milaza mahay nefa nahalasa ny firenena nankaiza na nahay aza nareo? hajanony any io Frantsay io. :-D :-D :-D . Mitaiza ELITA TSY MAHATAFAVOAKA IOTENY FRANTSAY IO :-D :-D :-D
11. kidoropamba
(
09/07/2008 16:12)
Hoby a! aza mora fanina tahaka io.
Tsy ilaina ny teny vozongo raha hitady asa.
Ndana milahatra ery @ MAGRO sy TIKO fa resaka tery ronono sy fanisAna vilia no misy ao. Tsy ilAna teny vozongo izany.
Ndana koa any @ sheritt sy QMM fa manasa fasika no atao any ka tsy ilAna teny vozongo. NdAna any atsimo any @ ranch, fa sasa vodin'omby no atao any ka tsy ilAna teny vozongo.
Tafita ny zEnErasion Ravalomanana ^:^

12. tsimati
(
09/07/2008 16:14)
TENY VAHINY ILAINA FA NY TENY FRANTSAY MITAIZA ELITA TSY MAHATAFAVOAKA :-D :-D :-D
13. jefra
(
09/07/2008 20:34)
Asa raha misy afaka mamaly:
1- Nisy tenim-paritra ve ny fanagasiana fahiny, sa dia ny fiteny faheno am haino aman-jery no nampiharina? Raha mba misy afaka manao vavolombelona.
2- Inona no mahasamihafa ilay hatao amin'ny natao fahiny?
Misaotra mialoha.

14. ni81
(
09/07/2008 20:37)
Asa raha misy afaka mamaly:Somary hazavao kely hoe fa tsy dia azoko loatra ny fanontaniana tianao apetraka?
1- Nisy tenim-paritra ve ny fanagasiana fahiny, sa dia ny fiteny faheno am haino aman-jery no nampiharina? Raha mba misy afaka manao vavolombelona.
2- Inona no mahasamihafa ilay hatao amin'ny natao fahiny?
Misaotra mialoha.
15. lanto
(
10/07/2008 10:51)
xxx:
izao vao tena azoko fa TIM irigiringiriny mihitsy ity rakidoro ity. Misaotra anao rakidoro an!
Tsy ho TAFITA isika. :wink:
izany ve ? anti-TIm izoa kou ! jereo tsara :-)
16. tsanga
(
10/07/2008 11:00)
sao de ny fanazavana no teny gasy ahafahan ny ankizy mandray azy fa tsy miiba sy miabo e
17. kidoropamba
(
10/07/2008 11:30)
kay izany ny maligasizasion an'i filoha hajaina Ravalomanana: Fanazavana @ teny malagasy fa ny taranja ianarana dia @ teny frantsay? hin hin hin!!! gaigy kosa raha izany.
Ny ahy aloha dia tena mankasitraka izay antaon'ny filoha hajaina Ravalomanana na dia somary maha lasa adala aza indraindray ny heviny, fa kosa hoy izy hoe: aza matahotra fa minoa fotsiny ihany, dia "mino aho". Mino aho fa tafavaokan'i filoha hajaina Ravalomanana ny "hampi-iba" (miiba miabo) ny vahoaka @ fahantrAna.
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana
^:^

18. kidoropamba
(
10/07/2008 12:05)
jefra:
Asa raha misy afaka mamaly:
1- Nisy tenim-paritra ve ny fanagasiana fahiny, sa dia ny fiteny faheno am haino aman-jery no nampiharina? Raha mba misy afaka manao vavolombelona.
2- Inona no mahasamihafa ilay hatao amin'ny natao fahiny?
Misaotra mialoha.
Ity mba misy tenimparitra mba fantako: "MosarE bibiky" (vahoaka io), "mavandivandy avao" (filoha hajaina io), .
Tafita Isika sy ny MosaRE.
God save Ravalomanana^:^
19. tsimati
(
10/07/2008 14:37)
Fiteny avy taiza moa ny "varingarika, takamoa, toboka, vesa-jaka, zaka, toboka mihilanilana, diky,..." Sao lazaina teny avy amin'ny faritra iray indray ?
Misy fomba fiteny marobe ny sinoa nefa ianao no manazava hoe fa maninona no Mandarin sa asa no ofisialy. Sahala izay koa Malaysia sy indonesia izay ahitana teny marobe nefa misy iray atao hoe Bahasa indonesia sy BahasaMalaysia dia maninona ? Na ny yahoo aza misy Bahasa saingy ny Malagasy tsy haiko. Elita tsy mahatafavoaka be resaka. Frantsay tsy nitondra fandrosoana ho an'ny Gasy. Hitady makorel atao vady no nataony. :-D :-D :-D

20. kidoropamba
(
10/07/2008 15:21)
Marina mihitsy ilay lazain'i tsimati fa ireto frantsay ireto dia tsy hampandroso mihitsy. Marina! Na dia izany aza dia hisaorana ny filoha hajaina mbola malemy fo nanome an'ireo frantsay tsy hampandroso firenena ireo ny fasik'i Nosy be sy ireo nosikely tsy misy gasy mipetraka mihitsy.
Ny frantsay mitondra 2 euros ihany no mba mety ilain'ny Madagasikara hampandroso azy fa raha tsy izany tsy ilaina mihitsy.
Dera sy laza hoanao Ravalomanana